Ikoriantsoa Shop MDG

Ikoriantsoa Shop MDG

Share

L´élégance à petit prix

15/08/2026
Photos from Ikoriantsoa Shop MDG's post 14/07/2026

Kay zany hamanjan'ireto porte épices ireto
sady décoration no fahafinaretan'ny maso tsy mampilefa vahiny 😅🤩
mbola ho avy eo ny modèleisan-karazany

13/07/2026

Bonjour daoly, elaela tsy henoheno fa tsy teto an-toerana de sasy manomana zavatra tsara ho anareo 🥰🥰

12/07/2026

Bon Dimanche daholo 🥰

06/06/2026

Un grand merci à mes nouveaux followers ! Lyh Antsu, Dinnah Shaina

27/05/2026

🤩🤩 Arrivage Attache Rideau 🤩🤩
Couleur maro isan-karazany
Prix mora be

26/03/2026

cc daholo ❤️
ireto misy entana tsara kely sady ilay mafy tsara zareo an
tena tsara anie zany e
mandefasa mp fa maromaro izy ato
merci 😘

25/03/2026

🥤 MIXEUR BLENDER MULTIFONCTION – MAHERY SY MATEZA!

Vahaolana tokana ho an'ny lakozia maoderina. Mahavita azy rehetra: Mixer, Broyer, Hacher!✨

NY TOMBONY:
High Power: Mahery vaika, mahavaky ranomandry (Glaçons).
Multifonction: Misy bol 2 (Lehibe ho an'ny Jus/Smoothie, Kely ho an'ny Dipoavatra/Kafe/Voanjo).
Vitesse réglable: Azonao ovaina araka izay tiana ny heriny.
Mora voadio sy tsy mora vaky.

Idealy ho an'ny mpanao Living Food Diet, mpanao jus voankazo madio, na mpitoto épices isan-karazany.

💬 MP avy hatrany raha liana!
Mbola misy pitsopitsony hafa tianao hotsindrina manokana ve (ohatra

21/03/2026

Tsara be anie oa ny Attache rideau ato aminay e, sady tena farak'izay mora be ❤️❤️
ity zao retour cliente avy any Nosy be, attache rideau noir no nosafidiny
Coucouho anareo avy any Nosy be any 🙂🥰

Telephone

Website

Address

Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ikoriantsoa Shop MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Subscribe

We will notify you when anything happens in Antananarivo.