Gasy natoraly
Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Gasy natoraly, Beauty, cosmetic & personal care, Antananarivo.
17/06/2026
🥀 👋 SALUT MES FANS 🥰 🥀
Aleo asintsika jeux kely idray ary androany eh😘
⭐Firy ary ilay chiffres roa farany io
⭐izay mahamarina no mahazo azy
⭐Partageo @ groupe10 & araho ny pejy
Ary mentioneo ny namanao hilalao
⭐Marihintsika eto izay nisitraka azy
⭐coms fa Aza tara ary an😉🥰👌✨
🌿 GASY NATORALY ✨
24/05/2026
‼️ In-3 manosotra Dia Sady Fotsy no afaka ny tâche
Efa betsaka nampiasa ity Gommage Café anay ity hatrany ivelany 😍
- mamoka ny tena Couleur Ary mahafotsy tarehy
- manala tache rehetra
- mahatanora
- manala manana Ambany maso
- manala tache de grossesse
- mahafaka vergeture (tratrakotra )
- manala point noir
☘️Tsy mifidy peau fa mety amin'ny Rehetra
mp+++info
☎️0384623643
24/05/2026
🌺 Na ngita be aza dia mety malama be tsy mila coiffure 🌺
Crème hibiscus vitE 🌺
tsy Mila fer fa sasana + fihogo dia hongona izy mbola tsy dia maina tsara iny
- mampalama volo na tsy andeha coiffure intsony aza
- mampangirana
- mety tsara ho anareo manana volo ngita ka Tiana halama be
vao mampiasa in-3 dia folaka ny volo
❣️ Mety ho an'ny volo rehetra noho izy natoraly avokoa ny akora ampiasaina
☎️0384523643
24/05/2026
🍑Te ho ngeza fa tsy atao misy kibo 😍
Oui Ilay Thé fennel Volumineuse Dia natao hanangeza vatana rehetra ho an'ireo tsy mety ngeza
In-2 misotro fotsiny Dia hita fiasany
- mahangeza ny muscle noho izy Sady proteine
- mampiakatra ny nono sy ny doudousy
- mamoka tsara ny bikanao
- mahangeza ireo tena tsy mety ngeza mihitsy
- mampazoto homana
- mampahita tory tsara
- manala rivotra anaty Kibo sy tsinay
Mety ho an'ny olona rehetra noho izy natoraly
Mp +++info ou
☎️ 0342332867
24/05/2026
🌸💚 Tapitra hatreo ny fandaniam-bola amin'ny fandokona volo isam-bolana
🌸🌺 Ny creme vitamine B12 🌸🌺 dia
- mampijanona ny fanirin'ny volo fotsy izany hoe izay maniry rehetra eo ho Mainty avokoa
- Mamerina ny volo ho Mainty
- mampalama volo be
- tsy miverina Fotsy intsony
- mampalama Ilay volo
Mety -bolo rehetra
afaka miditra mp izay Liana na Mila
☎️0384523643
21/05/2026
♥️ Ny thé Fennel ato aminay no mahangeza anao rapide
Vao misotro 2andro fotsiny dia mahita fiovana tsara be
-mahangeza ireo tena tsy mety ngeza
-mampitombo ny muscle rehetra
- mampiakatra indray ny nono sy doudousy 🍑
Mp avy hatrany izay Liana
☎️0342332867
20/05/2026
3andro mampiasa an'io CREME BAOBAB io ianao dia efa mahazo vokatra
Mahafaka karazana tache bedebe sady mahafotsy haingana be
Mitongava koa ianareo te ho tanora lalandava fa betsaka ny olo-malaza mampiasa an'io Ary tena madio tarehy
Mp+++info
📞0389803446
20/05/2026
Bye bye volo Ngita 😅 efa tonga Volo malama, mangirana, milamina ✨
Tsy mila fer, tsy mila lisseur 🔥
💜 CREME hibiscus no vahaolana:
✔️ Manalefaka volo
✔️ Manampy brillance naturel
✔️ Résultat hita avy hatrany
✔️ Tsy mila lisseur
Tsy vitan'ny mampalama volo io fa Sady manalava volo be an
Mety amin'ny volo rehetra fa vokatra Natoraly, indrindra enao mañana volo ngita
☎️0389803446
20/05/2026
Salut daol😘 betsaka no nantany we aona ny fomba mapikantona na manala mason'koditra😊 ny mp reetr izay ts voavaly mo fa mis Vu dia efa hita avokoa ary ts maints valin'tsika eto daol fa aza matahotra😊 ka ialana tsiny mialoha fa betsaka lotra ilay izy dia jerena daol ftsn sisa🙏
Hiverina amin'ilay astuce amin'izay ary tsika☺
👉Fantatrao ary ve fa ny oditra akondro dia manampy antsika amin'ny fikatonany mason'koditra veti2😊
👉Mapalefaka hoditra makina sy vakivaky😊
👉Manamaina sy manala mony ary tache navelan'ny mony😊
👉Manafotsy nify😁
👉Mapalefaka sy manasitrana volo simban'ny produit, ary mapaniry volo ihany koa😊
✅Fikarakarana azy raha atao amin'ny tarehy, kosehina amin'ny tarehy fotsiny ilay odiny ao aorina, ary ajanony 15 min dia kobanina amin'ny rano mati2 sy savony nosy😊 tahak'izay koa ny nify kosehina amin'ny nify ilay odiny arina☺
✅Fikarakarana azy raha atao mask volo, mixena ilay izy dia asio gingembre 1 na 2 dia iny no atao mask volo😊
🆑⏩Marihina fa efa naitana vokany avokoa ny zavatra publiena eto, ary miara miasa akaiky amin'ny doctera sy olona havanana @ bika sy endrika isika ka ts misy hataoran'tsika reetra😊ary farany ny savony nosy dia manampy betsaka antsika @ fikarakarana tarehy😘
Mirary soa ary Aza adino mi abonné ny Page 💕
20/05/2026
‼️Tonga Dia Veloma ny tâche 3 Andro
💚 Crème pomme carotte 🥕
ho an'ireo manana olana amin'ny tarehy tsy mety afaka tâche
Omeko 3 Andro ianao mampiasa an'ity Dia madio be ny tarehy
- mahafaka panda
- mahafaka Mony
- mahafotsy
- azo atao ihany koa
- manala cerne Sy ride
Mitongava mp izay Liana na Mila
☎️0384523643
Category
Website
Address
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when Gasy natoraly posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.