Avotina

Avotina

Share

πŒπ’π€πšπ›πšπ«π² 𝐬𝐲 𝐌𝐚𝐧𝐞𝐧𝐭𝐚𝐧𝐚 π₯𝐚𝐧𝐨𝐧𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐦𝐒𝐧'𝐧𝐲 𝐬𝐞𝐑𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐑𝐞𝐭𝐫𝐚☘

𝐌𝐒𝐝𝐒𝐫𝐚 𝐑𝐚𝐟𝐚𝐭𝐫𝐚 𝐦𝐒𝐚𝐟𝐒𝐧𝐚 𝐟𝐚 𝐯𝐨𝐧𝐨𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐑𝐚𝐧𝐚𝐦𝐩𝐲 π€π§πšπ¨πŸ™πŸ»

πŸ“žπŸŽπŸ‘πŸ’πŸπŸ’πŸ’πŸ–πŸπŸ–πŸ•

15/08/2026

Un grand merci Γ  mes nouveaux followers ! Onisoa Maman'i Koloina, Romule Bed'or Mes Amie, Lahatra Andriah

08/08/2026

π‘¨π’Žπ’Šπ’'π’Šπ’›π’‚π’ 𝒇𝒂𝒓𝒂𝒑𝒂𝒓𝒂𝒏'π’π’š π’‰π’†π’“π’Šπ’π’‚π’π’…π’“π’ π’Šπ’›π’‚π’ π’…π’Šπ’‚ π’Žπ’Šπ’“π’‚π’“π’š π’Œπ’π’‚ 𝒓𝒂𝒉𝒂 π’Žπ’Šπ’“π’‚π’“π’š π’π’š π’‡π’‚π’π’‚π’Žπ’ƒπ’Šπ’π’‚π’π’‚ 𝒉𝒐 π’‚π’Žπ’Šπ’π’•π’”π’Šπ’Œπ’‚ 𝒓𝒆𝒉𝒆𝒕𝒓𝒂 π’π’š π’•π’†π’π’‚π’Œπ’β˜˜
𝑯𝒐 π’‚π’Žπ’‘π’π’Œπ’š π’π’š π’‡π’Šπ’‚π’…π’‚π’π’‚π’π’‚ π’”π’š π’‡π’‚π’‰π’‚π’”π’‚π’Žπ’ƒπ’‚π’“π’‚π’π’‚ , 𝒉𝒐 𝒕𝒔𝒂𝒓𝒂 π’Šπ’›π’‚π’š 𝒂𝒕𝒂𝒐 π’‚π’“π’š 𝒉𝒐 π’π’‚π’—π’Šπ’•π’“π’‚ π’‚π’Žπ’Šπ’π’•π’”π’Šπ’Œπ’‚ π’‚π’π’Šπ’† π’π’š π’“π’‚π’•π’”π’šπŸ₯°
Avotina

06/08/2026

Ambohimanga RovaπŸ‡΅πŸ‡±

02/08/2026

Nahafinaritra mihitsy ny omaly Sabotsy 01/08/26

Toerana:Ambohimanga

Henoko ny bitsibitsik' izy roa vavy teto hoe hay ve hono i Avotina mandihy πŸ˜†
Ny sasany ary variana mihitsy mijery ahy🀣

Dia ho anareo aza mijery fotsiny rehefa mahita ahy fa azo alainao mikabary sy manentana lanonana (animateur) ny tenako😊☘

02/08/2026

''RAHA NY NANAO NO TSY NAMBININA ,AMPIO IZY FA HAVANA ORY''πŸ‘ŒπŸ»

26/07/2026

Mirary fahombiazana sy fahasalamana feno ary alahady tsara ho antsika rehetra e!πŸ₯°

Teto izao dia nisaotra an'ireo mpikirakira tao am-piangonana sy Diakra izay nanamasina ny mariazy☘

Raha mila Mpikabary na Mpanentana lanonana (Animateur) ianao dia aza misalasala miresaka anaty hafatra miafina (mp) fa vonona hanampy anao ny tenako

"Ny fahafam-po azonao no voninahitro"

Photos from Avotina's post 25/07/2026

Tahirin-tsary tamin'ny lanonana fandraisana mpianatra taona voalohany tao amin'ny Zanatsehatra Malagasy☘
Toerana :Ankatso
Tsy tadidy intsony hoe taona firy izy ity fa nahafinaritra ny fety aman-danonana teto izay natrehan'ireo olona manan-kaja sy manam-boninahitraπŸ™πŸ»
Ricky Jonhson ihany koa nanampy teto tamin'izanyπŸ™

''Ny fahafam-po azonao no voninahitro"

21/07/2026

...amin'ny fahatongavan'ny maraina
velon-kafaliana irony Raozy an-jaridaina
Mamerovero ery amin'ny izato fofo-maniny...

Fa tsara mihoatra lavitra noho izany ny endrika tsiky sy haravoana be an'ireto mpivady ireto entiny ary porofoiny amin'ny fianakaviana mihitsy fa mamy anie izany fitiavana e! ary andro sy fotoana lehibe tsy hainy adinoina mandrakizay ka faly ery izy roroaπŸ₯°

Ho anao izay manomana vodiondry na mariage na lanonana samihafa dia afaka manampy anao ny tenako amin'ny kabary sy fanentanana lanonana☘

Midira hafatra miafina(Mp)

'' Fa ny fahafam-po azonao no voninahitro"

19/07/2026

Paoziko mandinika hoe iza no ho alaiko rehefa avy eo?
ESPAGNEπŸ‡ͺπŸ‡Έ sa ARGENTINEπŸ‡¦πŸ‡·?πŸ€”

Dia rehefa nandinika aho dia anaty sary koa ilay valiny fa aleoko maka πŸ˜…

Dia ianareo koa rehefa misalasala dia toroko hevitra hoe izaho Avotina no alaina rehefa hikabary na hanentana lanonana☘

''Ny fahafam-po azonao no voninahitro''

19/07/2026

ESPAGNEπŸ‡ͺπŸ‡Έ VS ARGENTINE πŸ‡¦πŸ‡·

Iza no alainao? Alefaso anie ny pronostic?
Fanomezam-boninahitra ho an'i farany ve?
Fanandratana an'i ve?

Na maka ArgentineπŸ‡¦πŸ‡· na maka Espagne πŸ‡ͺπŸ‡Έ anefa ianao dia afaka maka ahy ho Mpikabary na Mpanentana lanonana ihany koa☘

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo