Unity Agency Madagascar
Agence de Mannequinat
27/08/2026
Izahay equipe unity agency Madagascar dia Mankahery ny fianakavin' i mr Gael vady aman-janany , ny equipe akoa rehetra ! Izy mo dia directeur n'y akoa hotel ivandry ! 🥹🥹
24/08/2026
✨ FACE OF UNITY 2026 ✨
👠 FIFANINANANA MANNEQUIN & LAMAODY 👠
Tia lamaody, tia manao défilé ary mankafy ny tontolon’ny mannequinat ve ianao? 🔥
Ity ary no fotoana hanehoanao ny talenta, ny style, ny fahatokisan-tena ary ny fahaizanao miseho eny ambony podium! 💫
🏆 Face of Unity = fifaninana mannequin & lamaody
✨ Sahia misongadina
✨ Sahia mandeha podium
✨ Sahia mamirapiratra
👑 Mety ho ianao no Face of Unity 2026!
📍 Akoa Hotel Ivandry
💰 Fandraisana anjara : 5 000 Ar
21/08/2026
🔥 2ᵉ CASTING — FACE OF UNITY 2026 🔥
📅 5 SEPTEMBRE 2026
📍 Akoa Hotel Ivandry
💰 Droit de participation : 5 000 Ar
Tia mannequin ve ianao? 👠
Tia lamaody ve ianao? 👗
Ary tia mifanina ve ianao? 🔥
Ny Face of Unity 2026 dia fifaninanana natao ho an’ireo olona tia lamaody, manana personnalité, élégance ary vonona haneho ny talentany eo amin’ny sehatry ny mannequinat.
✨ Natao ho anao ny Face of Unity !
🏆 Mety ho ianao no FACE OF UNITY 2026!
Aza misalasala mandray anjara ary asehoy fa ianao no manana ny maha-izy azy!
💙 Osez briller. Osez défiler. Osez gagner. 🖤
FACE OF UNITY 2026 — Mety ho ianao no Face of Unity!
13/08/2026
✨ DÉCRIS TON STYLE EN 3 MOTS ! ✨
Raha ianao no mamaritra ny style-nao… inona avy ireo teny 3 tonga voalohany ao an-tsainao? 👗🔥
💬 Soraty ao amin'ny commentaire ny teny 3 mamaritra anao indrindra !
👀 Aza adino… mety ho hita amin'ny Face of Unity ny style-nao! ✨
11/08/2026
✨ PRÉSENTATION DU JURY — FACE OF UNITY 2026 ✨
👑 MADAME SANDRA
Une femme d’élégance, de caractère et d’ambition.
Passionnée par la mode et l’univers de l’élégance, Madame Sandra est également une femme entrepreneure accomplie, à la tête de Akoa Hotel.
Son parcours, son expérience dans le monde professionnel et son regard sur l’élégance font d’elle une personnalité idéale pour intégrer le jury de Face of Unity 2026. ✨
💫 Femme inspirante, élégante et dynamique, elle saura porter un regard juste et pertinent sur nos candidats et candidates.
Nous sommes fiers de l’accueillir parmi les membres du Jury Face of Unity 2026. 🖤💙
Bienvenue Madame Sandra ! 👑✨
🔥 FACE OF UNITY – LES QUALIFIÉS SONT LÀ ! 🔥
✨ Faly izahay mizara aminareo ny sasany amin’ireo candidats izay nahavita ny CASTING voalohany ary efa tafakatra amin’ny dingana manaraka! 👑
👏 Bravo ho anareo rehetra!
Ny confiance, l’élégance, la personnalité ary ny talentanareo no nahafahanao niroso tamin’ny étape suivante. 🔥
🎥 Ireto àry ny sasany amin’ireo QUALIFIÉS hita tao amin’ny casting omaly!
💫 Fa mbola misy 2ÈME CASTING ho an’ireo izay mbola te-hanandrana sy haneho ny talentany.
FACE OF UNITY
✨ Oser briller • Oser défiler ✨
🔥 Iza indray no ho tafakatra amin’ny dingana manaraka?
09/08/2026
Inona Ary Ilay fanotaniana sarotra valina tao amin'ny casting tao ? Aza miala lavitra ny pejy unity agency Madagascar
Mirary alahady mahafinaritra ho antsika 🥰🥰🥰
Casting face of unity
07/08/2026
🔥 J-1 FACE OF UNITY ! 🔥
Rahampitso no fotoana lehibe! ✨
FACE OF UNITY – OSER BRILLER, OSER DÉFILER 👑
📅 Samedi 8 Août 2026
📍 Akoa Hotel Ivandry
⏰ 13h00
👠 Tenue classe obligatoire – talon ho an’ny vehivavy
👫 Ho an’ny vehivavy sy lehilahy 16 taona no ho miakatra
💰 Droit de casting : 5 000 Ar
💙🖤 UNITY AGENCY MADAGASCAR
Tiako dia ataoko satria manendrika ahy. ✨
🔥 J-1… MIOMÀNA! 🔥
Click here to claim your Sponsored Listing.