Kaella Shop
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Kaella Shop, Antananarivo.
23/08/2026
❌ LIQUIDATION AVANT ARRIVAGE ❌
❌❌TOUT À 10.000ARIARY❌❌
Prix tena impossible.. araraoty fa kely sisa ny stock dia modele hafa indray ny manaraka ♥️♥️🫶
Livraison possible ♥️ fa afaka récupérena ihany koa
12/08/2026
Mbola misy maromaro ny stock aminty an🥰🥰😍
Sady photochromiques no anti lumiere bleu
11/08/2026
❌ ARRIVAGE ❌
Hiarovy amin'ny ecran ny maso amin'ny alalan'ireo modele Anti lumière bleu vao tonga ireto♥️
Misy soleil amin'ilay lamaody be koa ao ♥️
Na boribory na kelikely na inona forme ny tarehanareo dia misy manendrika anareo ao fa jereo ao♥️♥️♥️😍
EFA AMIN'NY SARY NY DÉTAIL SY NY PRIX
Afaka manao livraison izahay raha tsy afaka mirecupere ianareo🥳♥️
#
11/08/2026
Hamoaka arrivage tsika androany 🕶️👓
Misy soleil , misy photochromiques, misy anti lumiere bleu izay hiarovana ny maso amin'ny masoandro sy ny ecran surtout 🥰♥️
izay fa rehefaveo 👋🫶🥳
02/08/2026
BOMBA BEE ❌❌
Misy modely sy style an'ny tsirairay ato ♥️ Ka dia andao ary safidio dia alefaso ny commande .
Misy oversize , misy marque chanel , misy style retro sns .....
Mandefa en carton mifangaro 10 pièces no ao anatiny ♥️
📩 Alefaso ny mp i- commande ary . Efa eo amin'ny sary ny détail 😍🙈
🚨Point de récupération Ampasapito
🚨Livraison possible
30/07/2026
Indraindray, détail kely no tena mampiavaka ny look🤩♥️😀
Raha mitady lunettes tsotra, élégante ary mora ampiasaina isan'andro ianao, dia amin'ireto mijery
📩 Aza misalasala mandefa hafatra raha mila fanazavana na commande.Efa eo amin'ny sary ny détail 😍🙈
🚨Point de récupération Ampasapito
🚨Livraison possible
Alefaso aingana ny JP fa sao taraiky eooo🤩
Mandefa en gros ko izahay 😍
27/07/2026
Helloooo♥️♥️
ARRIVAGE AMIN'IZAY ARY EHH❌❌❌
Misy an'ilay aviator tena tadiavinareo fatratra mihintsy ♥️ misy couleur rose , jaune , bleu dispo , Misy Channel oversize ihany koa ♥️ Sokafy ny sary dia apetraho ny commande ary fa ho livrenay♥️😍
Afaka mandefa gros ihany koa izahay an ♥️
27/07/2026
Avant goût....🔥🔥
Ny hafaliako hiaina projet vaovao🤣🙈🙏
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
101
Opening Hours
| Monday | 08:00 - 17:30 |
| Tuesday | 08:00 - 17:30 |
| Wednesday | 08:00 - 17:30 |
| Thursday | 08:00 - 17:30 |
| Friday | 08:00 - 17:30 |
| Saturday | 08:00 - 17:30 |
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Kaella Shop posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.