Nalsi
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Nalsi, Mahitsy, Antananarivo.
06/09/2026
Dia iny olona ray iny no nahatonga anao hiavona aminay 🥺❤️
Ary iny olona ray iny no naha lasa mahay vava anao eo🥱💗
Fa mbola iny olona iray iny no nanova ilay fifandraisantsika mamy kely 💔🥺
Nefa iny olona ray iny tsy anao irery💖🥰
Nalsi ✍️
06/09/2026
Haiko hatr@ feon'leri😂
mamaky an'io com's io😂😂
02/09/2026
Na maro ny fikasàna an-tsika eto an-tany 🥰💙
Mbola tompon-teny farany Ilay nahary🥺💗
26/08/2026
Vazo milamindamina Kely indray no homaniko ato🙈😍
26/08/2026
Ilay sary tapaka anao iny indray àry hoe😊❤️
Andoharano🤗❤️
14/08/2026
Za daholo ireny❤🤗
Za daholo ireny na ilay be tatasika na ilay be tsy miteny...🙈
Ilay be sangy sy ilay mihomehy mila ho torana...😊💙
Nefa koa tsy mivazy rehefa mila fahamatorana...🙃
Eny , za daholo ireny...
Ilay maizina tsy azonao indraindray,
Ilay tia hazavana sy mizara azy hatramin'izay...💚💙
Manana akama nefa tsy matahotra ho tokana...💕
Mamorona hazavana ka tsy matahotra ho takona... ✨
Nyr'Yang✍️
14/08/2026
✔️Mety mandalo -tsarotra enao,rehefa mandeha eny ny fotoana 🥹💔
✅Nefa n'aiza n'aiza alehanao, rehefa mahay enao mamiratra eny foana🤗💗
Nalsi✍️
Website
Address
Antananarivo
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Nalsi posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.