Tencia.Nails

Tencia.Nails

Share

Miss Mpanao hoho💕💅🏼
📍Anosipatrana ampintan'ny fiangonana katolika

Photos from Tencia.Nails's post 15/06/2026

Extension Gel sur Demi-Capsule mreprésentyy😻💅🏼

Tencia Rakouto (raha MP)
0347110937 (raha hiantso)

Photos from Tencia.Nails's post 18/05/2026

Huhhmm, zany aloha ny gainage matsiro be sur vouss😭❤️
Effet ronono hoy ianareo izay🤣

Photos from Tencia.Nails's post 15/05/2026

Akoryy e
Fintina an-tsary ny asa vita indray ary oh(extension gel & remplissage)🥰💅🏼
Samy manana ny tiany marina anie e, porofon'izany ireto.😙

Zay fa tongava manao hoho hoaaA... bonne nuittt😘,

Mp: Tencia Rakouto
Contact: 0347110937
Lieu: Anosipatrana

12/05/2026

Zahay rery ve no tsy hanao trend eo eee😆🙄💅🏼

Aza adino fa misokatra tontolo andro zah rahampitso mandray nareo ry manjatiana isanyy😘
6h30 à 19h

Photos from Tencia.Nails's post 09/05/2026

Akoryyii e🥰
Retour photo kely Gainage indray ary oh❣️ mirary beuhhh.😆

Misy question(s)⁉️
📞0347110937 / raha MP de ao @ Tencia Rakouto fa ny Mp an'ity page ity tompoko matetika misy olana foana de lasa mivadika sakana hoantsika minakavy🙄
📍Anosipatrana ampitan'ny tilikambo fiangonana katolika.

Zay fa toraka bisousss e🙃

Photos from Tencia.Nails's post 05/05/2026

Akoryyi🥰
Manao dépose koa ny sipakely anhh🫶🏼
5000ar fotsinyy🤤💸

📍Anosipatrana
📞0347110937

Photos from Tencia.Nails's post 02/05/2026

Akoryyyiiii🥳
Zany aloha ny Avant apres kely eee, mahafinaritra ahy mihintsy mahita an'ilay hohonareo sans decollement karan'zao😆
Photo 1 : gainage
Photo 2:repousse apres 1mois
Photo 4: remplissage
🥰

Photos from Tencia.Nails's post 29/04/2026

Fa Otran'ny tsy voaresaka mihintsy zareo mpankafy faux ongle +vp 😏🥰
Mbola mametaka isika sady manisy girlandy koa anh, izay haingo tinareo mihintsy😆
7000ar defa mitondra mody,😗

📍Anosipatrana

Photos from Tencia.Nails's post 28/04/2026

Akoryyyi ee
Miss Mpanao hoho ety Anosipatrana oh🥰(faux ongles, pose vernis, extension gel sur demi-capsule, gainage) ataontsika daholo😏

📞0347110937 (misy whatsapp koa io)

Io ilay num raha hiantso antarobia zareo anh
Toraka bisous😙

Photos from Tencia.Nails's post 26/04/2026

Akoryiii
Mora loatra ndray nge hono eee🫢🤣
Fa tsy izay ve no maha promo azy e? Shuuttt🤫🙄

Vita aloha ny fa ankasitrahana betsaka ianareo tonga maro namaly oh, tena feno dia feno ny fokeliko 🥹 tsy hita zay lazaina fa dia MISAOTRA oh
Aza kivikivy zay tsy nahatratra fa araho foana ny pejy fa mbola vao fanombohana ireny ohhh🥰🥰
Raha misy fanontaniana de ao Tencia Rakouto foana aloha anh fa tsy ato, ny appel lazaina eto ihany rehefa miverina .
Zay fa toraka bisousss🥰😙

Want your business to be the top-listed Nail Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Website

Address

Antananarivo