Miranah longrich

Miranah longrich

Share

Santé, beauté, conseil, a la recherche des nouveaux membres

10/03/2025
Photos from Miranah longrich's post 05/05/2023

Miarahaba tompoko
Hiditra ririnina isika izao
Handao hiaro ny vatana sy ny volo:

🍀 Shampoing 2 en 1
Miaro ny Volo tsy hihitsana
Manalava Volo haingana
Mampijanona ny mihongotra

🍀 Sérum snake oil 120 ml
🍀 Après shampooing gr***de

🍀 Calcium fer+zinc
Natao ho any rehetra
Mampitombo sy mapangeza haingana
Mapahita torimaso tsara
Miaro aminy aretinify
Manampy ny hery fiarovana
Mety ho any olona avy narary
Mety ho any olona mikotrana
Tsy mety oany vehivavy bevoka, fa mety oany mampinono sy Zaza 4 taona no miakatra
Tsy misy effet secondaire
Mandefa 20 comprimés ho any ankizy, 40 et plus ho any lehibe
Izay maka 50 et plus mahazo boîte

🍀 vitamine C
Ho anao voany grippe matetika
Ho anao marefo
Mapatanjaka,manampy ny hery fiarovana

Koa raha Liana ary ianao dia manasa anao handefa mp avy hatrany tompoko

Mankasitraka anao hatrany

13/02/2023

Miarahaba tompoko
Amin'izao semaine St Valentin Zao dia manao promotion kely aho amin ity herinandro ity
Misy an'ireto produit longrich ireto ato amiko , ka izay micommande amin'ity herinandro ity ihany no mahazo fienambidy :
🍀 parfum homme , sérum 120ml, après Shampoing artemesia
🍀 shampoing 2 en 1 sy Shampoing anti pelliculaire
🍀 crème sod milk, crème main
🍀 savon vert (sous carton, sans carton) sy savon noir
🍀 déodorant , rafraîchisseur de bouche
🍀 savon de lessive liquide (1 litre ), vovon-tsavony en poudre (1 kg 300)
🍀vitamine C ( mandefa 15 mihoatra, sy iray boîte de 60 comprimés) sy calcium (fer + zinc) : ( mandefa 20 comprimes mihoatra na iray boîte de 100 comprimés ) mapatanjaka , mapangeza

🍀 Koa manasa anao ary handefa mp raha Liana ianao , afaka micommande produit hafa fona anefa ianao
Mankasitraka anao sahady tompoko

Photos from Miranah longrich's post 26/01/2023

Miarahaba tompoko,
Te hiditra membre longrich ve ianao
Misy karazany ny fidirana membre , fa ireto 3 ireto no conseillé.ko anao
Na ilay 140000 ar (4pv) , 220000 ar (30pv) Ary produit izay safidinao eo aminy 300000 ar eo 60 PV ( Io ndray Amin ity semaine ity ihany miditra Amin Io ianao Dia mahazo cadeau valeur 140000 ar eo )
Afaka mandefa mp ianao raha Liana na mila fanazavana fanampiny tompoko, mankasitraka anao sahady

🍀 Longrich lova ho anao sy ny taranakao 🍀

17/01/2023

Miarahaba tompoko
Mitovy ihany ito sy ilay page iray
Misy an'ireto produit longrich ireto ato amiko sao dia mila ianao
🍀 Parfum homme ( afaka mi-commande femme ihany ko ianao )
🍀 Rafraîchisseur de bouche
🍀 Crème main
🍀 Dentifrice 100g sy 200g
🍀 Gobelet pi cup alcaline 400 ml
🍀 Calcium misy fer sy zinc / vitamine C ( mandefa 20, 40 comprimés ary une boîte )
🍀 Savon noir / savon vert
🍀 Crème sod milk
🍀 Détergent / vovon-tsavony 1kg300
🍀 Shampoing au thé blanc anti pelliculaire
🍀 Après shampooing grenadine
Misy hatrany ireo gamme manalava volo haingana, manadio vatana sy tarehy , protège slip sy serviette hygenique ...
➡️ Afaka micommande produit hafa fona ianao tompoko
➡️ Natao aminy vidiny mirary hatrany
➡️ Koa manasa anao ary hiditra MP raha hicommande na mila fanazavana fanampiny ianao
🍀 Prix: manomboka 10000 ar , arakaraky ny produit vidinao tompoko ( vaovao daholo ny produit rehetra)
🍀 Mankasitraka anao sahady tompoko 🍀

