FARMA santé Malagasy
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from FARMA santé Malagasy, Health/Beauty, F Andriamananto, Antananarivo.
26/05/2023
Nohon'ny fangatahantsika eto Toamasina sy Antsirabe dia hisokatra ho antsika ny point de vente afahantsika manjifa ny vokatra AD'CLE.
🔴TAMATAVE
Tanambao verrerie
Akaiky vyma
038 13 236 21
032 50 664 13
ANTSIRABE
Tonga dia miantso ny laharana :
0334762597 / 0326117613
Tsy ho ela kosa ny amin'ny faritra Toliary ary Maroantsetra
14/05/2023
Efa miverina amin'ny laoniny ny massage à domicile ato amin'ny Farma Santé Mg, Natao ho anao izay Tena tsy Afaka manantona ety amin'ny Siège misy anay.
Ho anao izay manana olana :
-reradava
-Marary lamosina
-nerf sciatique
-malemy vokatrin'ny AVC
-Tsy mety mahita torimaso
-Mikorontan-tsaina lava
-Te hanabe na hanena vatana
-Diabeta sy tosidrà mikorontana
-vavony sy ny aty
Sy ireo maro tsy voatanisa.
Ireo karazana otra atao :
-Otra réflexothérapie
-Kinésithérapie
-relaxant
-Massage amincissant
-Massage facial
-Massage chinois
Aza misalasala mandefa hafatra eto amin'ny pejy na miantso ny laharana 0341240080 / 0331280912.
Siège 67Ha nord Ouest.
E-mail : [email protected]
06/02/2023
Miarahaba antsika rehetra 👋
Tonga indray ny NONI PURE CONCENTRE 100%
Tsy vokatra vaovao akory izy ity fa efa fampiasanay hatram'ny izay, hitsaboana ireo aretina sarotra sitranina rehetra no hitazaina vatana ho an'ireo olona Salama.
Misoroka sy miady amin'ny diabeta, tosidrà avo, cholestérol ary ny goutte, rhumatisme.
-Nohon'ny fahabetsahan'ny antioxydant ao anatiny dia maha ela velona sy mahatanora làlandava izy, ary mamono ireo Sela ratsy ka Afaka hitsaboana ny homamiadana (cancer) noho ireo alcaloïdes ao anatiny.
-Miaro ny vatana hiady amin'ny otrik'aretina maro samihafa noho izy mampitombo ny hery fiarovana ary manankarena otrikaina maro toy ny vitamine C izay avo telo heny nohon'ny voasary, vitamine A, B, IRON, SELENIUM, CALCIUM, POTASSIUM.
DETOX ho an'ny vatana : ampiasaina rehefa avy mihinana sakafo matsiro, sy be menaka, mamy BE, sakafo be akora simika,zava-pisotro isan-karazany, mamono ireo poizina ara-tsakafo izay mety hanimba ny aty (foie) sy ny ny voa (rein) ary ireo taova hafa ao amin'ny vatana.
Hitsaboana ny aretin'andoha lava : migraine, la céphalée de tension, et l'algie vasculaire de la face.
-Mamono ny mikraoba tafiditra amin'ny vatana toy ny hélicobacter pylorie izay mahatonga ny aretim-bavony toy ny gastrite, ulcère,
ny salmonella typhi tafiditra ao @ tsinay izay mahatonga ny Fièvre_typhoïde
Hitsaboana ny fitohanana (constipation)
🩸Ho an'ny vehivavy:
-Mandamina ny cycle mikorontana.
-Mampitony sy manasitrana ny règles douleureuses.
-Manafana ny tranonjaza( ho an'ireo mitady zaza).
-Manadio ny tranon-jaza.
Manala ny tasy sy panda amin'ny oditra raha hosorona, ary mampaniry sy mampatevina ny volo.
Prix :
Flacon 500ml : 12500ar
Flacon 1 L : 25000ar
Misy prix de gros ho an'izay maka 10L mihoatra.
