Kapoty lavable tsarabe

Kapoty lavable tsarabe

Share

Fiharovana ny fahasalamana no fanomezana fafiny hoan'i Rafotsy

02/07/2025

Mirongatra be ny SIDA eto Mada! Kanefa azo sorohana tsara izany @ alalan'ny :
👉FIMAILO na KAPAOTY (Protecteur)
🍆Aza menatra mividy kapaoty.
🍆Esory ny toe_tsaina hoe:"tsy misy fafiny eee", "firaisana ara_pingotra eee", "tsy matsiro eee", "sipa manja be ty ve de ho asiana kapaoty eee🤤",...
🥦Ka Sao tratrany ka hanenina, mila mailo tsara miaraka aminao.
❤️Ity fimailo na kapaoty ity de maharitra ela vao simba(mateza);; azo antoka amin'ny fiharovan-tena;;tsy misy atahorana rehefa mampiasa azy satria:malefaka, souple, élastique be, taille standard, Lavable (azo sasaina).
🤑Ny mampiavaka azy ity dia misy fitoeran'ilay testicule (fixation), izay tsy mampihetsiketsika azy,na atahorana itsaoka.
👉Misy rallonge 4cm eo 'ilay kapaoty (io 4cm io copie coller lohana pénis ireny mihitsy)
💪Izany hoe Manatombo 4 cm ny halavany anao rehefa tafatsofoka ao anatin'ilay kapaoty.
😅😅Koa inona no andrasana fa Tongava mp ary eee,
❎ALEO MISOROKA TOY IZAY SOROHANA😁❎
038 53 492 68
034 60 396 88

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo