NIH

NIH

Share

🌹Ho fitahiana ho an'ny hafa🌹
🌿Produits IMRA🌿
👜Mode/Tendance👗
🎁Divers
☎️0340863664

09/09/2026

Bonjour daholo🤗
I Vonjisoa Maurille Onjamampionona aloha no mahazo loka tamin'ilay lalao farany iny🥰🥳✨
Mbola hisy foana ny lalao fa aza miala lavitra e🥰

07/09/2026

Bonjour🤗
Mbola repotra kely ny admin fa mialatsiny🙏
Tsy tratra omaly ilay valin'ny lalao🥺 satria tena mila verifier-ko tsara ilay nanao partage bediabe😌
Manàna faharetana kely😌

05/09/2026

🌸Bon Weekend🌸
Aza miteny aloha hoe "bonne vacances et profite bien" fa sary efa tamin'ny herintaona io fa ataoko eo fotsiny🫣🥱

🔔 Coucou manokana hoanareo mpanaraka tsy tapaka nefa sady tsy mi-suivre page, tsy manisy réaction, tsy manao commentaire🫣
Hitako any anaty interaction any ianareo ireny fa dia misaotra foana e😅
👉 Rahampitso hariva ny valin'ny lalao

03/09/2026

📢 Andao hiresaka📢

Mihamiakatra ny vidim-piainana, mitaraina ny ankamaroan'ny olona, efa niresaka mikasika ny revenus sns aho nisy fotoana🥹
🔔Ndao mba tantarao ny hevitrao🔔
👉Ahoana ny fomba ahazoana vola amin'ny alalan'ny téléphone?
👉 Inona ny mety? Mitahiry vola (épargne) sa mampiasa mba hampitomboina azy (investissement)
👉 Inona ny business afaka atomboka raha kely ny Capital? 50.000Ar ohatra
📢Ndao tantarao sao mahasoa ny hafa😍
Efa anatin'ny lalao daholo izao🫣

02/09/2026

❌ RÉSERVÉ ❌
👝Mini mini😍
Hoan'ny papozy kely na tanora ka tia mini-sac🥰
👉Antonona téléphone

🎁5.000Ar

02/09/2026

❌ RÉSERVÉ ❌
👜Sac Arc en ciel
👉 Friperie ihany
👉Zanak'ilay boite teo😁
👉 Lava tsara ny tadiny
👉 Antonona téléphone
🎁8.000Ar

Photos from NIH's post 02/09/2026

❌ RÉSERVÉ ❌
👜Sac boite Arc en ciel🥰
👉 Friperie
👉Misy tadiny lava
👉 Mahazaka korotam-behivavy tsara🫣

🎁 10.000Ar

Photos from NIH's post 02/09/2026

👜 Pochette bleu et argenté🥰 mangirana tsara✨
❤️Coup de coeur❤️
🔔Mahazo zay mahazo an'ito eto fa efa saika nalaiko🫣
Vao tsisy maka eto ito androany dia ataoko jp😂
👉 Friperie sans défaut
👉 Misy poche aoriana

🎁13.000ar

02/09/2026

❌RÉSERVÉ ❌
👝 Portefeuille
👉 Confection fa tsy importé
👉 Jp rose na Jp marron

🎁 4.000ar ny 1
🎁7.000ar raha izy 2

02/09/2026

❌ RÉSERVÉ ❌
☕Mini-mug☕ 6pièces
Hoan'izay te hahazo fa tsy hiandry kilalao🥹
Mifona hoan'izay naka 20.000ar aho fa mba te hampirevy aho androany fotsiny🫣

🎁12.000Ar🫣
Anakitelo ny dispo amin'ito dia izay 3 voalohany😉

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Antananarivo
Antananarivo