Maison Farah
🖤🤎🤍 L'élégance Au Quotidien 🖤🤎🤍
Misy problème Kely ny page fa ataontsika Rahampitso ny live ry reto anh 🙏❌📢📢
13/07/2026
Tena manja fa miandry anareo izahay a 18 heures 30 min miaraka amreto arrivage reto 👜🥰🥰🥰
13/07/2026
Bonjour daholo ‼️ ALERTE MPISOLOKY ❌
❌Ito kosa tsy maintsy publienay ❌
Mitandrena ianareo client any amin'ny faritra
Mila mailo tsara fona fa tsy Kely lalana ny mpanao ratsy
Cas VAO izao indray ity
Raha azo atao dia aza Mandefa coordonnées eo amin'ny commentaire ianareo rehefa voatonoka JP ianareo any amin'ny faritra ❌
Nareo any fona mo no cible an'itony mpisoloky itony
Efa bdb no tratra tato amin'ny page namana tato fa Zay aloha Izahay VAO nisy cas otranzao ka tsy maintsy publienay eto
FANAMARIHANA : ireto ihany contact anay rehefa hiantso na hanao paiement
038 28 905 73 Rivoharitsoa Annick
037 98 579 42 Mirantoniaina Ramaroson
Rehefa ankotran'ireo dia mpisoloky ❌
Mirary soa daholo tompoko 🙏
12/07/2026
Iza no tsy mahazo sac manja anaty live mihintsy?? Ireo ary ny anjaranareo 😍😍
Sac friperie manja be daholo
Livraison Tana province
Sac friperie manja be amle Tianareo
Livraison Demain daholo anhh
12/07/2026
Zao ny sac miandry ny jp Anareo ATo anie 😍👜🥰 14 heures ftona tsika 😘🛎
12/07/2026
Bonjour 😘 Misy live manja isika androany miaraka amin'ny arrivage manja bé
Ireo Zao anisany hita ao anaty live 🙂
14 heures tsika androany
Livraison Rahampitso alatsianiny avokoa
fans
10/07/2026
Iza avy no teraka volana Jolay ato ? 😍
Ao manao présence kely fa mitovy amiko 😘
Hanomana cadeaux ho anareo za 😋
Commentaire miaraka amny date 😘
Bon week-end daholo!
Sac friperie
Sac friperie manja be hatrany 😍
Mihaino details tsara vao manao jp
Livraison demain daholo
Click here to claim your Sponsored Listing.