Nivo Rakotoarisoa

Nivo Rakotoarisoa

Share

💕💕J'ai toujours Ă©tĂ© fascinĂ©e par le monde de la nouvelle technologie dans le domaine de l'esthĂ©tique. Je vous partage tout đŸ„°đŸ„°

Lors de mes nombreux voyages, j'ai découvert que prendre soin de soi ne se limitait pas au soin du visage et au maquillage.

15/09/2026

Raha zatra manao nems amin’ny vermicelles de riz, dia andramo soloina vermicelles de konjac indray e. 🍜✹

Tsy mila manova ny recette-nao manontolo ianao fa ataovy fotsiny ny farce efa mahazatra anao:
đŸ„• LĂ©gumes
đŸ„© Viande na protĂ©ine
🌿 Épices sy assaisonnement
🍜 Ary vermicelles de konjac

Ny avantage ?
👉 Trùs faible en calories
👉 Riche en fibres solubles : manampy hahatonga ilay repas hahavoky kokoa
👉 Mora mandray ny sauce sy ny Ă©pices
👉 Ary satria efa manana texture manokana izy, dia afaka manome volume sy texture tsara ao anatin’ny nems.
Ka raha te hanao nems gĂ©nĂ©reux sy savoureux, nefa mitady alternative plus lĂ©gĂšre amin’ny vermicelles de riz classiques, dia andramo ity vermicelles de konjac ity.

Afaka atao soupe, salade na atao sauté miaraka amin'ny légumes koa izy fa teto loha nem no nanandramana azy.

⚠ Petit conseil : aza atao be loatra ny huile na sauce trĂšs grasse, dia tandremo koa sao lasa masira loatra, raha tianao hijanona ho repas lĂ©ger ilay izy.

đŸ“© Efa disponible ato amin'ny Zah Belle izy io. Midira MP raha hanafatra na manana fanontaniana.

12/09/2026
11/09/2026

Algue marine, na Lemaire, efa henonareo ve ? 👀🌊

Ity algue marine ity dia naturellement riche en iode, calcium, fer et potassium.

Ary satria riche en fibres solubles izy, dia afaka manampy amin’ny satiĂ©tĂ© sy ny digestion, tout en restant trĂšs faible en calories.

✹ 100 % brute et pure
✹ Trùs faible en calories
✹ Sans additif
✹ Sans conservateur
✹ Algues simplement blanchies puis sĂ©chĂ©es

Jereo ao amin’ny vidĂ©o ny fomba fanaovana azy fa tena mora. 👀

Rehefa vonona izy dia afaka ataonao amin’izay tianao :

đŸ„— Salade
đŸČ Soupe
🌿 AssaisonnĂ©e miaraka amin’ny Ă©pices na izay sauce tianao
đŸ„Ł Na ampidirina amin’ny repas hafa

đŸ“© Midira message privĂ© raha manana fanontaniana na te hanao commande.

08/09/2026

Afaka mihinana izay nouilles laninao ianao, nefa tsy matavy. đŸœđŸ€OUIIII

Rehefa manao déficit calorique, , ny olana matetika tsy ny hoe tsy afaka mihinana, fa ilay frustration rehefa mila mampihena ny quantité.

Izany no maha-pratique ny nouilles :

✹ Trùs faible en calories
✹ Misy fibres
✹ Manome volume tsara ao anaty assiette

Afaka ampiasainao miaraka amin’ny lĂ©gumes, protĂ©ines ary sauce tianao izy.

Ny tanjona dia tsy hoe mihinana kely foana, fa afaka mihinana izay laninao miaraka amin’ny calories voafehy tsara. 🌿

💰 5 000 Ar / 12 000 Ar ny nouilles ato amin’ny Zah Belle.

đŸ“© Midira message privĂ© raha manana fanontaniana na te hanafatra fa manao livraison izahay.

01/09/2026

❗❗❗LIQUIDATION RIZ DE KONJAC❗❗❗

Te hanena ny quantitĂ© de calories ve ianao, fa tsy te hanena quantitĂ© an’ny vary amin’ny vilianao? 👀

Ny riz de konjac dia alternative iray ahafahanao mihinana izay quantité ana vary tianao hohanina, nefa beaucoup plus léger.
✹ 0% sucre
✹ Trùs faible en calories
✹ Source de fibres
✹ PrĂȘt en quelques minutes

Efa ela be ianareo no niandry ity promotion Pack Semaine ity ka aza tara ary fa tsy be dia be intsony stock-ntsika.

