Tex's Arts

Tex's Arts

Share

Cette page décrit les parcours de ma vie� accompagné de mes Loisirs �

17/06/2022

"Ny any aminay"
Ny any aminay tsy nahasarika,
Kanefa dia tanàna mahafinaritra
Didinin'ala maintso kitroka
Rivotra mahasalama tsy misy *risika.
Tanàna tsy aiza fa eto Gasikara
Izay nahita rehetra dia "Tara".
Mahababo anie enao iny Manakara e!!
Katrany amin'iny Antanala
Miavaka tokoa raha ny fitafy
Ampian'ny fiteny tena "fasha"
Gne ranomashy koa da belabelaky
Tanàna moa madio mirehareha ategnany.
Togava arô nareo mamangy ndre da tsy hipetraky!
Horaosinay ampifaliha, tsy asiha gne egnatry.
Asika olo araiky avao ndre da hafa fiaviha;
Ty fiaigna ty tsy vita tsy hifagnapiha.
🇲🇬💗💖?Paulia Theolodisheolodisaulia Theolodis

15/06/2022

Bonsoir daholo,
Manentana atsika rehetra
Manentana atsika anaraka tsy tapaka fa ny faran'ny erinandro hamoaka ny Tononkalo vaovao be💗

15/12/2021

L'histoire est marquer🎖️🏆🏀

STEPH CURRY OFFICIELLEMENT LE MEILLEUR SHOOTEUR DE L'HISTOIRE !!!

En dépassant Ray Allen cette nuit, Stephen Curry est devenu le joueur ayant inscrit le plus de tirs à 3pts en carrière en saison régulière 🎯

11/12/2020

Hoanle Tia mikotrn hotrananh 😜👊🤙

Dan The Hinh danthehinh

02/08/2020

Reo tsika reo, akama be, sady Dasol🤫
Bonne journée doly

19/06/2020
19/06/2020

Une Petite Schotting n'est pas a refu 😍😋

Want your business to be the top-listed Nail Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Telephone

Website

Address

Antananarivo

Opening Hours

Monday 06:00 - 20:00
Tuesday 06:00 - 20:00
Wednesday 06:00 - 20:00
Thursday 06:00 - 20:00
Friday 09:00 - 20:00
Saturday 06:00 - 20:00
Sunday 06:00 - 20:00