Paky Sweet Shop

Paky Sweet Shop

Share

Ny entana ato aminay dia entana vaovao avy any Allemagne daholo

Jereo izay mety aminao

🤳0346717499

Photos from P**y Sweet Shop's post 22/12/2025

🎅🏼🎅🏼🎅🏼Manana ireto arrivage marobe avy any Allemagne ireto izahay🎅🏼🎅🏼🎅🏼🎅🏼

🎄Aza Tara ary afaka mandefa mp raha misy mahaliana

🎄Afaka mandefa mp na niantso ny laharana eo @ page

🎄Misy taille sy loko izay ilaintsika rehetra

🎄Marque : Zara ,H&M, Esprit, Anzug ,Tailoring the standars, Move Digel ,Thomas Nash, Giorgio, Wiper,Manguun, Sir of Sweden, Mexx ,Lord &Taylor, Dressmann, Van Gils,Mango ,C&A ,Stones …………

🎄Marobe ny marque tsy ho voatanisa fa afaka manontany isika izay liana

🎄Manao livraison izahay

🎄Mbola afaka entina @ fetin‘ny farany taona🥂🍾

Telephone

Website

Address

LOT 87 Bis Andohanimandroseza
Antananarivo
101AMBOHIPO,ANTANANARIVO