Soa sy Meva

Soa sy Meva

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Soa sy Meva, Health/Beauty, Haut Ville Mandrakamiadana, Antananarivo.

19/06/2026

๐Ÿ—ฃ๏ธNGEZA BE AKI NAREO ZANY...

De valio tsotra fotsiny hoe:

๐Ÿ) ๐“๐’๐˜ ๐€๐Œ๐๐€๐…๐ˆ๐‘๐ˆ๐๐˜ ๐๐‘๐Ž๐๐‹๐„๐Œ๐„๐’ ๐๐€๐Ž ๐ˆ๐Ž ๐Ÿ˜Œ

๐Ÿ) ๐ˆ๐™๐˜ ๐“๐’๐˜ ๐Œ๐€๐๐ˆ๐“๐Ž๐๐ƒ๐‘๐€ ๐ˆ๐™๐€๐˜ ๐“๐’๐˜ ๐™๐€๐Š๐€ ๐Ÿ˜‰๐Ÿ˜‚

Matoa io eo dia ZAKAKO tsara zay hoe fa aza dia misahirana mampatsiahy !!

Dia mirary farany herin'andro milay be ho anareo ๐Ÿ˜™โค

Bisouuuuuuuuus๐Ÿ’‹

12/04/2026

๐Ÿ’–โœจ LEHILAHY TENA MITIAโ€ฆ โœจ๐Ÿ’–

Tsy mahazaka mahita ny vadiny malahelo ๐Ÿ˜”โค๏ธ
Indrindra raha fantany fa izy no nahatonga izanyโ€ฆ ๐Ÿ’”

Rehefa tena misy fitiavana ๐Ÿ’ž
๐Ÿ‘‰ Mitandrina izy
๐Ÿ‘‰ Mieritreritra alohanโ€™ny hiteny
๐Ÿ‘‰ Mahalala fa misy lanjany ny teny avoakany ๐Ÿ—ฃ๏ธโœจ

Satria ny teny kely iray dia afaka
manasitrana ๐Ÿค
na mandratra lalinaโ€ฆ ๐Ÿ˜ข

Ny lehilahy tia marina ๐Ÿ’‘
tsy miteny hanindrona fo rehefa tezitra ๐Ÿ˜กโŒ
fa miezaka miteny amim-panajana sy fahendrena ๐Ÿ•Š๏ธโœจ

Eny, samy mety diso isika rehetra ๐Ÿ™
Fa ny tena maha samy hafa dia:
๐Ÿ‘‰ Misy ny diso ka mianatra
๐Ÿ‘‰ Misy ny mandratra nefa tsy miraharaha ๐Ÿ’”

Ny lehilahy tena tiaโ€ฆ ๐Ÿ’–
๐ŸŒธ Tsy manamaivana ny fihetseham-ponao
๐ŸŒธ Tsy milaza hoe โ€œmila vaniny ianaoโ€
๐ŸŒธ Tsy mamela anao hitomany irery ๐Ÿ˜ญ

Fa kosaโ€ฆ ๐Ÿค
๐Ÿ‘‰ Mijanona kely izy
๐Ÿ‘‰ Mandinika ny nataony
๐Ÿ‘‰ Raha nandratraโ€ฆ miezaka manarina ๐Ÿ’ž

Satria fantany tsaraโ€ฆ ๐Ÿ’โœจ
๐Ÿ‘‰ Ny fitiavana tsy hoe eo fotsiny
๐Ÿ‘‰ Fa fikarakarana sy fiarovana ny fonโ€™ny olona tiany ๐Ÿ’–๐Ÿซถ

08/04/2026

๐ŸฅŠ๐—œ๐—ฅ๐—˜๐—ข ๐—™๐—”๐—ก๐—”๐— ๐—•๐—ฌ ๐—”๐—ง๐—ฅ๐—˜๐—›๐—œ๐—ก'๐—ก๐—ฌ ๐—ฅ๐—”๐—ฌ ๐—”๐— ๐—”๐—ก-๐——๐—ฅ๐—˜๐—ก๐—ฌ ๐Ÿ‘จโ€๐Ÿ‘ฉโ€๐Ÿ‘ฆโ€๐Ÿ‘ฆ

