Mi-Nails

Mi-Nails

Share

Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mi-Nails, Nail salon, Itaosy, Antananarivo.

🌸La beauté de vos ongles est entre nos mains🌸💅Manucure et Pédicure💅(Nail art, pose vernis semi-permanent, pose américaine, gel,...)
📍Itaosy
Réserver en message privé

25/05/2026

✨Ndao hikarakara hoho amzao fety izao✨
📲Mandefasa mp raha te ahazo fanazavana fanampiny sy hanao réservation!!😉
📍Itaosy no misy anay!
Dia aza adino ny manaraka ny pejy mba hanarahanareo tsy tapaka ny service ato aminay🔔

Photos from Mi-Nails's post 20/05/2026

Malemy hoho, hoho mora tapaka😣, te hanalava hoho na koa tia mikarakara hoho ve ianao💅🏻?
Ireto avy ny service atao ato aminay:
✨ Vernis semi-permanent
✨Gainage
✨Pose américaine
✨Dépose
✨Extension gel
Santionany fotsiny ireo @ sary ireo. Mafatifaty kely daholo!😍
Raha te ahazo fanazavana bebe kokoa dia mandefasa mp na manoratra ao @ commentaire.
Dia aza adino ihany koa ny manaraka ny pejy!🤗

Want your business to be the top-listed Nail Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Website

Address

Itaosy
Antananarivo