Baby MiMa SHOP
� TONGASOA�
✨ KINGYES SILKY BEAUTY SPRAY ✨
Leo rasoir maratra? Leo cire marary?
Spray épilation 1 ity no solution!
✅ Sans douleur - 6 à 8 min fotsiny dia miala ny volo
✅ Hoditra malama sy soyeux
✅ Maivana sy doux
Stock limité - 150ml
MP ary fa mandefa faritra rehetra izahay! 📩
0387330754
prix 25.000 ar
🎀🥰 Tena tsara ity technologie vaovao ity an🎀🥰
Hiverina kely any amin'ny années 1990 tsika tena tsara bé mihintsy
Mampite hanana bé ry reto an
10/09/2026
🎀bou de sein🎀
Raha somary sahirana ianao Dia ity no vahaolana
🥰 Kelikely lohanono ve
🥰 Marary ve rehefa mampinono
➡️ Mampiasa BOU DE SEIN10.000ar
Mp pour commander
Manao livraison manerana an' i Madagascar 🚗🏡
☎️0387330754
10/09/2026
🎀 Pelisse fermeture 🎀
Pelisse manala fasahiranana
Manamora ny fitondrana zaza
38.000 ar
🚛Manao livraison manerana an'i Madagascar 🇲🇬 🚛
✨ BROSSE VAPEUR POUR CHEVEUX – ✨
💆♀️ Manamora ny fikarakarana sy coiffage ny volonao
💧 Réservoir d’eau rechargeable
🔌 Rechargeable par USB
🌸 Mora ampiasaina ao an-trano
🔥 Vidiny : 40.000 Ar ihany!
📦 Livraison disponible partout à Madagascar 🇲🇬
📞 : 0387330754
🎀 Mbola misy tsy nahazo savon 12.000 ar vé🎀
PROMOTION INDRAY FA AZA TARA
✨💁♀️ MAIKA BE VE NEFA VOLO FOTSY? Vahaolana haingana!
SAFOY FOTSINY AMIN'NY
💄 MASCARA CHEVEUX NY VOLONAO
💰 18.000Ar seulement
🎨 Marron 🤎 / Noir 🖤
✅Manarona volo fotsy avy hatrany
✅Mamerina loko racines
✅ naturel
✅ Mora ampiasaina, tsy mila RANO💧
✅ Tsy mamindra amin'ny tanana ✨
🕣 Mety ampiasaina amin'ny fotoana rehetra
📩 0387330754 / midira mp avy hatrany
➡️Manao livraison partout TANA
➡️Mandefa faritra rehetra ihany koa
Category
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Baby MiMa SHOP posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.