Meuble GDL
Mivarotra etana mombany meuble
Rehetra
24/11/2025
🔥 CHAISE PLASTIQUE SFOI – QUALITÉ PREMIUM 🔥
• Mafy & maharitra
• Maty tsara – tsy mora maloto
• Mety ho an’ny efitrano, trano fisakafoanana, fety & réception
• Léger sy mora afindra
đź’° **Prix : mirary hatrany
📦 **Vaovao
🚚 **Livraison eto Tana, mandefa any amin’ny faritra**
📞 **Contact : 033 47 232 51**
Un
19/11/2025
17/11/2025
🌟 AMPOULE DÉCORATIVE – FETY LIGHTING 🌟
✨ Mamiratra, manome hafanana & ambiance moderne ho an’ny fety rehetra ✨
đź’ˇ Prix : 120 000 Ar / 10m
🔌 Ampoule 10 – Vonona hapetaka avy hatrany
🎉 Mety amin’ny:
– Fety & anniversaire
– Zaridaina & terrasse
– Café & efitrano fisakafoanana
– Décoration shooting
💥 Kalitao tsara – Hazavana mafana – Maharitra ela 💥
📞 Contact : 033 47 232 51 na Mp si intéressé
Manao livraison eto Tana,
Mandefa amin'ny faritra
17/11/2025
🪑 FAUTEUIL ULTRA CONFORT – DESIGN MODERNE 🪑
Ato ireo modèle vaovao tonga ara-pomba lux sy super confortable!
✔️ Qualité Premium
✔️ Coussin matevina & malefaka
✔️ Endrika moderne mampatsiro toerana
✔️ Mety amin’ny salon, chambre, bureau, coin lecture
📌 Vidiny : Tena mirary hatrany
(Arakaraka ny modèle fidinao)
Mp Si intéressé
📞 Contact : 033 47 232 51
(Tsy misy WhatsApp – antso tsotra ihany)
📦 Livraison possible
📍 Disponible de suite
15/11/2025
Chaise Bureau Moderne
Mitady seza birao maivana, mateza ary tena confortable ve ianao?
Ity chaise bureau moderne ity dia tena mety ho an’ny biraonao, fiangonana, espace, na trano fandraisam-bahiny!
âś“ Mora ahodina & stable
✓ Dossier mesh mifoka rivotra – tsy mafana
âś“ Haavo azo ahitsy
✓Endrika professionnel & moderne
✓Rafitra vy chrome matanjaka
: Contact : 033 47 232 51
Meuble G.D.L
Mp si intéressé manao livraison eto Tana Mandefa amin'ny faritra
Vidiny : 230 000Ar / 1p
Tongava maka an’ity seza tsara sy maoderina ity, tonga dia manandratra ny efitranonao!
Mention spéciale à mes nouveaux fans montants ! Déco Meuble
14/11/2025
Vaisselier en verre Avec Led
Qualité tena tsara sy mihaja be
Vaovao sous Carton démontable,
Prix 1950000Ar
Contact 033 47 232 51 na Mp si intéressé
Manao Livraison eto Tana Mandefa amin'ny faritra
13/11/2025
- SUPER PROMO BE !!....
Ataovy manjelanjelatra sy moderne ny tranonao amin’izao fety izao!
- Karazana meuble tsara kalitao ho an’ny efitrano, birao, sy fiarahana amin’ny fianakaviana:
• Seza mahafinaritra
• Latabatra maoderina
• Armoire sy commode tsara endrika
• Table étude ho an’ny ankizy
- Vidiny mirary be!
- Mifandraisa avy hatrany aminay:
Contact : 033 47 232 51
- Meuble G.D.L – Kalitao sy endrika no laharam-pahamehana!
âś“ Manao Livraison eto Tana Mandefa amin'ny faritra
✓ Aza tara, fety be izao — ataovy miavaka ny tranonao miaraka amin’ny Meuble G.D.L!
13/11/2025
🌟 MEUBLE G.D.L – Seza moderne & confortable ho an’ny trano tsara rafitra! 🌟
🏠Manampy endrika class sy moderne ao an-tranonao izahay amin’ny alalan’ny seza vita tsara sy maharitra.
🛋️ Safidio amin’ireo modely manara-penitra:
Sofa miolikolika moderne 🌙
Canapé d’angle malefaka sy matevina 🖤
Fauteuil boribory fotsy ho an’ny efitrano milamina 🤍
Design manara-penitra amin’ny tissu velours côtelé mahafinaritra
📞 Contact : 033 47 232 51 na Mp si intéressé
manao Livraison eto Tana Mandefa amin'ny faritra
💸 Vidiny mirary – kalitao avo!
👉 Aza avela ho lany, raiso ny anjaranao anio!
12/11/2025
🪑 Chaises pliables tsara kalitao
: 80 000Ar
Misy Prix de Gros ihany koa
🔸 Mafy, maivana, mora afindra
🔸 Mety amin’ny efitrano fandraisam-bahiny, birao, na hetsika rehetra
🔸 Loko misy: mainty sy mena
🔸 Akora: vy sy lamba malefaka
🔸 Mora diovina, tsy mitroka vovoka
💰 Vidiny mirary — mety ho an’ny rehetra!
📞 Antsoy/WhatsApp: 033 47 232 51 na Mp si intéressé
Manao Livraison eto Tana,
Mandefa amin'ny faritra rehetra eto Mada
👉 Aza avela ho lany, raiso ny anjaranao anio!
Click here to claim your Sponsored Listing.
Telephone
Website
Address
Antananarivo
VAROTRA