KosmeTsik' - Baumes & rouges à lèvres naturels
Je suis chimiste. Je crée des produits pour les lèvres à base d'INGRÉDIENTS NATURELS. Suivez la page pour découvrir nos produits et nos bons conseils.
Ici, on prône la qualité et l'efficacité, mais on reste conscient des limites du Naturel 🥰.
Comment faire un combo 💄 KosmeTsik' ?
12/06/2026
Teny an-tsena androany...
Miara-mijery entana eo izahay sy ilay olona. Dia hoy izy tampoka teo :
"Oay, tena tsara fofona be ianao. Manitra be." 🤭
Saika novaliako hoe fofona tsy ho renao na aiza na aiza izany 😂
Ambin'ilay ranomanitra namboariko mantsy ilay izy 😁
Fa hoy fotsiny aho hoe "Misaotra", satria moa aho tsy nanohy an'ilay izy intsony 😉.
💄 Mifantoka tanteraka amin'ny VOKATRA FIKARAKARANA MOLOTRA aho izao.
👉 Lokomena
👉 Baumes à lèvres
👉 Brillants à lèvres
💄 Brillant à lèvres MAMIRATRA by KosmeTsik' iny anaovako iny.
💬 Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha misy mahaliana anao.
Mirary faran'ny herinandro mahafinaritra ho anao eee 🥰
Ireo karazana lokomena hitanao ato amin'i KosmeTsik' 🥰
Aza misalasala mandefa hafatra miafina raha misy mahaliana anao 😉
🍃 Vita amin'ny akora natoraly
🇲🇬 Amboarina eto Madagasikara
👉 21.000 Ar
03/06/2026
La couleur du courage et de la vitalité 💪 !
Comment allons-nous appeler ce nouveau Rouge à Lèvres de la collection MIHAJA by KosmeTsik' 🤔 ?
03/06/2026
La couleur de la vitalité et du courage 🥰
Désormais disponible chez KosmeTsik'...
02/06/2026
Baume à lèvres Ilo by KosmeTsik' 💋
5.000 Ar dia salama sy mandimandina tsara ny molotrao 😘
01/06/2026
À la recherche d'un soin protecteur simple pour cet hiver ?
👉 ARO MANITRA
Vos lèvres ont tendance à sécher ou à gercer ?
👉 KOLOINA
Vous avez besoin d'un soin de nuit nourrissant ?
👉 SOA ou MENDRIKA
Vous préférez les ingrédients végétaux (sans cire d'abeille) ?
👉 OLIVA
Budget limité ?
👉 ILO
Venez en message privé pour plus d'infos.
Bonne soirée 😘
01/06/2026
Mirary volana Jona feno fifaliana ho anao ♥️
Misy hatrany ny Baume à lèvres sy ny Lokomena vita amin'ny akora natoraly, ka aza misalasala mandefa hafatra miafina raha misy mahaliana anao 😘
31/05/2026
Bonne fête à toutes les mamans ♥️
On vous aime fort 🥰
Gros bisouuu 😘
28/05/2026
Ianareo lehilahy koa nefa maninona raha mba manao lokomena e 🤷 ?
MIHAJA be anie e 😁 !
Sady misy karazana loko maro ny lokomena vokarin'i KosmeTsik' an 💄💋
🍃 Vita amin'ny akora natoraly.
👐 Amboarina tànana.
- Am-pitiavana be ♥️
21.000 Ar monja dia mahazo ,
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Website
Address
Antananarivo