Ilosoa

Ilosoa

Share

Vente de produits Ilosoa: Huile essentielle, baume végétal, Hydrolat, Huile de massage, Gel desinf

28/05/2026

Coffret idéal pour maman
Au programme de ce moment de détente :
🌿Huile de massage Katrafay (100ml) : Tonique et fortifiante, parfaite pour délasser le corps.

🌸Savon Artisanal Iary & Aloe Vera : Un soin d'une douceur infinie pour apaiser la peau.

🌼Huile de Moutarde : Idéale pour nourrir intensifement.

👌Glycérine Végétale : Le secret d'une peau souple et parfaitement hydratée.

💋Baume à Lèvres Karité-Miel : Protecteur et réparateur.

📞 Commandes & Infos :
Les stocks pour la Fête des Mères sont limités, réservez le sien dès aujourd'hui !

Téléphone : 034 99 29 113

Facebook : Page ILOSOA
Prix:30.000ar

✨ Offrez-lui le meilleur de la nature et du soin artisanal !

25/02/2026

Hoditra salama!!!ito no ampiasao
Pack dingadingana
Ahitana baume sy savony
Ho an'ny aretin-koditra
✔️Manala mangidihidy
✔️Manasitrana fery tsy mety maina
✔️Farasisa sy ny lagaly
✔️Hodim-potsy

Ny fampiasana azy
💦Sasana amin'ny savony Dingadingana ny hoditra avela hilona kely eo 2 minitra dia kobanina ary avela ho maina
👉hosory baume dingadingana avy eo dia atao in-2 isan'andro
Pack dingadingana(baume 50ml, savony 85g) @ vidiny 15.000ar
"ILOSOA tsy mitsahatra mizara ny soa"
Contact: 0349929113

12/01/2026

Ito ilay baume dingadingana manasitrana ny aretin-koditra rehetra..
100℅natoraly

Vidiny: 4000ar ny 20g/8000 ar ny 50g

15/11/2025

Mention spéciale à mes nouveaux super fans ! 💎 Ella Rova, Na Ta

11/11/2025

Efa henonao ve ny asan'izany savony dingadingana na Iary izany?
Natao hitsaboana ny aretin-koditra rehetra misy eo amin'ny zaza na olon-dehibe
Vidiny mirary:7000ar
Manao livraison,mandefa amin'ny faritra

AGRAD - DIOVY ( Officiel vidéo 4K ) 06/11/2025

AGRAD - DIOVY ( Officiel vidéo 4K ) Diovy , nouveau single d ' Agrad , Realisé par WELL DONE

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Address

NAMEHANA
Antananarivo
TANA103