Fizarana Mahasoa

Fizarana Mahasoa

Share

Fizarana torohevitra hon'ny rehetra
🌺🌺♥️

11/03/2026

FANAFODY NATORALY FITSABOANA NY ARETIN-TSOFINA TENA MAHOMBY

Voasokajy anisan'ny areti-mandoza ihany koa ny aretin-tsofina ka mila fitsaboana haingana. Fantaro ary fa rehefa mivoaka nana ilay sofina dia efa grave ny aretina, ka mety miafara amin'ny tsy fahenoina mihitsy aza.

ZAVATRA-ILAINA
Sodifafana fotsiny.

FOMBA FIKARAKARANAbAZY
Alaina ny sodifafana mbola maitso ary atonoina amin'ny afo mandritra ny 3 minitra fotsiny. Rehefa vita izay, dia avela mangatsiaka izay vao azo ampiasaina.

FOMBA FAMPIASANA AZY
Alaina ny tapaka lamba kely madio sady manify, ka fihazana ao anatiny ilay sodifanana avy natonoina teo. Ka araraka ao anaty sofina izay marary ilay ranony sodifafana.

FAHARETANY TRAITEMENT
Mandritra ny 10 andro misesy fotsiny dia sitrana tanteraka ny sofina izay narary teo tompoko.

FANAMARIHANA
Tsy maintsy isaky ny alohan'ny hatory hariva ihany no fampiasaina ity fanafody natoraly ity.

Zarao sao mahasoa ny hafa, satria betsaka ireo ankizy, tanora lehibe tratran'ity aretin-tsofina ity. Aza adino manaraka ny pejy
Fizarana Mahasoa

25/02/2026

Iza daholo ilay Mitaraina marary valahana ato ?
Androany zah hizara astuce kely momba ny Fitsaboana anio 🌸
☘️Zavatra ilaina an ☘️

*tsikobona na tsikobokobondanitra

🌹Fomba fampiasana azy 🌹
👉 Sasana madio tsara ny tsikobona ary Ampangotrahana,, sady atao rano fisotro no handrona isakariva alohan'ny atory
Andramo fa tena efficace be io aa, nahasoa ahy ilay izy dia nozaraiko am nareo💖
Raha mba nahalina anao ary dia manao j'aime ao am page🌴
Merci 🌷🎄

24/02/2026

Fahombiazana ❤️
Tokony hihinana tongolo gasy vao maraina tsy mbola misakafo isika satria nahoana?
1- Manala tavy, manala menaka ta ilain'ny vatana ny tongolo gasy
2- Mampilamina ny tahan'ny siramamy ao am ra
3- Mampidina tosi-dra, mampilamina ny tosi- dra
4- Miady am dépression
5- Miaro ary miady am cancer
6- Mahasalama ary miaro ny avokavoka am aretina ( asthme, tuberculose, bronchite etc...)
7- Miady am infection
8- Manmapy am fandevonan-kanina
9- Manadio ra
Mihinana asina 2 na 3 isan'andro dia ho hitanao ny vokany
Mirary Soa tompoko,
Abonné page ❤️zarao hoan'ny hafa

24/02/2026

Iza daholo tsika maman be volofotsy ato,,,tinao halana ve io🌼
Tsy de sarotra kie io maman aa,, tsy lafo iany ko ny akora ampiasaina

🎄Zavatra ilaina an 🎄
* vovona café
🌴 Fomba fampiasana azy 🌴

👉Alaina ilay vovona café, izay ampy am volonao ny vovona café ilaina,, asina rano mafana, tsy atao betsaka fa atao otriny patte
Osorana am faritra misy volofotsy, avela Ilona 60min eo izay vao kobanina aminy shampoing izay mahazatra anao
2fois par semaines ny traitement ❤️🌴
Andramo fa tena efficace be io aa,, in2 mampiasa ianao dia efq mahita vokatra tsara

Photos from Fizarana Mahasoa's post 18/02/2026

Momba ny vato miforona anaty voa(calcul rénal) sy ny paikady mahomby enti-miady izany no entina amintsika anio🆘🚫
>>Tsy voatery hiditra @ fandidiana izany ny olona voan'ny calcul. risque be izany!!!
Tsy hoe tsisy hevitra intsony akory ,fa mbola eo ny raokandro zay harena lehibe nomen'Andriamanitra antsika🌿🍂🍁❗

17/02/2026

Ry namako,Raha tena hoe mafy be ny attaque alefa ny fahavalo tsy hita maso ho anao toy ny fanahy ratsy mitondra bekorotana,mitondra fanakana ara-bola,mitondra olana,mitondra fanibana,arentina,loza dia ataovy ity fa Sady retour a l'envoyeur!!!!

