GLOW UP

GLOW UP

Share

Tsarasaotra, Alarobia; route pavé à 200m du rond point.

💅Salon de beauté professionnel💇
➡️Ouvert du Mardi 👉🏻 Samedi
➡️Dimanche et Lundi 👉🏻 Rendez vous uniquement

📞+261384419499📞
📞+261380915653📞

Photos from GLOW UP's post 10/04/2026

Bonjour daholo ny malala isany 🥰

Zoma sahady ndray ny andro dia efa andeha ivoaka hanalazy daholo ny manjakely 🤭❤️
Mirary zoma mahafinaritra akia 😊❣️
Glow Up misokatra ho anareo foana fa mandalova 💆🏻‍♀️💇🏻‍♀️💓

Zay fa bisous daholo 😘😘

📞0384419499📞

Photos from GLOW UP's post 08/04/2026

Coucou mes cheries 🥰

Saika hiteny fotsiny aho akie hoe ny fety no tapitra fa ny fahamanjana andao tazomina foana anh 😍❤️ sa ve oe aaa? 🤭

Tongava fa vonona foana zahay sady miandry anareo foana 💆🏻‍♀️💇🏻‍♀️💅🏻😊

Eto Tsarasaotra soavimasoandro foana ihany fa mbola tsy niova 😘

📞0384419499📞

Photos from GLOW UP's post 03/04/2026

Bonjour akie ry manjakely isany anh 🥰

Lay Paques après demain akie eo ihany satria demain koa mbola afaka manomana ny fahamanjana 😍😅

Fa androany anie ka vendredi e 🤗 nga tsy anao vendredi jolie? 😋 Tongava aingana aty am' Glow Up💆‍♀️💇‍♀️💅 fa ataonay jolie be ndrie mandeha mivoka any 🥰
Tonga dia any am'ndrie ny mason'izao tontolo izao ne oa e 🤩❣

Adresse tsy miova anh 😊
Arrêt bus 120 tranomavo (Soavimasoandro)
Mandroso kely dia misy trano gris ngeza be dia ato zahay miandry anareo 🤗

Tongava fa karakarainay tsara akia 💗

📞0384419499📞

02/04/2026

TSY MAINTSY HO MANJA AMIN’NY PÂQUES VE IANAO SA TSIA ? 🚨
Raha mbola tsy voakarakara ny endrikao…
👉 izao no fotoana farany!
🔥 Glow Up no hanova anao ho:
✨ tsara tarehy kokoa
✨ matoky tena kokoa
✨ mahasarika maso avy hatrany
⚠️ Attention: feno haingana ny place amin’izao!
💄 Tongava avy hatrany na maka rendez-vous
📍 Toerana raitra + accueil tena mahafa-po
💰 Prix mora nefa qualité avo be
📞 038 44 194 99
📩 Inbox “GLOW” dia omena priorité ianao

🎁 Bonus spécial Pâques :
✔️ Tarif accessible ho an’ny rehetra
✔️ Vokatra tsy mandiso fanantenana
✔️ Carte de fidélité OFFERTE
⏳ Aza miandry ho tara…
👉 Ireo efa naka place no ho voalohany ho hita manja amin’ny fête
🔥 Glow Up na mijanona amin’ny taloha — safidinao! 🔥
👉🏿Ireto ambany ireto ny Tarif de base tsy mampino Raha toerana sy ny vokatra no jerena
😁Hisafidy iany vé tsy aleo toerana manaram-penitra nefa amin'ny tarif mitovy😁

11/03/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fenomampionona Sitraka Raherimanantsoa, Mi Han'tsoa Anjara, Tsanta Andriamanana, Angela Holiarimino, Lėę Clēm's, Miary Ravaoarisoa ❣

10/03/2026

Bonjour akia 🥰

Tia anao volo ve nareo? 💇‍♀️
Sa tia ikarakara ny tanana ? 💅
Sa hoe ikarakara tarehy?💆‍♀️

Fa tsy maninona koa anie akie ra atambatra izy rehetra e 😍 raha ho atambatra dia avia fa ataotsika promotion be mitsy satria le tout pour 30000 ariary 😱❣
Aiza ndray ahita otrzany akie 😊

Adresse tsy miova:
Tsarasaotra-Soavimasoandro
Arret bus Tranomavo dia mandroso kely dia misy trano be gris dia ao zahay miandry anareo 💗
Du 9h à 16h 😊

Raha RDV dia ireto ny laharana
📞0384419499
📞0380915653

09/03/2026

Tongava fa ataotsika promotion 🤗
Ra manana 12000ar ndrie dia efa mavita volo 😘 tsy maninona fa mbola asinay fameriny 😉

Bonjour ... 🥰

Tsy aleo ve akie atomboka @ fahamanjana ny erinandro-tsika? 😍

Tongava fa efa misokatra zahay dia miandry anareo am-pifaliana 😊😊

Afaka maka rendez-vous koa anh, MP na miantso ireto numero ireto 😘

📞0384419499
📞0380915653

09/03/2026

Bonjour ... 🥰

Tsy aleo ve akie atomboka @ fahamanjana ny erinandro-tsika? 😍

Tongava fa efa misokatra zahay dia miandry anareo am-pifaliana 😊😊

Afaka maka rendez-vous koa anh, MP na miantso ireto numero ireto 😘

📞0384419499
📞0380915653

06/03/2026

Coucou daholo ny manjakely 🥰

Efa niandry ve nareo ? 😍

✨ MIVERINA MISOKATRA ny GLOW UP – Salon de Beauté ny Alatsinainy 09 Mars 2026 😘

💇‍♀️ Coiffure
💅 Onglerie
💆‍♀️Esthétique

Salon mihaja, fandraisana mahafinaritra kely ary sarany mora zakain’ny rehetra anie e 🤗

📍 Soavimasoandro – arrêt trano mavo
Miroso kely dia mahita trano be gris dia ao ny misy ny GLOW UP 🤩

💬 Tag-o eto amin’ny commentaire ilay namandrie tiandrie hiaraka hanao manjakely amintsika 💗

🌸 Satria ndrie anie ka ravaky ny lalana akie eee 🌸

Afaka miditra MP raha misy fanontaniana anh 😊
Afaka miantso sy manao famandrihana amin'ireto laharana ireto ihany koa ☺️ :
📞038 44 194 99 📞
📞038 09 156 53📞

05/02/2026

SALON DE BEAUTÉ GLOW UP Soavimasoandro Tsarasaotra
Le Saint Valentin approche....brillez et sautez- vous exceptionnelle pour cette occasion spéciale 💑

❣C'est le moment de révéler votre glow up et de vous sentir irrésistible!!
🎁Profitez de nos promotions speciales: réduction de prix toutes les prestations 🎉💅💇‍♀️
Venez nombreux 🏃‍♀️
🏠Maison gris 4 Etages après arrêt bus trano mavo
⏰7h 30min à 17h
☎️0341979823
0337209098
Avec parking et sans délestage

13/02/2025

Bonjour daholo e!
Amin'izao fetin'ny mpifankatia izao💏 dia manolotra fanomezana ho anareo rehetra tonga manao prestation ato @ Glow Up izahay rahampitso 14 février
Tongava ary e!🥰💏🥰

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Tsarasaotra, Alarobia. Route Pavé à 200m Du Rond Point
Antananarivo
105

Opening Hours

Tuesday 07:30 - 16:00
Wednesday 07:30 - 16:00
Thursday 07:30 - 16:00
Friday 07:30 - 16:00
Saturday 07:30 - 16:00