Longrich Global Busness

Longrich Global Busness

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Longrich Global Busness, Health/Beauty, Tsiazotafo BEHORIRIKA, Antananarivo.

23/11/2023

Mankasitraka fa tena nahapo ny service nareo ,
Tazomy dia aza miova amizao fa tsara ny asa Anareo

Photos from Longrich Global Busness's post 02/12/2022

Motô amidy juehera normall ny taratasy ny motô normall tsara
Ny problem kely de tsimande démarrera tsony fa maty contacta
Tompony directa ,alefa mora fa maika vola
Mp ny vidin ny

Photos from Longrich Global Busness's post 17/11/2022

Salama groupe! Izahay maniry ny iaraisa ; dia mitady olona matotra tsara vonona hiasa .
👩‍👩‍👧Tsy mifidy na lahy na vavy
🇦🇿Tsy mifidy diploma
🔢Tsy mifidy taona
🛂♿Mety atao vadin'asa
♿🚼Ho anao Mbola mpianatra mety amnao tsara.

📩💷Karama raisina isakerin'andro sy isanandro , azahona prim s'y çadox misah 3 ao anatin ny taona 1 ra miasa tsar enao, ireto
Prime🚣🏻✈🛩sy
Fiara🚘sy
Trano 🏠
Ireo de omena nao ,ary soratana @ anaranao mazava tsar ka aza tara ary
Na mbola mpianatra enao na efa retirety de tongava avy hatrany

Vonona ve enao?

Midira mp direct amiko plus demande
Na miantso mivantana fa tsy mamaly commentaire
Contact :0346284602/0387221911

13/10/2022

Salama daoly isika
Misy vaovao mahaly be ato aminay

Mbola mitohy atrany ny promotion antsika ato @ Longrich

Ka ho anao ty izahay te hiara hiasa @ Longrich dia aza misalala manantona anay

220000ar monja dia hahafanao manova ny ho avy nao
Na 600000ar na 1200000ar na ra anao sotenan ny societie any faritra ianao de 1 24milion dariary na 8miliondariary

Tsy vita izahy ihany fa omeny anao produits ny valeur ny volanao
Ity business lty de afaka manova tanteraka ny fiainanao ao anatin ny fotona fohy, satry ato iany ianao no mahazo PRIM
FIARA🚘🚖SY
TRANO🏫🏣ARY
VOIAGY ZANY 🛩✈🛫
RA MIASA TSARA

Ka aza misalala ary manotany anay fa vonona ny anampy anao izahy

Na antsoy ny 0346284602

19/09/2022

MIARAHABA Atsika rehetra tongaso
1 firariantso ho any rehetra ,
2 lzara zavatra 2 hoantsika aho ka araho tsar ary de fangatahana partazeo any gropy misianao f maso ny afa

3lzahay de midady piaramiasa maro be tsimifidy olona sa saranga na fanambonina na fanambanina fa izay olona te hotafita na manana tanjona mba itovizana ny afa no ilaina
4 lzity de marihana fa bucinessy longrichy ,araka ny mabucinessy azy de miainga ny fampiasana vola ny voalohany ka ra enao any @ faritra ka Tinao ho fidirambola hoanao daholo ny faritra 1 de mety avko, tsara ny mapafantatra fa fidirambola isanandro izity, de karama isakerinandro iany ko no mandray
5 lty bucinessy ty de azahona voyagy 1 isaka 3volana ra miasa tsara enao de azahona kadô fiarah 1 isaka 1taona iany ko ra miasa tsara ianao sady azahona trano iany ko,
Ireo de azonao alaina vola avko,

Ko aza tara fa mandalo iany ny toizao eo raiso atanana ny hoavy ry tanora de hoanao ko ny lebe efa retirety de afka misehatra lty , afka apetraka lova hoan'ny taranaka
Ko ra malina nao ary na aiza misy anao na any afaritra na eto tananarivo de
Tongava MP avetrany na miantso mivantana ity laharana ity
Contact ; 0346284602 na 0325058118
Pren:mr sarobidy
Societie:Longrichy
Toerana:tsiazotafo beoririka
Ally rom 2 etazy
Ko araroty ary fa mandalo iany
Misotra antsika

15/09/2022

Hoanao diabetiqac na manana olana
Arabatana aviamny alalany firaisana aranofo
Mety rerak lava ianao miaraka ny vadinw
Tsimety mahazo zaza iany ku
Malefaka ve ny tsirinaina nao
Na te anageza ny balita kely ve enw
Misahan asa maro ity
Tongav mp avetrany ra mila fanazavana bebekoku
Mp avetrany
Efa maro no nahita vokatso
Ireo olona tsimeterk izany

12/09/2022

Ty lay fanafody Mety @ ny lahilahy
Mapatanjaka mapitshtra diabetics
Sy ny vizana lava aviamny alalany firaisana sns sns mp ra malina anao

Photos from Longrich Global Busness's post 01/09/2022

FA MANINONA NY OLONA MAMPINONO, MARARY, MPISOTRO TOAKA, MPISOTRO KAFE (caféine),... NO MIHINTSAM-BOLO SY MALAKY FOTSY VOLO ❓

Antony lehibe mahatonga izay ny tsy fahampiana ZINC (carence en zinc).

Rehefa mampinono ny reny dia lasa any amin'ny famokarana nono ny ampahany betsaka amin'ny zinc ao aminy.

Mampihena be ny tahan'ny zinc ao anaty vatana koa ny fisotroana toaka sy kafe, fihinanana paraky, fifohana sigara,... Ny fiakaran'ny tahan'ny asidra ao anaty vatana dia mampihena ny tahirin'ny zinc.

Ny ZINC anefa:
🔸 Mandray anjara betsaka amin'ny famokarana protéines : anisan'izany ny collagène sy kératine izay singa mibahan-toerana be indrindra ao anatin'ny volo.
🔸 Mahatsara volo izy noho izany: mampaniry, manamafy (tsy mora mihintsana, tsy tapatapaka), mangirana, malefaka, miaro azy tsy ho fotsy aloha loatra ( anti-vieillissement)

‼️Tsy afaka mitahiry zinc anefa ny vatantsika. Isanandro isika no mila mihinana sakafo be zinc sy misotro rano be zinc. 🙂

Ny GOBELET ALCALIN dia
👉 Manome anao rano ara-pahasalamana (alcaline) sy manankarena zinc isanandro
👉 Miantoka ny fahasalamana amin'ny ankapobeny: miaro amin'ny aretina maro, miaro sy manatsara ny taova.

GOBELET ALCALIN, UN INVESTISSEMENT A VIE POUR TA SANTÉ ET CELLE DE TA FAMILLE.

Azonao jifaina eto amin'ny pejy
📩 Health and Wealth
☎️ 0346284602

31/08/2022

Ireto n'y produits afk isafidiananao

Photos from Longrich Global Busness's post 29/08/2022

Hoanao izay manana problème volo tsimety osalama s'y manapak s'y mihitsan io Ary te anatsara s'y anaso n'y volonao de tongava ary n'a mandef mp fa manana vaholn tsarbe hoanao Izahay, produits première qalite ,
N'a ku manana olana arabatana toiny diabétique tansinh tossdra sans... Reny d misy produits mifanark zany ato toin kalsom maro iskarzn ,k ra misy mety d mp avetrany na muantso mivantan
0346284602

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Culinary Team

Attire

Telephone

Website

Address

Tsiazotafo BEHORIRIKA
Antananarivo
101