IZAHO
Beauté / Onglerie
Tena zao mihitsy no zava misy😅😌
17/08/2026
Salama daholo ooo, ito oa averiko foana hoe na capsule classique ary milay foana rehefa tsara ny nail art 🥹
12/08/2026
🥰 Extension gel sur demi capsule
Tsisy ambara fa tonga dia hoe avy manao hoho 🥹
10/08/2026
Capsule américain taille X
Lay tanana somary kelikely mahafatifaty rehefa haingona dia voamay mahafatifaty.🥰🥹
Ambohimanandray Ambohimanarina no misy anay, prestation sur rendez vous foana an
034 60 029 00
09/08/2026
Manentana anareo manja 🥹🥰
🔥✨ FAIS TES PREMIERS PAS SUR LE PODIUM ! ✨🔥
Tu rêves de devenir mannequin ? 👠📸
Tu as l'attitude, la démarche et le potentiel pour impressionner ?
Alors saisis ta chance au Casting Mannequin Ranty Agency !
📅 Dimanche 16 Août 2026 à 10h00
📍 Mon goûter, Andrefana Ambohijanahary
👔 Dress code : Noir & Blanc ⬛⬜
💰 Droit de casting : 5.000 Ar
📩 Inscris-toi dès maintenant par MP !
Envoie-nous en Message Privé : Nom, Prénom, Âge, Ville, Taille, N° téléphone et deux photos récentes.
🌟 Le runway est prêt… Il ne manque plus que toi. Fais le premier pas, affirme ton style et prends le contrôle de ton avenir ! ✨🔥
📞 Contact : +261 34 98 377 99
Tag tes ami(e)s qui ont le profil de mannequin et partage au maximum ! 🚀
08/08/2026
Eto indray zao dia natao somary n**e kanefa stylé nampiarahana an'ilay Chrome misy reflet violet sy ilay voninkazo 3D kely🥰
Gainage no natao teto🥹
Tsy atahorana ho tapaka mihitsy ny hoho an
08/08/2026
Eto ndray ary ny pose Américaine e
Nail art inspiré par Stitch🥹
Aza adino fa ato aminay ihany no misy an'ilay atao hoe spécial Outakouuuuuuu 🥰
Extension full gel 💅🏻
💅🏻Na Pose capsule classique aza mivoaka foana rehefa milay rangah ny nail art a
Gojo sy Geto indray no thème antsika teto🔥
Prestation sur rendez vous
Ambohimanandray Ambohimanarina no misy anay
Antsoy ny laharana 034 60 029 00
Extension full gel💅🏻
Nail art inspiré par 🔥"Chainsaw Man"😈
Click here to claim your Sponsored Listing.