Larie

Larie

Share

Si la vie est un voyage , faisons-en une aventure extraordinaire

15/10/2025

❤️👍🫰

fikafika kely manpiverina demoiselle 🤣zah Aloha tsy misotro cafe fa ilay vovony iny no ilaina 🥚🥚
io no gomange kely fa tena tsara be Aloha le izy manala ride ah 💯
tamenak'atody sy taikafe no afangaro ary iny no osorana amin'ny tarehy 💯 temp de pause 30min zay vao manao do**he fa tena hoe miracle kely aveo Satria lasa manjakely 😘

16/07/2024

❤️❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo