Harry And Tsou
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Harry And Tsou, Antananarivo.
24/12/2025
Mirary fety sambatra ho antsika rehetra ooo 🌲
Ho Noely sambatra feno fitahiana hatrany 🌲
17/12/2025
Izay miantsena behoririka m, analakely sy manodidina mandrapahavitan'ny fety dia aza mitondra ireto karazana sac ireto 😢
Eny fa na tsy karazan'ireo ary ny poketranao dia mitandrema foana fa fotoanan'ny mpanararaotra izao saison de fête izao 😪
17/12/2025
Efa nahazo produits hikarakarana ny fahamanjana amin'ny fety ianareo sa tsy mbola ?
En promotion avokoa ny produits izay hitanareo hatramin'ny 23 Décembre an 🌲
Miarahaba an'i Mahery Famonjena nahazo ny cadeau lot N° 65 🎁
Manasa anao hiditra mp.
Mankasitraka ireo mpandray anjara rehetra ihany koa 🙏
Miandry confirmation an'ireo mpanome lot miaraka amiko aho hoe nanaja ny condition ve lay participants vao confirmer'tsika eto ny gagnant/gagnante antsika
À 16h izany ny fotoana amin'ny tirage eee 🎁
Bonne chance daholo 🎁
12/12/2025
Tsy haiko aloha izay datou sy beby any fa ireto no datou sy beby ato aminay ato 🙃
1- VITOLIZE HOMME : fanampin-tsakafo spécial ho an'ny lehilahy, mandrindra izay tsy metimety rehetra ao amin'ny taovam-pananahana ao.
✅ Manatsara ny asan'ny prostate ary misoroka ny olan'ny prostate
✅ Manatsara ny tsirin'aina ho an'ireo manana olana amin'zay
✅ Manatsara ny taham-pamokarana ( taux de fertilité)
✅ Mandrindra ny tahan'ny testostérone anay rà
✅ Mampitsahatra ny trouble urinaire ( infection urinaire sns)
✅ Mampiakatra ny libido ho an'ireo lehilahy manana olana ny amin'zay
✅ Fahasalamana feno ho an'ny fananahan'ny lehilahy
2- VITOLIZE FEMME : fanampi-tsakafo spécial ho an'ny vehivavy, izay mandrindra ny fahasalaman'ny fananahan'ny vehivavy
✅ Mandrindra ny trouble hormonal
✅ Manampy ny flore hisoroka amin'ny déséquilibre
✅ Mampihena ny douleur an'ny règle douloureuse
✅ Mampiakatra ny taux de fertilité ho an'ireo sahirana mitady zaza
✅ Manampy ny vehivavy hiatrika ny fiovam-batana amin'ny ménopause
✅ Miaro ny vehivavy amin'ny effet an'ny radicaux libres
✅ Miaro ny vatana amin'ny vokatry ny stress
✅ Mampiakatra ny libido ho an'ireo vehivavy malaindaina
✅ Fahasalamana ho an'ny taovam-pananahan'ny vehivavy
11/12/2025
Lot N° 65 no misy ny cadeau avy aty aminay amin'lay jeu 🎁
NB: Mi s'abonner aloha ianareo, afaka 24h aorian'zay vao misokatra automatique ny commentaires anaovanareo " je participe" satria izay lay conditions. Aza tara ary fa samedi ny tirage
GIVEAWAYS Lot n°65 sur 70
🎁 Meringue Anosizato https://www.facebook.com/LaMeringueAnosizato bon d'achat 100.000 Ar
🎁 Miss For Event bouquet porte bague pour fiançailles
🎁 BG robe taille S M
🎁 Harry And Tsou baume à lèvre soin 4 en 1 de marque FLP (valeur 30.000 ar)
🎁 L'Oasis En Ligne bague
🎁 Mahate ho ti'Art 1 sac en feuillard
🥳1 compte = 1 commentaire "je participe"
Merci de ne pas mettre de sous-commentaires.
Vous pouvez participer à tous les tirages au sort, mais une victoire annule les autres
Vous devez vous abonner à chaque page des donateurs en utilisant les liens présents dans la description
⚠️ Attention : vous ne pourrez laisser un commentaire que si vous êtes abonné(e) depuis au moins 24h.
Donc pensez à vous abonner avant la fin du jeu pour pouvoir commenter “Je participe”.
Les cadeaux sont visibles sur la page Pub,Promo & Giveaway
Bonne chance a tous 😘
✅ Pour plus de détails sur les règles du jeu https://www.facebook.com/share/v/1DRmGRAGig/🎁
Tsy hoe bloqué lay commentaires ao amin'lay jeu fa izay ni s'abonner +24h ihany no afaka mi participer amin'lay izy. Dien'zao dia mi s'abonner'va sao taraiky ianareo fa samedi ny tirage no atao. Bonne chance o
10/12/2025
Ianareo ve tia manolotra cadeau ho an'ny olona akaiky anareo rehefa Noël ? 🎁
Ireto misy idée Cadeau hikolokoloina ny bika aman'endrika sy ny fahasalamana ireto raha te hiala amin'lay mahazatra ianareo 🎁🎁
Mivoaka isaky ny sary ny détails ✨
09/12/2025
Inona ny sakafo be vitamine sy minéraux i booster'na ny énergie anao mandritran'ny tontolo andro 💪
Fanampi-tsakafo feno 12 vitamines ( A, B1, B2, B3, B5, B6, B9, B12, C, D ary E) ary 08 minéraux essentiels ilain'ny vatantsika ( fer, zinc, cuivre, chrome, iodé, manganèse, molybdène ary sélénium) ny FOREVER DAILY ✨
✅ Manampy amin'ny fisorohana ny arerahana be loatra sy tsy fahampian'ny hery amin'ny vatana izy ity
✅ Manome fahavitriana
✅ Mety na ho an'ny ankizy na ny lehibe
✅ Manampy ny vatantsika hahatanjaka sy hahavitrika miatrika ny tontolo andro. Amin'ny daily azy dia efa fatran'ny vitamine 12 ilain'ny vatantsika isan'andro ny ao anatiny
✅ Mampitombo ny hery fiarovana sy manampy ny fiasan'ny système immunitaire
✅ Mety amin'ny ankizy malain-komana sy kamokamo na marefo ara-batana ihany koa
✅ Manatsara ny hoditra
✅ Manampy ny vehivavy iatrika ny fiovan'ny toe-batana rehefa ho ménaupose
1 boîte de 60 comprimés disponible de suite ✨
08/12/2025
Jeu ahazoana karazana cadeau be dia be no ato fa araho tsy tapaka ny pejy 😍
Click here to claim your Sponsored Listing.
Contact the business
Telephone
Website
Address
101
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 17:00 |
| Tuesday | 09:00 - 17:00 |
| Wednesday | 09:00 - 17:00 |
| Thursday | 09:00 - 17:00 |
| Friday | 09:00 - 17:00 |
| Saturday | 09:00 - 12:00 |