La Gentille coiffure

La Gentille coiffure

Share

💖 La Gentille – la beauté avec délicatesse
Sublimez vos cheveux, vos mains et votre style ✨
📍 Beravina Itaosy | 🕖 7j/7
📲 Réservation disponible

Photos from La Gentille coiffure's post 13/06/2026

😍 Cat Eyes à 15 000 Ar seulement ! 😍
🌸 Afaka atao avokoa ny modely tianao sy ny loko safidinao. 💖 Manome endrika kanto, lamaody ary mahasarika ny mason'ny rehetra.
📩 Réservation ouverte izao ! 🥰 Tongava hanatsara ny hakanton'ny tananao.

Photos from La Gentille coiffure's post 12/06/2026

💅 PROMOTION 💅 ✨ Pose faux ongles + vernis permanent couleur unie : 8 000 Ar ✨ Pose faux ongles + vernis permanent avec déco stylée : à partir de 10 000 Ar
📍 Salon La Gentille – Beravina Itaosy 📞 038 57 672 05
🌸 Des ongles élégants et durables à petit prix ! 🌸

28/05/2026

Soins curly 🥰☺️☺️

23/05/2026

✨ Volo mamirapiratra, couleur tena manintona ary boucles lavorary 😍
Mankasitraka indrindra anareo nandalo tato Gentille Salon de Coiffure 🥰
Ny hatsaranao no priorité-nay ❤️
📍 Itaosy Beravina
💇‍♀️ Coloration • Brushing • Finition professionnelle
“Rehefa ao Gentille… miseho kokoa ny hatsaranao” ✨

21/05/2026

🔥 PENTEKOTY MAKEOVER 🔥
Vehivavy milay tsy miandry fête vao mikarakara tena 😍
Ataovy ao @ Salon La Gentille ny volonao dia mivoaha mamirapiratra sy manintona be amin’ity Pantekoty ity ✨💇🏽‍♀️
✔️ Volo malama sy mangirana
✔️ Finition tena propre
✔️ Look classy mampihodina loha 😉
📍 Beravina Itaosy
📞 0385767205
⚠️ Places limitées alohan’ny Pantekoty…
Réservation ouverte dieny izao ❤️

21/05/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Fernando Fel Jo Gasbordane, Yasmina Misa, IlıIı Barth IlıIı, Poussi Boubou, Lalaonirina Antonie

17/05/2026
16/05/2026

🔥🔥 PROMO GOAVANA BE HO AN’NY COLORATION 🔥🔥
Te hanova look sy hamirapiratra be ve ianao ? 😍💇‍♀️
Izao no fotoana hanatsarana ny volonao ao @ La Gentille Salon ✨
🎨 COLORATION CHEVEUX 50 000Ar monja
🎁 Soins nutritif GRATUIT
🎁 Brushing + finition GRATUIT
📅 Manomboka 18 Mai hatramin’ny 02 Juin ihany !
💖 Volo mamirapiratra
💖 Loko tena mivoaka tsara
💖 Malefaka sy maharitra
⚠️ Aza tara fa voafetra ny toerana!
Tongava manja sy miavaka kokoa 😘🔥
📍 La Gentille Salon
📞 038 57 672 05
📘 Facebook : la gentille ninah

Photos from La Gentille coiffure's post 13/05/2026

💫 Résultat impeccable, brillance intense et cliente conquise ✨
Des cheveux qui attirent tous les regards 😍

Photos from MEVA qualité's post 31/01/2025

Salama daôly ôô🙏😍🎁
Ny sary roa dia samy volo avy nosasana 🚿🚿
Ny sary avant dia hitantsika fa sady manify no vakivaky ary tapatapaka 😪
Ny sary faharoa efa salama tsara ary miloko ny volo 😍🙏
Ireo volo ireo Dia tena voloko fa tsy perruque 😎
Ary fitsaboana t@fomba naturelle ny nahasitrana azy☘️
🎁Rah ilainao ny fikarakarana nataoko sy nahalava azy vety2 de alefaso mp page ity ny sariny volonao ary homeko torohevitra ianao🙏(GRATUIT), tsy misy sarany 🎁
Manao commentaire oe "naturelle" ary miditra mp sy mandefa sariny volo nao 🙏🙏
Mirary soa ho antsika rehetra tompoko 🤗

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Beravina Itaosy
Antananarivo
10