Volabox

Volabox

Share

Reveal your beauty with us 💫
Trendy hairstyles 💇‍♀️ , Fashion looks 👗 , Cosmetic must-haves 💄
Feel confident. Feel beautiful.

15/07/2026

Porte essui tout.
Inox matevina 5000ar

Photos from Volabox's post 15/07/2026

✨ CUVETTE INOX DORÉ MATEVINA ✨
Ataovy manara-penitra ny lakozianao amin'ireto cuvettes inox doré tsara kalitao ireto. 💛
✅ Inox matevina sy maharitra .Tsy mora harafesina , Mora diovina fikarakarana sakafo, salady, voankazo, ary fanompoana
📏 Misy habe maro: 16 cm ka hatramin'ny 40 cm
💰 Vidiny mirary 📦 Livraison misy manerana an'i Madagasikara.

Photos from Volabox's post 15/07/2026

✨ BOUTEILLE DISTRIBUTRICE D'HUILE & VINAIGRE – ✨
Ataovy mora sy madio kokoa ny fikarakarana ao an-dakozia! 🍳🥗
✅ Habe ny: 200ML :11000AR
300 ML : 13000AR
✅ Verre matevina & inox kalitao
✅ Tsy mitete (anti-fuite)
✅ Mety ho an'ny huile, vinaigre, sauce soja, sy zava-manitra ranoka hafa
💎 Tsara endrika, maoderina ary manampy hatsarana ny lakozianao.
📦 Livraison misy manerana an'i Madagasikara.
📩 Alefaso message izahay raha hanafatra.

Photos from Volabox's post 15/07/2026

Porte serviette de table inox
3000ar/pc
Maka maro 2700ar
Manao livraison, mandefa any am faritra

11/05/2026

VOYAGE ORGANISÉ À ANDASIBE
Andao hiaraka hankafy natiora sy hitsangatsangana any amin’ilay toerana feno hakanton’i Madagasikara : Parc National d’Andasibe

📅 30 – 31 Mai
🚌 2 jours / 1 nuitée
Programme :
📍 Sabotsy 30 Mai
Fiaingana
Installation sy fitsaharana
🔥 Feu de camp
Alahady 31 Mai
Visite ny Parc National d’Andasibe
Fitsidihana sy fakana sary
Fiverenana
✨ Fotoana hialana sasatra, hiarahana amin’ny namana, ary hankafizana ny natiora.
📩 Raha mila fanazavana fanampiny na réservation dia afaka mandefa message privé.

Photos from Hiarak-i-Travel's post 21/04/2026
20/04/2026

🔥 TSY HO ADINOINAO ITY VOYAGE À AMPEFY ITY 🔥
Te hiala sasatra sy hiala amin’ny stress ve ianao? 🌿
Ampefy no toerana tonga lafatra: rivotra madio, toerana mahafinaritra ary aventure tsy hay hadinoina! ✨
📅 1er Mai — Aza tara!
🚩 Programme exceptionnel :
🏝 Îlot de la Vierge
🏖 Plage d’Ampefy
🌋 Geysers d’Analavory
💦 Chute de la Lily
💯 Tout inclus = zéro stress !
🚌 Transport aller-retour
🍽 Déjeuner matsiro
🧭 Guide professionnel
🎫 Frais d’entrée rehetra
💰 (prix promotionnel)
📞 Réservation : 038 47 697 58
⚠️ Places limitées — izay haingana no mahazo!
👉 Tongava miaraka amin’ny namana, fianakaviana na olon-tiana ❤️
👉 Ataovy souvenir tsy hay hadinoina ity 1er Mai ity!
🌴✈️ Hiarak-i-Travel — Your journey, our passion 🌴

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo