Fy Baobab
Vente des produits dérivés du BAOBAB Produits culinaire, cosmétique et capillaire
Bonjour à tous les clients de Fy Baobab
Je tiens sincèrement à vous présenter nos excuses pour le désagrément rencontré par les miels qui vous ont été livrés car c'était pas du tout le stock de miel sorti de chez nous.
Nous nous sommes aperçus lors de l'inventaire qu'une de nos personnelles voulait salir l'image de Fy Baobab et nous avons pris nos précautions pour éviter que ce problème survienne.
Encore mille fois pardon 🙏🙏🙏 Comptent sur votre humble compréhension.
Et pour nous rattraper, nous ferons une livraison gratuite pour tous ce qui veulent passer commande ☺️
Que ce soit en ville ou en périphérie la livraison s'effectuera gratuitement sous 24/48H après réception de votre commande.
Vous pouvez nous joindre au +261 32 85 233 64.
''OFFRE VALABLE JUSQU'AU FIN DE SEMAINE''.
Excellente Weekend à tous.
Bisous bisous 😙
Salama Daholo indray isika mpanaraka ny pejy ô 👋👋👋👋
Nangingina izahay tato ho ato fa hiverina ndray izahay satria be ianareo no niandry sy nitady fatratra BAOBAB fa nisy rupture izahay teo.
Ankasitrahina tanteraka ireo mpanjifa rehetra hatramin'izay.
Tonga indray ny Arrivage hoan'ny HUILE DE BAOBAB sy ny POUDRE DE BAOBAB ary ny PULPE DE BAOBAB.
Hoan'ny CONFITURE DE BAOBAB kosa dia à partir de 10PCS no mandray commande izahay- 48H mialohan'ny livraison no manao commande (afaka mandefa hafatra mihafina na "MP" raha te ahazo info be be kokoa).
MARIHANA HATRANY FA TSY MITAPOKA NY ENTANA IZAY VOKARIN'I Fy Baobab.
Hasao daholo ary ny namana ny sy havana hanjifa. Miandry anareo izahay 😉
Bisous bisous 😘😘😘
VENEZ FAIRE LE PLEIN D'ÉNERGIE AVEC NOS PRODUITS DÉRIVÉS DU BAOBAB EN PROMOTION DÈS AUJOURD'HUI JUSQU'À VENDREDI 😘 au Jardin d' ANTANINARENINA
Profitez du PACK NOEL chez Fy Baobab:
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 50g + Confiture de BAOBAB PM + Huile de BAOBAB 50ml > 20 000Ariary.
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 100g + Confiture de BAOBAB MM + Huile de BAOBAB 100ml > 35 000Ariary.
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 50g + Confiture de BAOBAB PM + Miel de BAOBAB 500ml > 27 000Ariary.
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 100g + Confiture de BAOBAB MM + Miel de BAOBAB 500ml > 40 000Ariary.
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 100g + Confiture de BAOBAB GM + Miel de BAOBAB 500ml > 45 000Ariary.
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 100g + Confiture de BAOBAB GM + Miel de BAOBAB 1L > 52 000Aiary.
ACHAT 50 000Ariary et plus, LIVRAISON OFFERTE 🛺🛺
29/11/2021
Izahay ato amin'ny FY BAOBAB dia mankasitraka anareo izay tonga namaly ny antso ny Asabotsy lasa teo.
Ankasitrahanay feno ihany koa ny mpikarakara Artisans Façonneurs izay nanome anay sehatra nafahanay naneho ny vokatra izay vokarinay ato amin'ny FY BAOBAB.
Tsy tapitra hatreo anefa ny fiarahantsika fa indro ankafaliana lehibe no hanoloranay ny 📣📣📣 "PACK NOEL" 📣📣📣 amin'ny vidiny mirary dia mirary ho anareo mpanjifa.
RAHA TOA KA MIVIDY:
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 50g sy Confiture de BAOBAB PM ary Huile de BAOBAB 50ml dia 20 000Ariary.
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 100g sy Confiture de BAOBAB MM ary Huile de BAOBAB 100ml dia 35 000Ariary.
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 50g sy Confiture de BAOBAB PM ary Miel de BAOBAB 500ml dia 27 000Ariary.
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 100g sy Confiture de BAOBAB MM ary Miel de BAOBAB 500ml dia 40 000Ariary.
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 100g sy Confiture de BAOBAB GM ary Miel de BAOBAB 500ml dia 45 000Ariary.
🛑 Lot Poudre de BAOBAB 100g sy Confiture de BAOBAB GM sy Miel de BAOBAB 1L dia 52 000Aiary
Ho an'izay manao ACHAT 50 000Ariary et plus maimaimpoana ny LIVRAISON 🛺🛺
Koa manasa anareo hanjifa ny "PACK NOEL" ato amin'ny Fy Baobab.
TOLOTRA MANANKERY HATRAMIN'NY 25 DESAMBRA 📣📣📣
27/11/2021
Mbola tsy tara ianareo fa tongava ato amin'ny Le Pavé ANTANINARENINA hatr@5 hariva izahay no ato ka manentana hatrany anareo fa misy fihenambidy avokoa ny entanay ho amin'ny anio.
Fy BAOBAB mifety 🔥🔥🔥 iarahana amin'ny mpikarakara Artisans Façonneurs au Pavé Antaninarenina.
Tongava fa misy fihenambidy lehibe harosonay anareo ho amin'ny anio.
Passer vos commandes 😊
08/11/2021
Bientôt mise en vente chez nous " SAVON de Baobab Bio" :) Rester connecter et inviter la famille et les ami(e)s à suivre notre page afin de pouvoir profiter de nos offres :)
Excellente semaine à tous.
Click here to claim your Sponsored Listing.