👍Alaivo Ilay volo miraikitra amin'ny figo iny!!!dia ahodino na fatory eo amin'ny sakamalao!!!!
efa misy afo mirehitra be eo akaikinao eo!!!dia dory amin'izay Ilay sakamalao sy volo teo!!!!
iny setroka iny anaovy incantation(na vavaka) fanafahana ho anao Ary mariho tsara ny teny famaranana hiverina any amin'ny fototra niaviny ny ratsy rehetra!!!!

amin'ny fotoana tsy ampoizinao hikorotana izay manao ratsy anao!!!!!

Mirary soa hoa anareo ny tenako!!!zarao amin'ny hafa

17/02/2026

coucou Kely hoan'le maman ❤️❤️ nankaafy an'ty vokatra ty 💝😋😋😋asio présent Kely fotsiny ao amn COMS

17/02/2026

bonjour ☺️
Tena mamely mafy lay grippe mahery
Ila tsy hiaina n'y lavak orona
Io misy fika Kely Tonga dia misokatra lay jenjina
Alefa anaty rano mangotraka de atao evoka
Ataov partage mba ho hitan namana e🙏🙏🙏
Aboneo ny pejy

12/02/2026

Salama indray ooo
Astuce fanalana angadrano ❤️❤️❤️
-Zavatra ilaina :
👉Anandrano ( 10 tahony)
👉Citron 1/2
👉Carbonate 1 sotro
👉Rano 2 l
- Fikarakarana azy :
Alaina lay anandrano dia totoina na mixena amlay rano 2 l dia potserina ilay citron 🍋 atao ao anatin'ilay anandrano sy rano, de avieo arotsaka le carbonate dia arohirohina de afangaro tsara
De alona kely eo amin'ny lo aloha
De sasao @ savony nosy kobanina @ rano matimaty
Izay indray ary aloha ny masaka ❤️

11/02/2026

🟨 FAMANTARANA MILAZA FA TSY AMPY RANO NY VATANAO
Ny tsy fisotroana rano ampy dia mety hiteraka olana ara-pahasalamana tsikelikely.

Famantarana hita matetika :
🟢 Mangetaheta matetika
🟢 Urine mavo maizina
🟢 Marary loha sy vizana
🟢 Maina ny vava sy molotra
🟢 Malemy ny vatana, miadana ny saina
🟢 Fitohanana
🟢 Hoditra very famirapiratana

Raha maharitra, mety hitarika :
🟢 Olan’ny voa
🟢 Infection urinaire
🟢 Tosi-drà miakatra
🟢 Havizanana mitaiza

TOROLALANA FOHY HISOROHANA :
🟢 Misotroa rano tsikelikely mandritra ny andro
🟢 Aza miandry hetaheta vao misotro
🟢 Ampitomboy ny rano rehefa mafana na miasa mafy
🟢 Mihinàna sakafo misy rano (voankazo, legioma)
🟢 Ahenao ny zava-pisotro mamy sy be caféine
👉 Rano = fanafody voajanahary voalohany
🟢 Rano = fanadiovana
🟢 Rano = fiarovana
🟢 Rano = aina
— Fizarana Mahasoa

11/02/2026

Efa hainareo ve hoe akora natoraly mitondrq vokatsoa hoan tarehy hoditra akondro??
Manala mangana, cerne ambany maso, ride, panda, mony
Atao ariva aloha' hatory tena mety anaoavan azy🥰
Tena tsara io a, kibo voky tarehy salama,
Asio j'aime page fa marobe astuce zaraiko anareo gratuit

09/02/2026

Coucou o👋🏻
❌astuce malagasy manasitrana vavony sy gripa indray aloha no zaraiko aminareo indray

Tongolo be 🧅🧅sy ronono velona tsy mitapoka indray no akora ilaintsika

Tetehana ny tongola be iray de ronono velona iray kaopy efa masaka afangaro tsara aruy sotroina indray mandeha isan'andro mandrintrany 4 a 5jours fa afaka ny grippe sy tazo ary fanafody vavony naturel tsara sady aingampiasa io

Manasanao anao atrany anaraka tsy tapaka ny pejy sady mi-abone fa mbola maro ny soa ifampizarana o

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo