Belle KAM
Ventes en ligne✅
Live chrono plaid ❌TSY MISY FONON’ONDANA❌
3 à 4 places
Coucou 11H fotoana LIVE bisous
Liquidation sy vente à perte rehetra
2Eme partie
Liquidation sy vente à perte rehetra
01/07/2026
Ireto liste ireto ary ny VENTE A PERTE sy LIQuidation androany mba misy iomanatsika dia alefako eo akaikiny ny antony anaovana izay
🌹Drap+fonon’ondana : (adino fona mivarotra anazy fa variana amin’ny arrivages ,LOT izany fa tsy manao details be isika )
🌹Veuilleuse : Nahazo mora tsotrzao aho dia tena tonga dia omeko masokarena ianareo
🌹Misy mixeur vitsy ao
🌹Gourde laboubou :47 000ar anome vente carton aho eo amin’ny live izany hoe mbola latsaka no io
🌹Tapis de salon (Vitsy no alefako )
Coucou Hisy Liquidation sy vente a P…. Be dia be androany😟😟 10H 30
30/06/2026
Bonne Nuit belle an ❤️🫶 izao ilay mafalifaly
30/06/2026
Plaide fotsiny , tsy Misy fonon’ondana motif vaovao be mihintsy
🌹📣Noho izy tsy misy fonon’ondana dia ANALAKO -30 000AR be izao ny vidiny ho solon’ny fonon’ondana
🌹📣Fa kosa ilay motif tena vaovao tsara be
Entana vao tonga ito belle an , dia ialako tsiny raha toa maizina ny sary
Maro isika no tsy mila ilay fonon’ondana , satria efa manana drap misy fonon’ondana , dia indro aza ny fianambidy be
30/06/2026
Bleue Ciel koa mamy ❤️
30/06/2026
Mankasitraka Belle an ❤️