SOA MEVA

SOA MEVA

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from SOA MEVA, Health/Beauty, IIIK48AA Andavamamba Anjezika I, Antananarivo.

21/02/2026

mp ary e!!!

21/02/2026
29/12/2025

idรฉ Cadeaux !!!

30/11/2025

Mazotoa mamaky ary e ๐Ÿ’•๐Ÿ’•

NY HERIN'NY MANDRAVASAROTRA ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโค๏ธ

Maro no mety tsy mahalala fa tena ilaina ny mandravasarotra ho an'ireo olona rera-dava, misy allรฉrgie, marary vavony, ny marary valahana sy ny lamosina, miaro amin'ny bactรฉrie sy ny virus sns.

Anisan'ny "รฉspรจce endรฉmique de Madagascar" izy, izany hoe avy eto amintsika, raha ara-barotra ny anarany dia hoe "Saro" ary raha ara-tsiantifika dia "Cinnamosma fragrans".

Manasitrana ireo aretina maro sy sarotra sitranina indrindra izy ka izany no hisotroana azy matetika na mampiasa ny menaka azo avy aminy.

๐ŸŸข Ireto avy ny santionan'ny aretina sitrany:
๐Ÿ”˜ Manadio sy mampatanjaka ary manasitrana ireo taova rehetra ao anaty ( Voa, vavony, tranon-jaza, aty)
๐Ÿ”˜ Manala poizina rehetra izay mety tafiditra ao amin'ny vatana.
๐Ÿ”˜ Mampitombo betsaka ny hery fiarovana.
๐Ÿ”˜ Manasitrana ireo faritra rehetra mangotsoka na mararirary sy manaintaina.
๐Ÿ”˜ Mampatanjaka ireo hozatra rehetra matoritory ao anaty sy manala harerahana sy havizanana.
๐Ÿ”˜ Mampitony sy manala ireo "allรฉrgie" ao anaty na ireo miseho ivelany amin'ny vatana.
๐Ÿ”˜ Manala ny tahan'ny siramamy be loatra ao anaty.
๐Ÿ”˜ Manala ireo menaka maloto mitondra tavy ao anaty.
๐Ÿ”˜ Mampatanjaka vavony.
๐Ÿ”˜ Manasitrana ireo aretin-damosina sy aretim-balahana lava reny tsy mety sitrana.

๐ŸŸข NY FAMPIASANA AZY
๐Ÿ”˜ Afaka hampangotrahina amin'ny rano izay mety aminao izy ka avela ho menamena tsara ny rano nitenehana azy vao esorina ambony afo ny vilany.
Ka atao fisotro 1 vera maraina, 1 vera atoandro ary 1 vera alohan'ny hatory sady manatsara torimaso ny fisotroana azy alohan'ny atory.
๐Ÿ”˜ Hampangotrahina ihany koa ny tahony ka hilomana sy handroana in3 isak'herinandro eo ho an'ireo olona rera-dava sy vizana matetika na marary lamosina sy ny vanin-taolana.
๐Ÿ”˜ Afaka atao evoka hanasitrana ireo tazo maro isan-karazany ary mamono ireo bakteria na virus tafiditra ao anaty.

Efa misy huiles essentielles izy io ho an'ireo mipetraka any ivelany ka tsy mahita maniry.
AZA ADINO NY MIZARA HO AN'NY HAFA.

Aza hadino hatrany manaraka ny page-tsika raha tehahazo zavan-tsoa sy mahaliana isanandro ianao merci ๐Ÿ‘‰ Lydia Tsiafera Gasy ๐Ÿ‡ฒ๐Ÿ‡ฌโค๏ธ Na kitiho fotsiny ilay soratra mangakely ery ambony indrindra dia tafiditra ianao ๐Ÿ‘

Aza hadino : https://www.facebook.com/share/1HJo3qzEuh/?mibextid=wwXIfr

Photos from Betsileo Tsa Magnavaka's post 30/03/2025

En Ligne Lantonio Bou'tikanto misaotsa ny BTM

Photos from Malagasy Manja's post 30/03/2025
Photos from Betsileo Tsa Magnavaka's post 30/03/2025

Merci BTM (Betsileo Tsa Manavaka)

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

IIIK48AA Andavamamba Anjezika I
Antananarivo