Tsara bika

Tsara bika

Share

Mora indrindra

11/08/2023

Tonga indray ny slim+, ilay manala taviratsy malaky be
Vitsy ny stock fa mp avy hatrany
Prix: 35000ar

09/08/2023

Savon sy creme café manala taviratsy, manala roroha, haingam piasa, vita amin'ny café izay fatatsika fa mampihena tsara
Prix 35000ar izy roa, raha creme fotsiny dia 30000ar

05/08/2023

Arrivage vaovao be ooo!
Tena sad manena no mahatsara oditra ilay miketrona ireny
Prix 25000ar

16/07/2023

Arrivage ilay 16 thé , boite PM 20000ar
Thé mampihena malaky be satria mivalana,manala kibo, manala tavy ratsy
Herinandro dia mihena tsara
prix 20000ar 16 thé fa tsy sachet
Tel 0345643028

01/07/2023

Manala fomfombava
Manadio nify
Miaro amin'ny areti-nify
Araraoty fa fikojakojana nify izao andro ririnina izao fa tsy mora le marary nify
Parfum menthe
Prix 15000ar
Tel 0345643028

29/06/2023

Patch fatao amin'ny maso
Manala avizanan'ny maso, ilay cerne be amin'ny maso iny sy poche
Manampy amin'ny fahitan-tory

Prix: 20000ar 20pièces
Tel 0345643028

Photos from Tsara bika's post 29/06/2023

Liquidation 10000ar faraparany
sac banane misy sortie ecouteur
prix 10000ar, bleu sy gris dispo

28/06/2023

Vaovao be koa ity oooo
Capsule oil slimming
Manala taviratsy sy cellulite indrindra ny kibo
Sokafana ilay capsule kely dia misy huile ao anatiny dia osorana amin'izay faritra tiana ahena
Manatsara oditra koa, mampiakatra kibo le miroraka, atao indroa isan andro

Prix: 35000ar
Tel 0345643028

Photos from Tsara bika's post 28/06/2023

PATCH MAMPIHENA sy MANADIO
Patch detox atao amin'ny tongotra dia mamoaka ny toxine rehetra anaty vatana, mampihena, manala taviratsy
10patch 20000ar
Apetaka 6 a 8 heures amin'ny tongotra isan'andro
Tel 0345643028
Manao livraison dia mandefa faritra

28/06/2023

ITY ILAY ELA NANDRASANAREO
PATCH DOUDOUSY🍑🍑🍑🍑
Apetaka 8 a 12h eo amin'ny Doudousy ny patch dia hiakatra sy hienjana ary lasa mitombo
Tsotra nefa ahitana vokatra haingana be
12patchs ny anaty boite iray
Prix: 20000ar
Tel: 0345643028

Photos from Tsara bika's post 06/06/2023

Liquidation sac banane sport
Misy poche 2
Omby phone, porte feuille
Ny lambany sy tadiny ilay mafy be
Misy sortie ecouteur, afaka entina mikotrana tsara, azo entina miasa koa na mianatra

Prix 15000ar
Tel 0345643028

05/06/2023

THE MAMPIHENA, MANALA KIBO
Thé 100% naturel a base de miel na tantely mety tsara ho an'ireo somary marary vavony nefa te hiena
Herinandro dia efa mahita vokatra
Tsy mila sport sy regime be fa siramamy sy lafarinina no ahena
Prix 35000ar
Tel 0345643028

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Antananarivo