๐Ÿญ. ๐—ญ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ผ ๐˜๐—ฒ๐—ฟ๐—ฎ๐—ธ๐—ฎ (๐Ÿฌโ€“๐Ÿญ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ)

- Tsy fahampian-torimaso
- Olana aminโ€™ny fampinonoana na fanomezan-tsakafo.
- Tomany tsy takatry ny saina.
- Tahotra sy tebiteby aminโ€™ny maha-ray aman-dreny voalohany

๐Ÿฎ. Z๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ๐—ธ๐—ฒ๐—น๐˜† (๐Ÿญโ€“๐Ÿฏ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ)

- Fahatezerana sy fiovana tampoka aminโ€™ny toe-po. (Mihomehy dia mitomany tampoka)
- Fampianarana mitondra tena.
- Te hanandrana ny zava-drehetra.
- Ny fampidirana azy any an-tsekoly

๐Ÿฏ. ๐—ญ๐—ฎ๐˜‡๐—ฎ ๐—บ๐—ฎ๐—ฑ๐—ถ๐—ป๐—ถ๐—ธ๐—ฎ (๐Ÿฏโ€“๐Ÿฒ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ)

- Fampiharana fifehezana sy fametrahana fetra.
- Fampivelarana ny fiteniny sy ny fomba fanehoany hevitra
- Fianarana miara-miaina aminโ€™ny ankizy hafa
- Fiomanana aminโ€™ny sekoly voalohany (fisarahana aminโ€™ny ray aman-dreny)

๐Ÿฐ. ๐—™๐—ฎ๐—ต๐—ฎ๐˜๐—ผ๐—ป๐—ด๐—ฎ๐˜ƒ๐—ฎ๐—ป๐—ฎ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—บ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—ฎ๐—ป๐—ธ๐—ถ๐˜‡๐˜† (๐Ÿฒโ€“๐Ÿญ๐Ÿฎ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ)

- Rotoroto aminโ€™ny fianarana sy ny enti-mody.
- Olanโ€™ny fahatokisan-tena (manomboka mihevitra tena ho tsy mahay)
- Olana aminโ€™ny namana (fanalam-baraka, fanavakavahana, fampitahana)
- Fiovana aminโ€™ny fitondran-tena (manomboka manohitra)
- Fanarahamaso ny fotoana aminโ€™ny efijery sy fanatanjahantena

๐Ÿฑ. ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ (๐Ÿญ๐Ÿฏโ€“๐Ÿญ๐Ÿด ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ)

- Krizinโ€™ny maha-izy azy (Iza aho? Tia ahy ve ny olona ?)
- Faniriana hahaleo tena nefa mbola mila tari-dalana.
- Fitondran-tena mampidi-doza (namana ratsy, fitiavana aloha loatra, zava-mahadomelina)
- Sahirana aminโ€™ny fifandraisana aminโ€™ny ray aman-dreny

๐Ÿฒ. ๐—ง๐—ฎ๐—ป๐—ผ๐—ฟ๐—ฎ ๐—น๐—ฒ๐—ต๐—ถ๐—ฏ๐—ฒ (๐Ÿญ๐Ÿตโ€“๐Ÿฎ๐Ÿฑ ๐˜๐—ฎ๐—ผ๐—ป๐—ฎ) (๐—ฟ๐—ฎ๐—ต๐—ฎ ๐—บ๐—ฏ๐—ผ๐—น๐—ฎ ๐—ฎ๐—ผ ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ป'๐—ป๐˜† ๐—ฟ๐—ฎ๐˜† ๐—ฎ๐—บ๐—ฎ๐—ป-๐—ฑ๐—ฟ๐—ฒ๐—ป๐—ถ๐—ป๐˜†)

- Famelana hanao zavatra samirery nefa miaraka amin'ny fanohanana.
- Fiezahana ho mahaleo tena ara-bola sy aminโ€™ny fiainana.
- Fifanoherana aminโ€™ny soatoavina sy fomba fisainana
- Fifidianana mpiara-miasa, fitantanana fahadisoam-panantenana
- Ahiahy sy tebitebinโ€™ny ray aman-dreny momba ny hoavinโ€™ny zanaka.

