Kïal stëph
🙏 Sambatra izay mifanampy🙏
29/07/2026
👍Manala volo ratsy o👍
🌸 FEM Rose Hair Removal Cream 🌸
➖ Manala volo haingana ao anatin'ny 3–5 minitra
➖ Mamela ny hoditra ho malefaka sy madio
➖ Misy Soothing Lotion sy spatule ao anaty fonosana
➖ Mora ampiasaina, tsy mila rasoir
💰 Vidiny : 12.000 Ar
🚚 Livraison à partir de 3.000 Ar
📦 Mandefa manerana ny faritra eto Madagasikara
📞 Commande : 038 79 324 71
📩 Alefaso message na antsoy mivantana raha hanafatra. Tahiry voafetra!
23/07/2026
✨ DOVE ROLL-ON ORIGINAL ✨
🌿 Miaro amin'ny fofona sy hatsembohana mandritra ny 48 ora
💙 Malefaka amin'ny hoditra
🌸 Hanitra maharitra sy mamelombelona
💰 18 000 Ar monja
🚚 Livraison gratuite sur Tana Ville
📩 Manaova commande amin'ny message privé na antsoy izahay.
🛍️ Stock voafetra, manafatra dieny izao!
31/05/2026
🥰 Miarahaba antsika Reny rehetra nahatratra izao fety milay be izao🥰
🙏Mirary ny soa sy ny tsara hoanareo hatrany🙏
❤️Mahavità soa ny adidy sy ny andraikitra izay ankinina aminareo🥰
😥De mampahery izay efa nilaozan Reniny ihany koa🙏 ny Tompo anie no hameno ny banga eo aminareo🙏
🙏🙏Tahin Jesoa daholo🙏🙏
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Emgasp Letenaie, Claudia Natacha, Zandry Gasy, Nandriane Roedinie, Lazaniaina Flavio, Lanto Randriana, Mÿh Töõ
14/05/2026
👍 Veloma ny faritra mainty o👍
😮Tinao ho fotsy sy malama tsara ve ny:
✔️ Elika
✔️ Kiho
✔️ Lohalika
✔️ Tenda
✔️ Hatoka
✔️ Faritra mainty hafa amin’ny vatanao?
🌸✨ MAGIC WHITE YOGURT MILK ✨🌸 no vaha olana
💖 Ity crème manokana ity dia manampy: ✅ Manamaivana ny tasy mainty
✅ Mampalefaka sy manalefaka hoditra
✅ Manampy hanala fofona ratsy
✅ Mahatonga ny hoditra ho madio sy mamirapiratra lalandava
👍Andro vitsy monja dia efa mahita vokatra
🔥 PRIX PROMO : 15 000Ar monja 🔥
🚚 Livraison GRATUITE sur Tana ville
Mandefa mankany amn faritra
📱 033 48 081 99 / 038 79 324 71
⚡ Aza tara fa voafetra ny stock!
Un grand merci à mes nouveaux followers ! Rodolphe Rajaobelison, Vololoniaina Nomenjanahary Soatina, Jenny Monicka Razafi, Sarobidy Valimbavaka, C'est Pipisöü, Zaydánn Céllass, Mavori Joichaa
01/05/2026
❄️TONGA NY RIRININA! Arovy ny fahasalamanao🔥
Mangatsiaka ve ny andro ka mora mangatsiaka ny vatanao?
👉 Inty no vahaolana tsotra sy mahomby Ary aingana ho anao🥰
🔥 PROMO SPÉCIALE BOUILLOIRE 🔥
PAVA ÉLECTRIQUE 2L – 1500W
✔️ Mampangotraka rano haingana
✔️ Arrêt automatique (sécurité)
✔️ Base 360° mora ampiasaina
✔️ Design moderne sy pratique
🎨 Couleur disponible: Bleu & Fuchsia
👉 Mety tsara amin’ny thé, café, soupe…
👉 Mety ampiasaina isan'andro sy aminy fotoana rehetra 🎁
💰 Prix promo: 35 000Ar
🚚 Livraison GRATUITE sur Tana ville
Mandefa any amn faritra ihany koa
📞 Commande: 033 48 081 99 / 038 79 324 71. Ou Mp
⚠️ Stock limité, aza tara!
29/04/2026
🤣🤣Nandramako fotsiny🤣🤣
Category
Website
Address
Antananarivo
115
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Kïal stëph posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.