12/01/2023

Miarahaba tompoko, misy problème ito page ito, tsy afaka manao pub fa raha Mila publicité ianareo Dia ito ny page.ko vaovao
Mankasitraka an ireo efa nanjifa sy mbola hanjifa tompoko

Photos from Miranah longrich's post 02/01/2023

Miarahaba tompoko,
Misy produit longrich maromaro ato amiko:
🍀 Savon noir
🍀 Crème sod milk
🍀 Lotion rajeunissante
🍀Spray anti moustique
🍀 Rafraîchisseur de bouche
🍀 Snake oil 120 ml et 80 ml
🍀 Protège slip, serviette jour et nuit
🍀 Shampoing au thé blanc
🍀 Crème main
🍀 Déodorant
🍀 Vitamine C sy Calcium afaka mande atsinjarany
🍀 Dentifrice 200g et 100 g
🍀 Détergent, vovon-tsavony en poudre 1kg300 g
🍀 Parfum homme et parfum femme
Natao aminy vidiny mirary hatrany
Afaka micommande ianao tompoko
Mankasitraka anao sahady

02/01/2023

Miarahaba tompoko,
Niova an ito ny page ko fa misy problème ity page ko ty, tsy afaka manao pub tsony a.
Ho anareo izay efa nanjifa sy mbola hanjifa afaka micommande ato na ato Amin ity page ko iray ity
Mankasitraka tompoko

Photos from Miranah longrich's post 26/12/2022

Miarahaba tompoko,
🍀Promotion Noël et fin d'année 🍀
Araraoty fa promotion ny produit longrich rehetra
🍀 Ny 26 décembre hatraminy 1 er janvier ( 30 décembre ny farany fandraisana commande)

🍀 Mividy 3 mitovy mahazo kadoa 1

▶️ Ohatra hoe: mividy déodorant 3 Dia mahazo iray gratuit
▶️ Dentrifrice 3 Dia mahazo iray gratuit
Afaka misafidy produit izay tianao fa Mila 3 mitovy fotsiny Dia mahazo iray gratuit 🙂
Ko aza tara ary tompoko ,
Mankasitraka anao sahady

19/12/2022

Miarahaba tompoko,
Mbola misy tsy nahazo produit longrich ve?
🍀 Misy karazany maro hatrany ato amiko , afaka mi-commande hafa ihany ko anefa ianao
🍀gel do**he au bambou : tsara fofona, malefaka tsara
🍀 Savon noir / savon vert
🍀 Gamme manadio tarehy ( crème sod milk + savon noir )
🍀 Gamme anti-vergeture ( crème main : manalefaka tanana, manafotsy tanana , manalava hoho ... + Crème sod milk+ savon noir)
🍀 Gamme manalava Volo haingana : sérum snake oil 120 ml +shampoing au thé blanc, anti pelliculaire, après Shampoing sad masque gr***de
🍀 Gobelet pi cup 400 ml, manasitrana aretina maro, mampitombo ny hery fiarovana
🍀 Déodorant
🍀 Vitamine C sy calcium
🍀 Protège slip , serviette jour et nuit
🍀 Dentifrice 100g sy 200g
Afaka mandefa MP avy hatrany raha toa ka Liana ianao tompoko
🎁 Mankasitraka anao sahady tompoko 🎁

Category

Website

Address

Ambohibary Antanimena
Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Miranah longrich posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.