Naturel Tsara
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Naturel Tsara, Health/Beauty, Antananarivo.
✨ Naturel Tsara – Manam-pahaizana manokana amin’ny produits bio, voajanahary, ary mahomby!
🌺 Vokatra ho an’ny hatsaram-bika & fahasalamana
🍋 100 % naturel • Fait maison • Livraison Antananarivo & provinces
📩 Inbox na WhatsApp ho an’ny commande
16/01/2026
🔥 KIBO be roroha? TAVY MAFY ?
🌿 GÉLULES MINCEUR
à base de POIREAUX & GINGEMBRE 🌿
👉 Vahaolana naturelle mahomby 💯
✅ Manetsika ny fandoroana tavy
✅ Manadio kibo sy tsinay
✅ Manala cholestérol
✅ Manampy mampihena lanja tsikelikely
✅ Sans effet secondaire 100% naturel
💚 Hita maso ny fiovana raha ampiasaina tsy tapaka
💚 Maro efa afa-po sy niverina nanao commande
📦 60 gelules plus savon poireaux minceur 🔥 ray
🚚 Livraison Tana & Province
📞 Antsoy izao : 0376482376
Aleo hiteny ilay vidéo 🌻
Mini-pack 20.000ar
Pack GM 30.000ar
Misy traitement manafotsy elika Sy elakela-pe miaraka aminy ♥️
Mp plus info
Livraison tana et province
13/12/2025
🦷✨ Nify fotsy botsika ! ✨🦷
❌ Taches sigara & café?
✅ Vahaolana tsotra sy mahomby!
👉 SADOER WHITE PLUS Toothpaste
✔️ Manadio Sy manala tache sigara
✔️ Mampifotsy
✔️ Manome fofon’aina madio 🌬️
📦 100g – Mora ampiasaina
🚚 Livraison tana et province
💬 Tsiky madio, fiainana vaovao!
👉 Commandez maintenant 🛒
Tél : 0376482376
18/11/2025
🌻🌻 Andao amty Semaine ity iany🌻🌻
Pack cire épilation a base de miel et citron
Mampiavaka azy dia sady traitement manafotsy ny elika Sy elakela-pe
Ela vao maniry ny volo ary tsy manelingelina ny faniriny 🌻......
Mini pack complet 18.000ar
Pack gm 27.000ar
🙏♥️Mbola gratuit livraison amty Semaine ity
Misy video fampiasaina azy ♥️
Livraison Tana et province
25/08/2025
🌾✨ RICE RAW PULP FACIAL CLEANSER ✨🌾
Fantatrao ve ny vokatra avy aminy fanadiovana tarehy a base de riz 🍚
➡️ Vidiny : 15.000 Ar
💧 Tombontsoa ho an’ny hoditrao :
✔️ Manala tache ,panda (Oil Control)
✔️ Manome hamandoana (Moisturizing)
✔️ Manadio hatrany amin’ny fakany (Deep Cleansing)
Tsy misy effet secondaire
Livraison tana et province
Tél 0376482376
24/08/2025
Mandray commande foana zahay📍🏵️
Itanareo amzao miongotra atraminy fakany ny volony kiala Peta😂
Elao ny rasoir manomboka zao 🙂
Ela vao maniry ny volo alana aminy cire.
Mini-pack 20.000ar
Pack gm 30.000ar
Livraison tana et province
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Stéphanie Rarivomalala, Rindra Leong, Sandrinah Baritiry, Laingotiana Rakotoarimanana, Tolojanahary Landys, Pintha Rak, Nou Tsikÿ, Aurla Tata, Jessy Ny Aiko, Joujou Nilah, Mih Rayh, Jr Ony, Sylvia Mandimbilaza, Sarah Andriamanjato, Vouh Rand
12/08/2025
🌿Bye bye kibo be 😉🌿
❤️ Araraoty ity tolotra mamy kely ity❤️
Manafisaka kibo, manala cholestérole
🌹🌹 Sady coup faim 🌹🌹
🍁Détox minceur a base de poireaux et gingembre 🍁
✔️Manala rivotra amin'ny vavony sy kibo
✔️Manala n'y tavy rehetra amin'ny kibo sy vantana
✔️Manadio ny any anaty rehetra😊🌿
👉👉Mety na ho an'i lehilahy na ho an'i vehivavy
🍁 Mandaitra tsara, tsy atahorana fa ara-pahasalamana tsara
🍁Fomba fiasany mampivalana
Mp plus info
📞 Tél : 0376482376
✔️✔️ Prix : pack GM savon+ the traitement 20 jours : 30.000ar
: pack pm savon + the Traitement 10 jours : 20.000ar
31/07/2025
Torolalana amin'ny fampiasana ny Pack Épilatoire "Page Naturel" 🌿
👉 Ao anaty pack:
1. Savon doux (savony malefaka)
2. Cire épilatoire (cire misy citron sy tantely)
3. Spatule (2 isa)
4. Bande de cire (20 isa)
5. Crème éclaircissante (curcuma sy citron)
6. Huile éclaircissante (huile curcuma)
---
🧼 1. Manomana hoditra:
Diovy amin'ny savon doux aloha ny faritra ho esorina volo (ex: tongotra, sandry, sns).
