Accosmetique Bio Madagascar
Mirary soa tompoko☺
15/07/2026
Huile de Fenugrec Pure 100% Naturelle
✔️ Tsy misy fiatraikany ratsy
✔️ Vokatra voajanahary sy azo antoka
Tombontsoa:
mampanofosana
-Manampy amin’ny fanomezana bika feno
sy mirindra
-Mampangeza vatana, na
mikotrana na tsia
-manangeza ireo faritra tiana ho geza rehetra eo amin'ny vatana exemple: fe, sandry, andilana, sns.
-Manampy amin’ny fanatsarana sy fanamafisana ny faritra manokana ho an’ny lehilahy
💰 Prix: 20 000 Ar
🚚 Frais de livraison manomboka amin'ny 3 000 Ar
Mandefa any amin'ny faritra iany koa !
Ao amin'ny mp ny fanazavana fanampiny
📩 ary alefao ao amin'ny message miafina iany koa ny commandes
14/07/2026
🌿 POUDRE FENUGREC 100% PURE 🌿
Mitady vokatra voajanahary hanampy anao hahazo vatana feno sy bika tsara ve ianao? ✨Fanampin-tsakafo voajanahary
✅ Mampangeza vatana
✅ Mampitombo lanja
✅ Mampanofosona
Vokatra assuré
✅ 100% Pure & Naturel
💰 Prix : 50 000 Ar
Manao livraison Tananarivo sy manodidina, mandefa any amin'ny faritra iany koa
🚚 Frais de livraison manomboka amin'ny 3000ar
📩 Alefaso ao amin'ny message mihafina ny commande sy ny filana fanazavana fanampiny.
⚠️ Marihina fa ny vokatra voajanahary dia mety tsy hitovy ny vokany amin'ny olona tsirairay, arakaraka ny toebatana
💚 Ataovy ny safidy tsara,
Misaotra tompoko.
12/07/2026
🔥 3 DAYS HOT LONG – Crème Mampihena Kibo
Te hanana vatana tsara endrika ve ianao? Andramo ny 3 DAYS HOT LONG.
✅ Manampy hampihena kibo
✅ Manampy manala tavy amin'ny faritra sasany amin'ny vatana
✅ Manampy mampihena ny andilana
✅ Mora ampiasaina isan'andro
✅ Ho an'ny vehivavy sy lehilahy
💰 Prix : 25000 Ar
🚚 Frais de livraison : 3 000 Ar (Antananarivo sy ny manodidina)
📦 Mandefa any amin'ny faritra rehetra eto Madagasikara ihany koa.
📩 Alefaso ao amin'ny Message Privé (MP) ny commande-nao.
🔒 Miafina sy hajaina tanteraka ny commande rehetra,
Misaotra tompoko.
12/07/2026
🔥 3 DAYS HOT LONG – Crème Mampihena Kibo
11/07/2026
✨ BEURRE DE KARITÉ 100% NATUREL ✨
🌿 Omeo fikarakarana mendrika vatana !
✅Manangeza izay faritra tiana ho ngeza rehetra,afaka atao aminy tarehy makina, manala vakivaky, mampamando maharitra,
mety ho an'ny lahy manana olona amin'ny fahakelezany balit* iany koa !
✅ 100% Naturel – Tsy misy fangaro simika
Prix:20000ar
💛 Ny hatsarana voajanahary dia manomboka amin'ny fikarakarana tsara.
📦 Manao livraison tana,frais de livraison manomboka amin'ny 3000ar,
Mandefa any amin'ny faritra iany koa
📩 Alefaso message dieny izao raha hanafatra na mila fanazavana,
Misaotra tompoko.
10/07/2026
✨ BEURRE DE KARITÉ 100% NATUREL ✨
🌿 Omeo fikarakarana mendrika vatana !
✅Manangeza izay faritra tiana ho ngeza rehetra,afaka atao aminy tarehy makina, manala vakivaky, mampamando maharitra,
mety ho an'ny lahy manana olona amin'ny fahakelezany balit* iany koa !
✅ 100% Naturel – Tsy misy fangaro simika
💛 Ny hatsarana voajanahary dia manomboka amin'ny fikarakarana tsara.
📦 Manao livraison tana,frais de livraison manomboka amin'ny 3000ar,
Mandefa any amin'ny faritra iany koa
📩 Alefaso message dieny izao raha hanafatra na mila fanazavana,
Misaotra tompoko.
10/07/2026
✨ AKPI – Huile Végétale Pure ✨
🌿 Ny tsiambaratelon'ny hatsarana voajanahary!
✅ 100% Naturel • Kalitao azo antoka, vokatra assuré• Mora ampiasaina
Prix:30000ar
Manao livraison Tananarivo, frais de livraison manomboka amin'ny 3000ar
📦 Mandefa any amin'ny faritra iany koa
📩 Alefaso message ny commandes
Misaotra tompoko.
29/04/2026
🌿 HUILE FENUGREC PURE 100% NATUREL 🌿
Vokatra voajanahary tanteraka, azo antoka ary tsy misy fiantraikany ratsy.
Kalitao tsara, vokatra hita maso haingana!
✨ Tombontsoa azonao:
✔ Manangeza vatana
✔ Manatsara bika aman’endrika
✔ Manangeza doudouche
✔ Mampiakatra faritra miroraka
✔ Manangeza balite
💚 Iray dia ampy – Vola kely, vokatra be!
💰 Prix : 20 000 Ar
🚚 Manao livraison – Mandefa any amin’ny faritra rehetra
📩 Raha hanao commande dia alefaso amin’ny message miafina
Misaotra tompoko
Category
Website
Address
Antananarivo
102
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Accosmetique Bio Madagascar posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.