Café Gasy Gasy

Café Gasy Gasy

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Café Gasy Gasy, Health/Beauty, fort dushesn, Antananarivo.

01/04/2026

Café natao hoanao tia café otrin'ny any ambanivohitra Humm...☕

Photos from Café Gasy Gasy's post 28/03/2026

FILAZANA MAIKA📢

😋Mpankafy KAFE ve ianao?☕☕✨
Tsy matahotra ny ho mamon'ny KAFE??🤪😉

Natao hoanao ny CAFE GASY GASY💓📢
Tsy misy fangarony☕💯✨

Arabaki-teny vita Malagasy:
-Toto- tanana✅🤎

-voahendy amin'ny vilany tany ✅

-Manitra bé,☕ Hummm...(mampatsiaro n'y any ambanivohitra)

-Mahery Tsara ,💯💪( 1 sotro kely safo-vavany fotsiny d'efa mahavita iray kaopy gasy)
zany hoe ny iray sachet amin'ny 27g zany dia mahavita 750ml eo 🤫😘

🤑Amin'ny vidiny Mora BEEE🫶👌

💁27g : 1000ar ,pqt de 10 =9500ar(prix de gros)
💁 125g : 5000ar prix de gros = 4500ar
💁250g : 9500ar

🥰😘Manao livraison partout,mandefa amin'ny faritra ihany koa ann 🛵

Alefaso ny MP na afaka miantso ihany koa @ 0343700720 ☎️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Fort Dushesn
Antananarivo
101