Siège 67Ha nord Ouest akaikin'ny Fiangonana FJKM Salema vaovao*
Tel 0341240080 /0331280912
E-mail : [email protected]
26/12/2022
Efa Afaka manjifa ny vokatra AD'CLE isika ao antsohihy,
Adresse, Ambalakida akaikin'ny biraon'ny fokontany. (RIRA sy IMRA)
Manao consultation, mitsabo ny olana ara-pahasalamana rehetra.
Manao massage reflexo-thérapie, relaxan, kinésithérapie.
Tel 0349850569
15/11/2022
☢️☣️FANAPOIZINANA ARA-TSAKAFO⚠️
Ireto daholo ny Ingrédient izay manova ny ADN sy gène an'olombelona ary natao hanapozinana anao ara-tsakafo sy ara-batana, misy 100 ny isan'izy ireo. Aza gaga ianao raha tsy salama matetika na farofy lava satria be lotra ny pozina ao @ vatanao. Zavatra nafenina izy itony fa tsy natao ho fantary ny rehetra akory maro ny firenena efa tsy manaiky an'io OGM. Mbola anaty stratégie de manipulation daholo izy itony ary anisany natao hanenana sy hanafoezana ny androm-pianan'olombelona.
Efa nolazaiko farany teo hoe ny Fluor dia mampikatona masom-panahy na 3ème œil= glande pinéale.
Dia jereo daholo indray ary ilay liste ireto. Misy amin'izy ireto produits cosmétiques na ireny fanositra @ tarehy ireny, misy indray ireny produits fampiasantsika ao an-tokatrano ireny. Ary maro amin'ireny fanomezan-tsirona sakafo sy biscuits ireny dia saika feno azy ireto avokoa.
Anisany fampiasantsika matetika dia ny Glucose, misy biscuit mihitsy io. Végétale oil io koa na Oil Végétale dia efa misy OGM fa tsy tena vraie intsony surtout ireo avy any ivelany. Glycérin indray dia produits fanositra @ vatana be mpampiasa izy io eto amintsika. Vitamine B12 io dia matetika fihinan'ny ankizy. Vitamine E koa tena efa be ny resaka momba an'io. Diniho fotsiny hoe taloha vitsy ny aretina mpahazo ny olona fa amin'izao be lotra ny aretina tsy fatam-piavian mahazo ny na ankizy na ny tanora na ny antitra. Lasa mora andairana aretina ny olona ankehitriny. Tsy mandresy lahatra akory na miady hevitra fa mampahafantatra fotsiny fa anjaran'ny tsirairay no mandinika. Manaova fikarohana.
©️Loza maneran-tany ofisialy
14/07/2022
-Mbola ao anatin'ny vaninandro ririnina isika zao, mamely ny gripa mahery, sery, kohaka, vanintaolana mangotsoka, aretin'andoha sy ny taovam-pisefona sns...
-Manana vahaolana ho anao izahay:
PACK ANTIVIRAL 🍀🌿🍃
-EVOKA PLUS
-TISANE ARTEMESIA
-AD'GAS 1
Vidiny : 35000ar
Afaka jifaina ety amin'ny toeram-pitsaboana FARMA 67Ha nord Ouest.
Raha mila fanazavana fanampiny dia afaka miantso ny laharana 0341240080 /0331280912 na mandefasa hafatra eto amin'ny pejy fa ho valianay ankafaliana.
E-mail :[email protected]
Mihinana mba ho Salama fa tsy mihinana mba ho voky🍰🍜, Mirary fety sambatra ho antsika Malagasy rehetra🇲🇬🇲🇬🇲🇬
16/06/2022
Hisaorana ny mpahary, Ny ministeran'ny fahasalamana, ny filohan'ny ANTM fa Tontosa soamantsa ny fivoriana izay natao androany🍀🍀🍀
Mahasalama ny miotra in-droa (2) isa-kerinandro
👨⚕️👩⚕️
31/05/2022
Diabète type 2 🍔🍟🍝
🔴Ireo antony mahatonga azy :
-Lanja diso tafahoatra
-hatavizana be loatra
-tsy fahampiana fanetseham-batana
-fiaretan-tory matetika
-Fikorotanan-tsaina
-Tsy fahaizana mandanjalanja ny sakafo.
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Culinary Team
Attire
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101