🍚 5 Packets de 200g
💰 50 000 Ar seulement

Pratique, lĂ©ger ary facile Ă  prĂ©parer, mety tsara ho an’izay be activitĂ© isan’andro. đŸ€
đŸ“© Midira message privĂ© raha hanao commande.

28/08/2026

Talons secs, callosités, hoho tsy voakarakara

Andramo aloha ireto:
🛁 Lomy amin' ny rano matimaty ny tongotra rehefa reraka iny dia asiana sira kely.

🧮 Manaova gommage amin'ny : siramamy + huile d’olive, dia ataovy massage moramora indrindra amin’ny talons.

🌙 Alohan’ny hatory : asio crùme ny talons, dia manaova ba kiraro en coton mandritra ny alina.

đŸ§Œ Rehefa avy mandro, fafao tsara indrindra eo anelanelan’ny orteils mba tsy hisy hamandoana mijanona.

Fa raha efa tena maina na misy callositĂ©s ny talons, tongava aty amin'ny Zah belle fa karakarainay tsara ny tongotrao miaraka amin’ny pĂ©dicure, soin des callositĂ©s, massage ary pose soignĂ©e.đŸ’…đŸŠ¶

đŸ“© Midira message privĂ© raha te haka rendez-vous.

25/08/2026

“Te hanana fessier plus galbĂ© ianao, fa tsy te hiditra amin’ny chirurgie ? 🍑✹”
Ny lifting colombien dia soin ampiasaina amin’ny ventouses mba hanampy amin’ny fanatsarana ny circulation sy ny drainage ao amin’ilay faritra.

👉 manome aspect plus rebondi ny fessier

👉 manampy hanamafy sy tonifier

👉 manatsara ny galbe sy ny silhouette
Ary surtout, tsy misy injection ary tsy misy chirurgie.

Ny objectif dia ny hanampy anao hahazo fessier plus galbĂ©, plus ferme ary naturel. đŸ€
đŸ“© Midira message privĂ© raha te hanandrana ny lifting colombien na te hahafantatra bebe kokoa.

21/08/2026

Ireto misy gestes tsotra mety hampihena ny casse sy hitazona ny hatsaran’ny volo :
👉 DĂ©mĂȘlage : avy any amin’ny pointes no manomboka, dia miakatra moramora.
👉 Rinçage : rehefa avy manao shampooing, farano amin’ny rano somary mangatsiatsiaka ny fanakobanana azy.
👉 Amin’ny alina : afaka mampiasa satin na soie mba hampihenana ny frottements amin’ny ondana.

Atomboy ao an-trano ary ny fikarakarana ny volonao eee đŸ€ Fa rehefa mila coupe, soin na mise en beautĂ© professionnelle, dia vonona izahay ato amin’ny Zah Belle handray anao.

đŸ“© Midira message privĂ© raha te haka rendez-vous amin’ny service coiffure.

18/08/2026

“Ilay produit ampiasainay amin’ny soin
 azonao entina mody koa.đŸ€â€

Raha tianao ny hitazona ny peau-nao ho Ă©clatante sy bien entretenue eo anelanelan’ny sĂ©ances, dia afaka manohy ny routine-nao ianao any an-trano miaraka amin’ny Lemaire CosmĂ©tique.

Ireo produits ampiasainay mandritra ny soins ato amin’ny Zah Belle dia misy amidy ato amin’ny salon ihany koa.

✹ Pour prolonger le soin
✹ Pour continuer à prendre soin de ta peau à la maison
✹ Pour ne pas laisser tomber ta routine entre deux rendez-vous

Noho izany tsy voatery hiandry prochain soin ianao vao hikarakara ny peau-nao indray🌾

📍 Lemaire CosmĂ©tique disponible chez Zah Belle.
đŸ“© Midira message privĂ© raha mila informations.

14/08/2026

🌿🌿Avis Ă  notre aimable clientĂšle, le salon sera ouvert de 7h30 Ă  12h30 demain 15 AoĂ»t 2026 pour vous permettre de continuer votre sĂ©ance 🌿🌿

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ankorondrano
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:00 - 16:00
Tuesday 08:00 - 16:00
Wednesday 08:00 - 16:00
Thursday 08:00 - 16:00
Friday 08:00 - 16:00
Saturday 08:00 - 16:00
Sunday 08:00 - 16:00