Le Cocon Beauté de Yumii

Le Cocon Beauté de Yumii

Share

Bienvenue dans le cocon beauté de Yumii ! Tutos, crash-tests et secrets pour un glow irrésistible. Révèle ton éclat chaque jour. Rejoins la communauté !

Photos from Le Cocon Beauté de Yumii's post 05/06/2026

✨ Nareo ve tsy mahatsapa hoe Fy sy mahafatifaty be ny volo miloko... Nefa raha vao tsy ampy fikarakarana Dia lasa makina sy simba be 💔

Aza manahy fa ity misy astuce tsotra kely ho antsika androany : SOINS PROTEINÉS voajanahary, sady tsy lafo nefa!🍳🍯

Zavatra ilaina :
- 🍯 Tantely 1 sotro
- 🍳 Atody 1

🔎Fomba fampiasana azy :
* Afangaro ny tantely sy atody
* Hosorana amin'ny volo sy ny hodi-doha
* Avela hilona 45min hatramin'ny 1 Ora
* Kobanina amin'ny rano mangatsiaka Ary avy eo manasa loha toy ny mahazatra

🌟 Tsara ihany koa izy ity hoan'ny olona manana volo marefo sy mora miongotra.

Izay fa mirary soa anareo Dia aza adino ny manaraka ny page sy manao partage, hoavy tsy ho ela ny astuce manaraka ❤️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Ankatso
Antananarivo
101