Cours de coiffure_ésthetique m'ANJA

Cours de coiffure_ésthetique m'ANJA

Share

Cours de coiffure

20/04/2026

👉 Cours de coiffure et esthétique

✔️ Misokatra ny fisoratana anarana ho an'ny fidirana manaraka
✔️ Fampianarana tsotra sy mora raisina
✔️Efa iantohanay ny fitaovana ianarana

✂️Misy ihany koa ny fampianarana manety lehilahy " coupe homme"

👉Toerana: Isotry ampitan'ny fivarotan-kazo, trano avo misy soratra M'ANJA
034 39 292 03

17/04/2026

💥 Fampianarana Coiffure , Esthétique ary Coupe et couture

👉 Tianay ho matianina sy afaka hiatrik'asa avy hatrany ianao aoriany fiofanana atolotray

✔️ Coiffure
✔️ Esthétique
✔️Coupe homme
✔️Coupe et couture 👕👗👖

👉 Misokatra ny fisoratana anarana
👉Toerana: Isotry ampitan'ny fivarotan-kazo ( M'ANJA)
034 39 292 03

Photos from Cours de coiffure_ésthetique m'ANJA's post 23/02/2026

COURS DE COIFFURE & ESTHETIQUE ACCELERE
👉Misokatra ny fisoratana anarana hoan'ny fidirana manaraka
👉Sarany mirary sy azo aloha tsikelikely
👉Ny sekoly no miantoka ny fitaovana ianarana, ny vidin'ny produits no misy fandraisana anjara

👉Misy certificat agrée par l'État rehefa mahavita ny fianarana
👉Misy koa ny fianarana manety lehilahy ato aminay

👉Toerana: Isotry ampitan'ny fivarotan-kazo 0343929203

06/11/2025

🎀 Gratuit ny cours de maquillage ( MAKE UP) 💄ho an'ireo mpianatra coiffure miditra mianatra mandritry ny volana Décembre

✂️ Araraoty fa efa iantohanay ny fitaovana rehetra ianarana

🕖 Afaka misafidy andro sy ora ianarana

👉 Tsimaintsy mahay ary afaka miatrika asa avy hatrany aorian'ny fihofanana

👉 Sarany mirary sy azo aloha tsikelikely

🟢 Toerana: Isotry ampitan'ny fivarotan-kazo ( M'ANJA)

0343929203

15/10/2025

cours de coiffure accéléré
sarany mirary
mp
0343929203

30/06/2025

cours de vacance
technique de brushing
ahaizana misintona volo anaty fotoana fohy
fidirana 07 Juillet
0343929203

22/05/2025

mandray mpianatra manety lehilahy zahay
" coupe homme "
sarany mirary
mp
0343929202

03/04/2025

Tinay ho matianina sy afaka miatrika asa avy hatrany ianao aorian'ny fampiofanana atolotray

🌑 Ho anao tsy manana fotoana lava ianarana, ireto ny cours modulaire ary afaka arindra @ izay ora mety aminao
( Tsy mampianatra zahay ny Alahady)

👉 Formation speciale " COUPE HOMME" : ahaizana manety lehilahy anatin'ny fotoana fohy

👉 Technique de brushing : ahaizana misintona volo sy mampiasa ireo karazana " fer " anatin'ny 3 andro monja

👉 Chignon : ahaizana modely maro
anatin'ny fotoana fohy

🌑 Sarany mirary
🌑 mandray mpianatra isan'andro
🌑 Efaiantohanay ny fitaovana ianarana

👉 Toerana: Isotry ampitan'ny fivarotan-kazo ( M'ANJA)
👉 0343929203

19/03/2025

Cours de coiffure et Esthétique

✔️Misokatra ny fisoratana anarana ho anao liana @ fianarana taovolo sy hay endrika amam- bika

✔️Matianina avy hatrany aorian'ny fihofanana ary tonga dia afaka mihatrik'asa

✔️Andro sy ora ianarana azo isafidianana

✔️Sarany azo aloha tsikelikely

Tongava misoratra anarana: Toerana: Isotry ampitan'ny fivarontakazo ( M'ANJA)

0343929203

31/01/2025

Cours de Coiffure et esthétique
fidirana manaraka 03, 04, 05 Fevrier
misokatra ny fisoratana anarana
0343929203

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo