Les mini-curly

Les mini-curly

Share

🌀🌿 Bébé Boucles Naturelles

💛 Soins Cheveux Texturés Kids 🌿

07/08/2026

🎉ITY ARY NY VALIN’ NY LALAO E!🎉

Mankasitraka anareo nandray anjara… mille mercis !

Ny VALINY marina dia : 💜CRÈME COIFFANTE 💜

😄 Tsy nisy nahita moa ny valiny marina… fa nanapa-kevitra izahay ny hanome REMISE EXCEPTIONNELLE ho an’izay 20 premiers manjifa ny vokatra vaovao crème coiffante mini-curly 🎁🎁

💜👧🏽 CRÈME COIFFANTE à base:

🧈 Beurre de karité: sakafom-bolo

🥥 Huile coco: mi-hydrate sy miaro ny volo tsy ho tapaka

🌰 Huile d’amande: mampalefaka, manamora ny fihogoina volo

🐝 Cire d’abeille : miaro sy mampangirana ny volo

PRIX EXCEPTIONNELLE= 13000 ar au lieu de 15000 ar

📦 💜 Fanosotra isan'andro sy hirandranan'i mini-curly

📩 JP fa ho livrenay ny Crème Coiffante-nareo

05/08/2026

🌸🌸 Coucou les mini-curly ! 🌸

Nangingina kely isika 2 semaines teo🌴, tafaverina miaraka amin’ny fitiavana be sy vaovao maro be kosa isika izao🥰💛

Mankasitraka hatrany ireo nanao commande ny produit mini-curly sy nanome retour tsara be😍

Aleo ranga omena cadeaux nareo a🎁🎁🎁:

Hisy produit vaovao hivoaka hanampy ny produit mini-curly efa nisy hatrizay, inona ary io produit hivoaka tsy ho ela io izay mahay? mahazo cadeau izay mahay azy😍😍

👀 Indice kely :
✨ Mi-hydraté volo maina izy
✨ Manamora ny fihogoana ny volon’i mini-curly ihany koa

Inona ary o? 🤔

💬 Soraty ao amin’ny commentaire ny valiny, izay mahamarina voalohany ny mahazo ny cadeaux surprise??

14/07/2026

🏖️Bagage Mini Curly ho an’ny vacance à la mer ! 🌊☀️

Aza adino ny miaro ilay boucles kelin’ny zazah iny raha hande ho any amoron-dranomasina :

🎒Ataovy anaty bagage ny:

🥥huile coco kely: manamandina sy miaro ny tohom-bolo amin’ny rivo-dranomasina

🌞 casquette na satroka : miaro ny volo amin’ny masoandro

🧴shampoing malefaka: manala ny sira sy fasika tavela amin’ny volo rehefa avy any amin’ny plage

🥣Masque sy leave in crème: hanaovana soin kely ny volon’i zazah mba hananany boucles manjakely, sary sy souvenir mamikely

🪮Fihogo sy chouchou: hamintinana ny volo rehefa tena mafana

🏖️Bonne vacance!!

07/07/2026

🌼NY FAMPIASANA crème coiffante na menaka amin’ny volo!

Betsaka ny maman mihevitra fa rehefa asiana menaka ny volon’in mini-curly dia tsy ho maina intsony🫨 DISO izany fa ny:

🥥Menaka=miaro ny volo mba tsy halemy
💦Rano=Manome hydratation mba tsy hahamaina ny volo
💦Leave in : Manome souplesse ny volo

🌼NY TOKONY ATAO:
1. Atao mandomando kely amin’ny vaporisateur misy rano ny volo
2. Ampiana leaving kely
3. Osorana huile kely dia bangoina amin’izay

👉 Tadidio :
Tsy mahasolo ny rano ny menaka, tokony miaraka ampiasaina foana izy roa ireo rehefa hihogo volo !

💬 Nareo koa ve mampiasa rano sy menaka kely foana rehefa hibango ny volon’ zazah?

29/06/2026

⏳Hifarana anie ilay promotion ry maman e ⏳

Misaotra anareo rehetra nanjifa💛

💞Ilay Duo GM 250ml
☘️ Après shampooing sady masque: manamandina sy sakafom-bolon'i zazah
☘️ Leave in crème : manome effet mouillé sy boucles manjakely

💚 Vokatra natoraly
💌 Mp pour la réservation

23/06/2026

🌞✨ Vacances ?? Atao ahoana indray ny volon’i mini-curly !

💕👧🏽🌴Idéés fibangoana ny volon’i zazah amin’izao vacances izao:

1. 🌸 Lemana kely amin’ny vaporisateur misy rano
2. 🌸Osorana crème coiffante coco kely
3. 🌸Bangoina moramora arakarakin’ny modèle tian’i zazah

Efa samy mahay manamboatra crème coiffante daholo amin’izay kosa angamba e?

18/06/2026

🌸" PROMO DUO CHOC " Secret an’ilay boucle curly tsara be ! 🌸

Après-Shampooing 2en1 : sady masque izy no après shampooing

Leave-In Crème : mitondra ilay boucle parfaite ho an’ny volo

🔥 OFFRE SPÉCIALE
32 000 Ar ➜ lasa 29 000 Ar !😍😍

🎀Tsara ho an’ny volon’i zazah ary afaka ampiasain’i maman ihany koa.

Mp pour commander💌

17/06/2026

🎁OFFRE SPÉCIALE !
🛍️ Mividy HUILE COCO pressé à froid 100g roa = mahazo cire d'abeille hanamboarana crème coiffante (ao ambany ao ny video fanamboarana crème coiffante sy ny soa azo avy aminy) 🐝✨

💰 1 pot : 8 000 Ar
💰 2 pot : 16 000 Ar + portion cire d'abeille offerte 🎁

🥥 Menaka coco pure pressée à froid:
👶 Mety amin’ny zazakely (massage bébé, rechange couche)
💋 Manamandina tarehy sy ny molotra vakivaky
💆‍♀️ Démaquillant natoraly sy manafotsy ny nify
✨Misoroka ny vergeture ho an’ny reny mitondra vohoka
💇‍♀️ Miaro ny tohom-bolo tsy ho tapatapaka mandritran’ny ririnina
🌿 Afaka hanamboarana crème coiffante tena tsara ho an’ny volon’ i mini-curly

Mp pour commander 💌

16/06/2026

🍓Volana Jona: VOLAN’ NY ANKIZY sy Fetim-pirenena❤️🤍💚 !

Fotoana tsara anaovana promotion kosa zao e🎉

Inona no tianareo hanaovatsika promotion ? ❤️
🥥 Huile de coco pressée à froid hanamboarana crème coiffante ve?
🌀 Bonnets en satin ho an’i mini-curly kely?
🧴 Après shampoing?

🧴Leave in crème?
🎀 Accessoires pour cheveux?

11/06/2026

☘️Ity ary ilay vidéo fanamboarana an'ilay crème coiffante ho an'ireo maman nandefa Mp be dia be hoe mbola tsy mahay🐝🥥
*Crème coiffante mety amin'ny volon'i maman sy i mini-curly 💕☘️

Website

Address

Antananarivo
102