KALI

KALI

Share

Nous vendons des savons cosmétiques naturels fabriqués par nos soins.

24/04/2026

Fotoana tokana hanoroana sy hizaranay traikefa mahakasika ny fanamboarana savony ho an'ny tarehy sy vatana ny 7 mai 2026 ao amin'ny Palais des Sports Mahamasina.

Ao anatin'ny hetsika izy io.

Fisoratana anarana mivantana, 3000ar, ety amin'ny boutique Analakely, eo ambanin'ny totohobaton'Ambondrona akaikin'ny restaurant Le Muguet sy restaurant Bol d'or.
Misokatra amin'ny 9ora maraina hatramin'ny 5ora hariva.
Raha mvola 034 03 041 71 dia 5000ar.

Manomboka amin'ny 2ora ny fotoana. Afaka tonga mialoha ireo hitsidika ny fampirantiana alohan'izay. Tsy mandoa fidirana intsony raha efa nahavita nisoratra anarana.

Fitaovana handraisana an-tsoratra no entina. Tsy misy vola aloa hafa intsony.

Photos from KALI's post 15/04/2026

Azo jifaina avokoa ireo savony vokarinay ao amin'ny boutique Analakely.

Eo ambanin'ny totohobaton'Ambondrona akaikin'ny restaurant Le Muguet sy restaurant Bol d'or no misy azy.
Misokatra ny talata hatramin'ny sabotsy, amin'ny 9ora maraina hatramin'ny 5ora hariva.

Savons : 6000ar
- tarehy : persil, curcuma, thé noir, Amande douce, crème de riz, Masonjoany
- vatana : alamo, katrafay
- volo : anandrano + vitamine E

Efa misy koa ny sérums sy crème, vokarin'ny laboratoire international avy any Ivelany, tsinjarainay ary efa azo jifaina ihany koa 🙂
- sérums : 25000ar
- crème : 30000ar

Misoratra eo amin'ny emballages avokoa ny fangaro rehetra amin'ny vokatra amidinay na ireo savony aza. Ianao dia afaka mahita raha toa misy singa tsy mifanaraka amin'ny fahasalaman'ny hoditrao (allergies....)

034 03 041 71

30/03/2026

Dimy taona niarahana isika☺️ Misaotra anao nanohana, nahatoky!

Ho hitanao ao avokoa ireo vokatra savony rehetra nahafantaranao anay.

6000ar ny savony iray, eny niakatra arivo Ariary monja nandritin'izay taona maro nifandimby izay fa ny endriny kosa dia nohatsaraina ho tena mendrika anao.

20/03/2026

🌷MINUTE BEAUTÉ 🌷

Notre savon Crème de Riz — le secret d'une peau douce, lumineuse et unifiée.
Nourrit · Adoucit · Unifie · Apaise · Anti-taches
Pressé à froid · 100% naturel
Bientôt disponible en boutique

Et vous, vous avez déjà essayé un savon à la crème de riz ?

Suivez notre page pour ne rien rater !

14/03/2026

Ela niandrasana😊Hisokatra tsy ho ela ny boutique antsika!!!
Aza miala.

11/03/2026

Betsaka ny efa nifampizarana, mbola maro koa ireo tiana iarahana aminareo!
Arao tsy tapaka ny pejy
TSY HO ELA!!!

Photos from KALI's post 27/11/2025

Ato amin'ny Mahamasina izahay hatramin'ny sabotsy izao, 29 novembre 2025, mandritrin'ny .

Miaraka amin'ny emballages vaovao hanomezana fahafaham-po hatrany an'ny mpanjifa.

Araraoty fa 5000ar tsy miova ny vidin'ny savony rehetra raha hiakatra kely dia kely manomboka ny fiandohan'ny taona vaovao ho avy.

Point relais1 KALI.

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Pavillon N°15 Analakely
Antananarivo
101

Opening Hours

Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00