Sasao tsara ary fafy amin’ny lamba madio.
---
🍯 2. Fampiasana cire épilatoire:
Afanaina moramora ilay cire (ao anaty rano mafana na bain-marie, fa tsy atao mangotraka).
Raha tiana, azo asiana test kely amin’ny hoditra aloha hijerena raha mahazaka.
---
🖌️ 3. Fampiharana cire:
Ampiasao ilay spatule hanosorana cire amin’ny lalana itomboan'ny volo.
Atao manify sy mitovy.
Apetaho eo amboniny avy hatrany ny bande de cire.
Tsindrio moramora amin’ny tanana.
---
✨ 4. Fanesorana volo:
Aroso tsara ny hoditra amin’ny tanana iray.
Avoty tampoka ilay bande amin’ny lalana mifanohitra amin’ny fitomboan’ny volo.
Aza atao misosa fa atao haingana.
---
💛 5. Aorian’ny épilation:
Azo esorina amin’ny huile éclaircissante ny sisa cire tavela.
Mandrindra sy manome famirapiratana ny hoditra.
---
🌟 6. Fanamasahana sy fanamaivana:
Ampiasao crème éclaircissante amin’ny alina, 2–3 fois par semaine.
Manadio sy manamaivana ny hoditra (surtout ho an'ny faritra nangalarana).
---
⚠️ Fanamarihana:
Aza atao amin’ny hoditra mivonto, maratra, na misy tasy mena.
Raha sendra misy irritation, ajanony aloha.
Aza asiana parfum na déodorant avy hatrany aorian'ny épilation.
31/07/2025
🌹🌹 cc les filles 🌹🌹
Crème à main 2 en 1
🌹Ilaina amzao mangatsiaka bé Zao
🌹 Ireto AVY karazany :
❤️snail 🐌
❤️ Collagen
❤️Vitamine E & C
Manamafy ny hoho sy manala ketrona aminy Tanana sady manafotsy 🎈😉
Prix : 7000ar / pièce
Poids: 60ml
Livraison tana et province
Tél 0376482376
29/07/2025
🌿 Gamme Épilatoire 6 soins complets🌿
Vao mampiasa indray IANAO Dia mahita vokany🥰❤️
Vokatra voajanahary Sady manadio s'y manala maintimainty aminy elika s'y elakela-pe .
---
1. Crème Éclaircissante
Ho an’ny faritra maizina sy post-épilation
Akora: Beurre de karité, vitamine E, aloe vera, niacinamide, citron.
Asa: Manamaivana sy mampihalefaka ny hoditra aorian’ny épilation.
---
2. Huile Éclaircissante au Citron
Asa: Manalefaka, manamando, manafotsy.
Akora: Citron, aloe vera, huile végétale.
Tombony: Mampihalefaka ny hoditra marefo, manampy amin'ny fanasitranana tasy sy takaitra.
---
3. Cire Épilatoire au Miel & Citron
100% Naturelle – Vita tanana
Asa: Manadio sy manalefaka hoditra, manazava tasy.
Akora: Miel, citron.
Fanamarihana: Afaka ampiasaina amin’ny hoditra marefo.
---
4. Savon Doux au Riz
Préparation & soin post-épilation
Akora: Beurre de karité, vitamine E, riz.
Asa: Manadio sy miaro ny hoditra aorian’ny épilation.
📍 Bande épilation sy spatule offert ❤️
❌❌Prix promotions ❌❌
Pack mini 20.000ar
Pack GM 30.000
---
Livraison tana et province
☎️ 037 64 823 76
📍 Naturel Tsara – Madagascar
Click here to claim your Sponsored Listing.