07/04/2026

Shalom ๐ŸŒž๐ŸŒ†

Tsarovy fa tsy irery ianao rehefa miatrika ady ๐Ÿฅน๐Ÿซต na dia reraka sy kivy aza indraindray dia Jesosy manome hery hatrany mba hijoroanao ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ‘‰ Tsy midika izany akory hoe ho mora ny zava-drehetra, fa kosa afaka mandalo zava-tsarotra ianao satria misy hery avy aminโ€™ Andriamanitra ao anatinao ๐Ÿซต๐Ÿ”ฅ

Soraty ao aminโ€™ny commentaire hoe ยซ Tsy irery aho, misy hery lehibe miara-mandeha amiko ยป. ๐Ÿฅฐโœจ

Bonne journรฉe bรฉnie daholo ๐Ÿ˜๐Ÿ’•

05/04/2026

Inona lo ny atao hoe courbature , Ny courbature dia processus naturel mipotra rehefa manao activitรฉ physique tsy mahazatra any ilay vatana.
Izy io dia avy @ microtraumatismes na microlรฉsions an'ny fibre musculaire.

-INONA MITRANGA REHEFA MIKOTRANA ?

Rehefa mikotrana isika dia potika ny fibres musculaire nohon'ny effort nataon'tsika (Phรฉnomรจne naturel) ary mi reconstruire ho mafy sady ngeza2 kokoa izy io aveo. Izany ny atao hoe "Reconstruction musculaire" .

-MANINONA TSY TOKONY HO VALINA ?

Ny valiny dia tsotra raha ohatra ka efa potika ny fibre musculaire dia mila repos izy io. Raha valinao izy dia tsisy rรฉcupรฉration ny muscle anao ary vomaika mety ampiakatra ny risque de blessure anao.

Ny temps de reconstruction musculaire an'ny fibre dia tsy mitovy. Ny muscle lehibe (Pectoraux , Dos , Jambe) dia mila
repos kokoa ny ny muscle kely (Epaule , Biceps ;Triceps).

Io erreur io dia anian'ireo erreur tena hita aty nefa dia tsy misy avantage anaovana anzany !

-SOLUTION ?

MAKA REPOS ! Rehefa tokony aka aina ilay vatana dia aleo maka aina ๐Ÿ™‚ !
Ny repos dia miankina @ programme anao fa ilay valina resaka eto dia hoe manao ambany ohatra androhan dia mbola manao ambany rapitso fa azo atao tsara
ny manao ambany androhan dia ambony aveo ^^.

30/03/2026

Karazan'olona telo ihany no ialonako eto amin'ity tany ity...tsy hialonako moa zany fa tsiriritiko fatratra:
- Lay olona misakafo be nefa tsy miha-ngeza
- Lay mahita zavatra milay be eny @ fripy na antiquitรฉ ireny (surtout ny aty....misy dia mahita volamena๐Ÿคฉ)
- Ary farany, nareo mi-caca isa-maraina๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ๐Ÿ˜ญ...oui, enao mihintsy zany๐Ÿ˜Œ๐Ÿ˜Œ๐Ÿค—๐Ÿค—

Ny olona tafita amin'ny fiainana kosa, ireny nahavita ni- realiser ny nofiny ireny, ny manjakeli mahakarakara vatana saina fanahy, ny nahavita fianarana, ny afa-po tamin'ny fiainana tiany hatao....sns...ireny tena deraiko manokana, sady tiakoโค๏ธโค๏ธโค๏ธโค๏ธ
Tsy mba ialonako fa hifaliko sady mahafinaritra anah๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ๐Ÿฅฐ
Fa reo telo ireo, ireo ihany no mampiasha be ny shaiko shy manahirana ahiko๐Ÿ˜๐Ÿ˜๐Ÿ˜
Bonne semaine daholo๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜๐Ÿ˜˜

24/03/2026

๐Ÿ˜˜๐Ÿซฐโ™ฅ๏ธ

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Haut Ville Mandrakamiadana
Antananarivo
0384046184