Rhum arrangé F&A

Rhum arrangé F&A

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Rhum arrangé F&A, Health/Beauty, Yvato, Antananarivo.

Photos from Rhum arrangé F&A's post 29/07/2026

Hikarakara lanonana vé nareo sa anomana fety?
sa misy opération karakaraina?
na koa oe te hanana ny momba anao manokana eo @ étiquettes ?
ndao ary. ho taterahay nofinofinao🥰
eto fona zahay @ fiaraha miasa fa tongava mp ary.

Photos from Rhum arrangé F&A's post 23/07/2026

Enao nge oa sisa andrasana e🥰
Lafi valon Nosy efa misitraka ny hatsarany Rhum atsika😋❤️
certificat de consommabilite validé👌
autorisation mise sur le marché 👌
Nif stat ok.
ka inona Mbola andrasana?
ndao amzay hiara hiasa aminay
ho anareo izay mikarakara lanonana koa na fety,😍
azonay atao tsara n'y mi personnalisé azy ty ka tongava Ary mp

19/07/2026

Ho anareo mikarakara lanonana Sami hafa
eto izahay anantateraka nofinofy nareo🥰 afaka personnalisé na tsara ny rhum atsika. ka Enao sisa andrasana

Photos from Rhum arrangé F&A's post 08/07/2026

Hey Andao hiara hiasa aminay alizay🥰🙏
R A cacheté vita @ Ambodivoara ♥️
tena manana tsiro miavaka izay efa nahalalanareo anay nandritry taona maro😍
betsaka ireo miara miasa aminay sy tena matoky anay eran'ny Madagascar ka hisaorana manokana eto 🙏
ka Enao io sisa no andrasana. Na bar, na karaoké ,na toeram pivarotana hafa😍
Andao ho vatsianay nareo en gros hatrany @ vidiny 10000ar monja gros 70cl Ary 14000ar atsinjarany
16000ar ny gros 75cl
18000ar atsinjarany
18000ar gros litre
20000ar atsinjarany
3800ar gros 25cl
misy karazany maro azo hisafidianana
Eto TAna zahay fa manao livraison manerana Madagascar 😍
0346842979
0376671445
Marihana fa aradalana Certificat de consommables
Autorisation sur le marché
tongava mp ary na miantso

01/07/2026

Hey🥰🥹
aza adino fa mijoro aradalana nge ny orinasa tsika e😍
Nif
Stat
RCS
certificat de consommabilite
Autorisation de mise sur commercialisation
ndao ary oa hiara hiasa amzay izay Mbola misalala 🥰

Photos from Rhum arrangé F&A's post 27/06/2026

Atao aona mou no tsy ankasitrana anareo @ fahatokisanareo anay🥹🥰 .
tena misaotra 🙏

25/06/2026

Tena tianareo bé Ilay triple action 🥰
ny hiafarany ngamba ataotsika triple action ranoray izy ty🤪😂
fa Zay mianga lasa tsisy commande hafa tsn fa Tonga Dia triple action @ carton maro.
fa mankasitraka bediabe fona🥰♥️♥️

Photos from Rhum arrangé F&A's post 16/06/2026

Mihezaka fona zahay ahatsara ny asatsika.
oui mijoro aradalana ny orinasatsika Ary ankatoavina fa arapasalamana tsara tsisy atahorana tsony zany fa andao Ary.🥰❤️
mandray mpiara miasa fona koa

Photos from Rhum arrangé F&A's post 05/06/2026

Tsara lotra nge oa miara miasa aminay e🥰
aiza eto D**o no misy anareo fa ataonay Tonga soamatsara tsy vaky any ny Rhum Arrangé F&A❤️
ampitiavana bé fona🥰❤️
Ary mankasitraka ireo matoky anay fona koa🙏♥️♥️

29/05/2026

raha maman Tonga manao commande eo manomboka androany h@ alahady Dia maazo cadeaux 1🥰 ho an neny. alefasina Ary♥️♥️

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Yvato
Antananarivo