FAM by Natur'ally
Communauté associée à la marque Tsara Volo (fondée en 2012) et Natur'Ally (lancée en 2016) Page dédiée à la communauté de Natur'Ally / Tsara Volo
Mèches & retouche racine.
Rahoviana ny anjaranao ☺️?
𝗔𝘁𝗼 𝗮𝗺𝗶𝗻’𝗶𝘁𝘆 𝗽𝗲𝗷𝘆 𝗶𝘁𝘆 𝗻𝘆 𝗿𝗲𝘀𝗮𝗸𝗮 𝗰𝗼𝗹𝗼𝗿𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻 𝘀𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗶𝗼𝘃𝗮𝗼𝘃𝗮𝗻𝗮 𝘁ê𝘁𝗲 𝗿𝗲𝗵𝗲𝘁𝗿𝗮 ☺️
Satria ny vehivavy tsy voatery ho voafehy amina taovolo iray.
👉 Miova ny zavatra tiana sy ny tsapa ho maneva ny tena, arakaraky ny toe-javatra iainana.
Tsapanay izany… izay no namoronanay an’ny FAM : Femme Authentique & Multi-texture
Tsara ihany (mihintsy moa izany) ilay hoe asa tiana no atao ☺️
𝗠𝗮𝗻𝗸𝗮𝗳𝘆 𝗯𝗲 (𝗽𝗮𝗿 𝗽𝗿𝗼𝗰𝘂𝗿𝗮𝘁𝗶𝗼𝗻) 𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝘆 𝗿𝗲𝗵𝗲𝗳𝗮 𝘃𝗶𝘁𝗮 𝘀𝗼𝗶𝗻 𝗼𝗵𝗮𝘁𝗿'𝗶𝘇𝗮𝗼 𝗻𝘆 𝘃𝗼𝗹𝗼𝗻𝗮𝗿𝗲𝗼, satry foana hilalao azy 🫣
👉 𝘙𝘢𝘩𝘰𝘷𝘪𝘢𝘯𝘢 𝘯𝘺 𝘢𝘯𝘫𝘢𝘳𝘢𝘯𝘢𝘰 ?
📆 Mivoha ny talata hatramin'ny sabotsy izahay.
🏠 Natur'Ally Mahamasina, akaikin'ny Restaurant Jade ampitan'ny Kianja mitafo , 📞 034 01 001 98
💡 Tsara kokoa manao famandrihana mialoha (réservation conseillée).
08/03/2026
𝗜𝘀𝗮𝗻'𝗮𝗻𝗱𝗿𝗼 𝗻𝗼 𝘁𝗼𝗸𝗼𝗻𝘆 𝗵𝗮𝗻𝗮𝗷à𝗻𝗮 𝗻𝘆 𝘇𝗼𝗻'𝗻𝘆 𝘃𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆, izay zon'olombelona tsotra izao fa mbola misy tsy omena azy, ary mbola itolomana hatramin'izao.
Fa amin'izao tontolo maoderina iainantsika izao dia maro koa ny endrika olana mianjady amin'ny vehivavy.
Tsotra no azo amehezana ilay tolona : 𝐀𝐕𝐄𝐋𝐀𝐎 𝐇𝐈𝐀𝐈𝐍𝐀 𝐍𝐘 𝐕𝐄𝐇𝐈𝐕𝐀𝐕𝐘 !
Amin'izao andro "efa mazava" izao dia mbola 𝗺𝗮𝗿𝗼 𝗶𝗿𝗲𝗼 𝘃𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝗶𝗵𝗮𝗿𝗮𝗻'𝗻𝘆 𝗵𝗲𝗿𝗶𝘀𝗲𝘁𝗿𝗮 𝗮𝗿𝗮-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮 :
➡️ 𝗧𝘀𝘆 𝗮𝘃𝗲𝗹𝗮 𝗵𝗶𝗮𝘀𝗮, kanefa latsaina velomim-potsiny indray rehefa misafidy ny hametraka ambony ny fikarakarany ny tokantranony.
➡️ 𝗙𝗲𝗿𝗮𝗻𝗮 𝘁𝘀𝘆 𝗵𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮𝗿𝗮 𝗻𝘆 𝘁𝗲𝗻𝗮𝗻𝘆 𝗮𝗿𝗮𝗸𝗮 𝗶𝘇𝗮𝘆 𝘁𝗶𝗮𝗻𝘆, fa hoe "jejo" na "miodina". Tsaraina ivelany amin'ny lokom-bolo, tevika, tombok'havatsa ....
➡️ 𝗧𝘀𝗮𝗿𝗮𝘁𝘀𝗮𝗿𝗮𝗶𝗻𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻'𝗻𝘆 𝘀𝗮𝗳𝗶𝗱𝗶𝗻𝘆 : raha tsy te hiteraka, tsy te hanambady, nisara-bady, tsy te hanaraka ny "schéma" mahazatra napetraky ny fiaraha-monina
𝘖𝘩𝘢𝘵𝘳𝘢 𝘴𝘢𝘴𝘢𝘯𝘵𝘴𝘢𝘴𝘢𝘯𝘺 𝘢𝘮𝘪𝘯'𝘯𝘺 𝘵𝘰𝘭𝘰𝘯𝘢 𝘮𝘢𝘯𝘨𝘪𝘯𝘢 𝘢𝘵𝘢𝘰 𝘮𝘢𝘯𝘥𝘢𝘷𝘢-𝘵𝘢𝘰𝘯𝘢 𝘪𝘳𝘦𝘰, 𝘧𝘢 𝘮𝘣𝘰𝘭𝘢 𝘮𝘢𝘳𝘰 𝘪𝘻𝘺 𝘢𝘯𝘺 𝘢𝘯𝘢𝘵𝘺 𝘧𝘪𝘢𝘳𝘢𝘩𝘢-𝘮𝘰𝘯𝘪𝘯𝘢 𝘢𝘯𝘺.
Pao-tsatroka ho an'ireo olona 𝗠𝗔𝗡𝗔𝗝𝗔 𝘃𝗲𝗵𝗶𝘃𝗮𝘃𝘆 𝘀𝘆 𝗺𝗮𝗺𝗲𝗹𝗮 𝗮𝘇𝘆 𝗛𝗜𝗔𝗜𝗡𝗔 𝗔𝗡-𝗞𝗔𝗟𝗔𝗟𝗔𝗛𝗔𝗡𝗔 ,na lahy na vavy, satria ny samy vehivavy ary matetika mifanao an'ireo zavatra voatonona ireo.
𝗠𝗶𝗮𝗶𝗻𝗴𝗮 𝗮𝗺𝗶𝗻𝘁𝘀𝗶𝗸𝗮 𝘁𝘀𝗶𝗿𝗮𝗶𝗿𝗮𝘆 𝗻𝘆 𝗳𝗮𝗵𝗮𝘁𝗼𝗻𝗴𝗮𝘃𝗮𝗻-𝘁𝘀𝗮𝗶𝗻𝗮✊
Soava andro daholo
23/12/2025
Tsy ho ela ....
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Contact the business
Website
Address
Opening Hours
| Tuesday | 08:30 - 17:00 |
| Wednesday | 08:30 - 17:00 |
| Thursday | 08:30 - 17:00 |
| Friday | 08:30 - 17:00 |
| Saturday | 08:30 - 17:00 |