Secrets de beauté
Ventes de produits de beauté
20/08/2026
Avy daholo ndrai ze te ho fotsy sy anala ride oo!!!
Lotion riz+vitamine E no ampiasaina an☺️
Manala tâche rehetra amininy tarehy
Manala panda,ride,mony cicatrice
Manala ketrona ,Sady mampalama Hiditra
👉Mampiasa 3andro enao de efa mahita Sady tsy miverina tsony an!!!
Tongava mp avy atrany ary ra mila enao
☎️ 038 58 849 31
18/08/2026
😍3 andro misotro dia mahazo vokatra 🔥
🍀 Thé akpi boost 🍀
Natao ho anao te ho ngeza anatin'ny 5 andro sy mila manao be doudousy
Ho any lelahy Manangeza faritra misy muscle 🥰
- mahabotrabotra vatana mahy loatra
- mahangeza ny vatana rehetra
- mampazoto homana
- mampilamina torimaso
✨ Rehefa ngeza ianao avy misotro dia tsy mihena intsony
✨ 1litr dispo ato aminay
Mp avy hatrany❤
☎038 58 849 31
10/08/2026
🌺 5andro de Afaka panda sy ride🌺
CRÈME AU COCO + RIZ ilay nampiasaina teto , Tena vo nampiasa de io nadio be io ilay tarehy
-manafotsy,manala tache rehetra
-manala miketrona ,menamena
-manala mainty Amin’ny vatana rehetra ( tenda,lohalika,tanana,helika,sns…)
Mety Amin’ny tarehy rehetra fa vokatra naturel
Mp avy atrany izay lina sy mila
☎️038 58 849 31
04/08/2026
‼️‼️ Zaraiko aminareo mihitsy aloha ilay manala miketrona sy panda, tasy , Mony fa nahasoa olona maro 🥰ary mapadio otrzao
✅Tsy mifidy taona fa mverina tsara be
Ho antsika Maman izay mila,manala panda na koa plie, mangana
🔻,... Dia miditra Mp amiko fa omeko ilay :
☘️Mélange Riz au vitamine + savon beurre cacao ☘️
koa fa nahasoa ahy ilay izy dia rehefa nahita vokatra aho dia tiko zaraina
3jours ihany dia efa manomboka mahazo vokatra
Mp +++info
☎️ 038 58 849 31
04/08/2026
5jours manangeza☺️
Afa ihany iany Huile de Maca reto an!
🍀Manangeza faritra zay tinao ho ngeza :
- doudousy, fe
-sandry,nono
-vatana rehetra, sns..
In1 mandeha mampiasa :efa maita fiovana tena ITA mintsy Ilay fitombony ,haingana Sady voajanahary
_Mety amin'ny olona rehetra fa vokatra natoraly
(Atao ariva mampiasa azy avela hilona alina tontolo ,maraina kombanina)
☎️
Mp avy hatrany izay mila na 038 58 849 31
03/08/2026
🟨 Rano mafana rehefa avy misakafo: fahazarana tsotra fa mety hanampy
Maro amintsika no zatra misotro rano mafana rehefa avy misakafo.
Ho an’ny sasany, mampahazo aina ny vavony izy.
Ho an’ny hafa, manampy hahatsapa ho maivana kokoa rehefa avy nihinana.
Fa inona marina no mety ho tombontsoany?
🟢 Mety hanampy amin’ny digestion
Rehefa avy misakafo, ny rano mafana antonony dia mety hanampy ny vatana hahatsapa ho milamina kokoa, indrindra raha nihinana sakafo mavesatra ianao.
Tsy hoe “mandevona sakafo avy hatrany” izy, fa mety hanampy amin’ny fampiononana ny vavony.
🟢 Mety hampihena fahatsapana mavesatra
Indraindray, rehefa avy misakafo be isika dia mahatsapa hoe mavesatra ny kibo.
Rano mafana kely, sotroina tsikelikely, dia mety hanampy hahazo aina kokoa.
🟢 Tsara kokoa noho ny zava-pisotro mamy
Raha zatra misotro soda na jus mamy be rehefa avy misakafo ianao, dia mety ho safidy tsara kokoa ny rano mafana.
Tsotra, tsy misy siramamy, ary mora atao.
Ahoana no fisotro azy?
🟢 Rano mafana antonony 1 vera
🟢 Andraso 10–15 minitra aorian’ny sakafo
🟢 Aza atao mangotraka be
🟢 Sotroina tsikelikely, fa tsy atao indray migoka
Tandremo
Raha manana may vavony, reflux, na olana amin’ny vavony ianao, dia jereo izay mety aminao.
Raha misy fanaintainana maharitra na miverimberina, aleo manatona mpitsabo.
Fehiny
Ny rano mafana rehefa avy misakafo dia tsy fanafody majika.
Fa fahazarana tsotra mety hanampy ny vatana hahatsapa ho maivana sy milamina kokoa.
Indraindray, ny zavatra tsotra indrindra no tena mahasoa rehefa atao am-pahendrena.
Ary ianao?
Misotro rano mafana ve rehefa avy misakafo, sa rano mangatsiaka?
Soraty ao amin’ny commentaire 👇
28/07/2026
❗3andro manafotsy
Hoan'zay te anao manjakely tarehy sy vatana mintsy 😊
SAVON gommage café
Manafotsy vatana ray mantolo sady manala tâche rehetra
_manafotsy fe , sandry
_manafotsy tanana
_Elika , lohalika, tenda,sns...
👉manala mony ,panda ,cicatrice,cerne,sns...
Mety amin'ny vatana rehetra. Tsy mifidy tarehy ihany koa.
☎️038 58 849 31
21/07/2026
Andao anala vergeture iaraka aminay☺️
Tsotra keli Zavatra ampiasaina , crème lait coco+ aloé tena tsara Sady efficace bé an
Efa maro naita vokatra nampiasa azy fa aza tara mandefa mp avy atrany
👉3 Andro mampiasa de efa afaka n'y vergeture sy tâche rehetra amininy vatana
Mp avy atrany ary na miantso 038 58 849 31
14/07/2026
🥰🥰ASTUCE GRATUIT 🥰 🥰
FANAFODY NIFY NATORALY MAMPIJANONA NY FANAINTAINANA
💗 Zavatra ilaina 💛
©Ny Kinono na Jean Robert na Euphorbia hirta.
Fikarakarana azy
Ampangotrahana dia avela ho mangatsiaka izay vao azo ampiasaina
🥰🥰FOMBA_FAMPIASANA_AZY 💗💗
Atao amin'ny zinga dia hanontsanam-bava matetika anatin'ny andro iray ihany. Afaka ora vitsivitsy dia maty avy hatrany ireo
bibikely izay mahatonga ny fanaintainana teo.
FANAMARIHANA :
©Rehefa vita izay dia kobanina amin'ny rano mangatsiaka ny
ati-vava.🌺🌿 Aza adino manisy j'aime n'y page ☝️😍
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Secrets de beauté posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.