Beauté verte

Beauté verte

Share

Premier salon de beauté naturel brute à Madagascar

Photos from Beauté verte's post 09/08/2026

hafa foana ny akora azo antoka sy mandaitra Ary indrindra ho an'ny fahasalamana


bon Dimanche 🥰

08/08/2026

Ato aloha dia tsy mifidy ny manao soin na lahy na vavy e🥰🥰🥰
afapo daolo VAO mivoaka ato💚💚

08/08/2026

Alefaso aingana commande aminito huile précieuse ito fa tena tsara anie oa e, Fahasalamana iray manontolo tena sitrany.
eny e, hatraminy Cancer, asthme,kohaka lavareny,sns

08/08/2026

Disponible ny Huile végétale figue de barbarie,huile spécial Anti âge.Manala ireny ride mivalimbalina sy ridule Kely ireny

08/08/2026

Tena hoe waouh Manjakely
miaraka aminy produits naturels ♥️♥️

Merci Jessica😘

08/08/2026

Aza adino fa 15.000ar ny épilation Maillot simple aty Sabotsy NAMEHANA

08/08/2026

Hello Samedi😍😍😍

promotion bé ireto combo ireto
ireo volo tsy tafiditry hydratation no tsara mampiasa azy roa🥰 spécial cheveux curly 🌸🌸

Tsara ho fantatra fa ny frisottis dia anisany tsy fahampina hydratation

Prix promo 20.000arproduit 2 anio samedi

07/08/2026

Disponible indray ity Dentifrice au charbon végétal ity.
tena manafotsy nify bé fa tsisy lainga an😍

07/08/2026

Tongava manao soin rahampintso ireo ankizy Kely simba volo rehetra, afaka mitondra gamme kidz mody avy eo🩷🩷🩷

07/08/2026

Raha samy deo novokarina dia isany tiko bé izy 💚

Anisany fanandramana natao taminy 10 taona lasa izay,olona tena mahery fofona nampiasaina azy,ni stoppé Téo no ny odeur😊

Efficace garantie 👌

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Category

Telephone

Website

Address

Ambodifilao 034 51 734 66
Antananarivo

Opening Hours

Monday 09:00 - 17:00
Tuesday 09:00 - 17:00
Wednesday 09:00 - 17:00
Thursday 09:00 - 17:00
Friday 09:00 - 17:00
Saturday 09:00 - 17:00