Ni-Haingo beauté

Ni-Haingo beauté

Share

Institut de bien être et de beauté,
en salon, à domicile, événementiels

13/03/2024

‼️Nous recrutons une assistante coiffeuse

‼️Si vous êtes intéressé(e), envoyez votre CV par message privé ou par e-mail

📩 : Ni-Haingo beauté
📩: [email protected]
☎️: +261 33 11 328 27 / +261 38 93 940 36
📍: 67ha sud près Cenam

12/02/2024

‼️‼️Mihidy salon Ni-Haingo beauté ny 12 sy 13 febroary 2023 noho ny fanamboarana sy fanatsarana ao amin’ny salon. Miverina misokatra indray ny 14 février 2024 amin’ny 8 ora sasany maraina.

✅✅Misy foana ihany ny fandraisana rendez-vous à domicile mandritra io fotoana io.
📌Ho an'izay te haka rendez-vous dia mandefa mp na miantso +261 33 11 328 27/ +261 38 93 940 36

‼️‼️Le salon Ni-Haingo beauté sera fermé le 12 et 13 février pour cause de travaux. On sera de retour le mercredi 14 février aux horaires habituels.

✅✅Néanmoins, nous prenons toujours les rendez-vous à domicile durant la période de fermeture.
📌Rendez-vous en mp ou appelez le +261 33 11 328 27 / +261 38 93 940 36

Merci de votre compréhension 🫶🏼🫶🏼

Ni-haingo beauté ❤️

09/01/2024

Bonne année ooo ✨✨
🌹🌹 Misokatra izahay androany manomboka amin'ny 8 ora maraina hatramin'ny 5 ora hariva ankoatra ireo ora dia afaka maka rendez-vous ianareo

📞 +261 33 11 328 27 / +261 38 93 940 36
🏠 Immeuble SOMALCOM-Près du CENAM

01/01/2024

Ni-Haingo beauté vous remercie pour votre confiance et vous présente ses meilleurs vœux pour l'année 2024. Nous avons hâte de voir ce que cette nouvelle année nous réserve ! ✨✨

31/12/2023

✨Le salon est fermé à partir de 02 janvier 2024 jusqu'à lundi 08 janvier 2024. Nous serons de retour le Mardi 09 janvier 2023 à 08h30

✨Néanmoins, nous prenons toujours les rendez-vous à domicile durant la période de fermeture.
📌Rendez-vous en mp ou appelez le +261 33 11 328 27 / +261 38 93 940 36

✨Tsy misokatra manomboka 02 janoary 2024 hatramin'ny 07 janoary 2024 ny salon ary miverina misokatra amin'ny 09 janoary 2024 amin'ny 8ora sy sasany maraina.
📌 Misy foana ihany ny fandraisana rendez-vous à domicile mandritra io fotoana io

Ho an'izay te haka rendez-vous dia mandefa mp na miantso +261 33 11 328 27

❤️❤️ Bonne fête de fin d'année ❤️❤️

Ni-Haingo beauté 💥❤️

25/12/2023

We Wish You a Merry Christmas 🌲❤️

27/11/2023

✨ Mbola mitohy ny promotion anniversaire 1 an hatramin'ny 30 Novembre 2023

📌 Promo 20% remise

✅Mbola misy boisson chaude offerte isaky ny prestation : Café, chocolat chaud, thé au choix ☕☕

Araraoty fa izahay vonona hanome fahafahampo anareo ❤️

Misokatra izahay ny alatsinainy ka hatramin'ny asabotsy manomboka amin'ny 8 ora maraina hatramin'ny 5 ora hariva ankoatra ireo ora dia afaka maka rendez-vous ianareo

📞 +261 33 11 328 27 / +261 38 93 940 36
🏠 Immeuble SOMALCOM-Près du CENAM

24/11/2023

💥💥 PROMOTION ANNIVERSAIRE 1 AN Ni-Haingo beauté 💥💥

‼️‼️ 20% remise sur toutes les prestations ‼️‼️

📌 24 AU 30 NOVEMBRE 2023

✅ Coiffure
✅ Esthétique
✅Onglerie
✅ Épilation
✅ Pack mariage/ pack fiançailles

Mbola misy boisson chaude offerte isaky ny prestation ☕☕
👉 Café , chocolat chaude , thé au choix 👈👈

Araraoty fa izahay vonona hanome fahafahampo anareo ❤️

👉👉 Misokatra izahay ny alatsinainy ka hatramin'ny asabotsy manomboka amin'ny 8 ora maraina hatramin'ny 5 ora hariva ankoatra ireo ora dia afaka maka rendez-vous ianareo

📞 +261 33 11 328 27
🏠 Immeuble SOMALCOM-Près du CENAM

01/11/2023

Joyeux premier anniversaire Ni-Haingo beauté 🎉🎈
Betsaka ny zavatra nandalovana sy niainana surtout hoe nisokatra , tsy mora , eny hatramin’izao tsy mora. 🥵❤️
🔥 Zavatra natsangako nanahirana ahy indrindra , tsy nampatory , nandatsahako ranomaso betsaka indrindra kanefa tsy foiko satria passion ako ♥️ , ary nanana an'i dada sy zoky nanohana ahy tamin’ny fo aho 😍
Betsaka ny zavatra mbola tsy tomombana fa mihezaka manome fahafapo anareo foana izahay.
TANDREMO TANDREMO fa hisy Promotion anniversaire un an homaninay ho anareo 🔥🔥
‼️‼️Restez connecté ‼️‼️
Ho ela velona anie ni Haingo beauté ❤️❤️

31/08/2023

Helloooo !!!
🌹🌹 Misokatra izahay ny alatsinainy ka hatramin'ny asabotsy manomboka amin'ny 8 ora maraina hatramin'ny 5 ora hariva ankoatra ireo ora dia afaka maka rendez-vous ianareo

📞 +261 33 11 328 27 / +261 38 93 940 36
🏠 Immeuble SOMALCOM-Près du CENAM

Want your business to be the top-listed Hair Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Immeuble SOMALCOM-Près Du CENAM
Antananarivo