Bio Essence
🌿 Bio naturel
👉 Mivarotra vokatra fikarakarana tarehy, volo ary vatana izahay, natao hanatsarana sy hiarovana ny hatsaran-tarehy voajanahary
25/02/2026
❄️❄️Astuce mampijanona volo miongotra❄️❄️
😴😴 Calcium naturel 😙
Astuce voalohany: 👉👉Ravina voaroy hazo☘️☘️👈👈
- 👉maka ravina 10☘️☘️( am maraina no tangosana satria amin'iny no ambony ny tahan'ny singa ao anatiny)💫💫
-💫💫 arotsaka anaty rano mangotraka💦💦💦 1,5litres de avela angotraka tsara de bataina refa miova loka ilay rano💦💦
- 💫💫atao rano fisotro mandritry ny tontolo andro izy io🍁🍁
Atao 3 atram 5 andro de miato kely
Mirary soa ô🤗🤗
Mazotoa mikarakara dia aza adino ny manisy j'aime ny page💓
19/02/2026
Lissage hibiscus 😋
Ho an'ireo te Hanana volon-tsinoa malama be sy mangirana no Mila azy ity
Na volo ngita be aza mampiasa azy Dia mahazo vokatra toy ny
🌺Vao mampiasa voalohany iny Dia efa mahazo vokatra
🌺Tsy mila coiffure intsony fa tonga de malama tsara sy malefaka ny volo
☎️038 20 227 34
10/02/2026
3andro=veloma volo Fotsy 💫
Ataovy bye bye amzai volo fotsy ee😊
🍀🍀 efa tonga ny Masque sy Savon moringa au café 🍀🍀manafoana tanteraka ny volo fotsy
-Tena tsy miverina tsony mintsy vo tratran’io
-sady manalava volo ihany izy no manome repousse ny volonao
-izay maniry rehetra tonga de mainty an
Mety amin’by volo rehetra fa vokatra natoraly
Aza tara fa efa bdb mintsy nampiasa afa-po daholo sady mandefa retour mamy be daholo
Mp aingana ary
16000ar
23000ar
☎️ 038 20 227 34
09/02/2026
🌿🌺Masque brésilien+ moringa 🌺🌿
Tena tsy mila manao volo intsony enao vo mampiasa azy ,, bye bye atreo mandeha coiffure 😁
- manala be volonao Sady tsotra tsy mila bagoina
-manalava volo ( mahazo 3à4cm isankerinandro)
-manala vakivaky sy tapatapaka
-mampaniry faritra sola
-manafoana volo Fotsy
Mety amin'ny volo rehetra fa 💯% naturel an!!
Garentie afaka miantso foana Enao na mandefa mp ra mañana Olona am volo
038 20 227 34
08/02/2026
In3 misotro=Fisaka kibo
☘️☘️THE POMME VERT : manafisaka kibo sy mampihena vatana ao anatin'ny 3andro !☘️☘️
Mihaiky avokoa izay nisotro azy : tena mampifintina kibo sy mitroka tavy haingana
-manala rivotra ao anatin'ny kibo
-mety hoan'ny vehivavy mampinono
-Na avy natao OC ary afaka misotro azy
-na lahy na vavy mety foana 100% naturels
Mp avy atrany izay mila
Prix : 15000ar /18000ar
☎️038 20 227 34
31/01/2026
Astuce oh!!!
Anisany ntena manala panda am tarehy ny ankondro sy citron🍋
Citron🍋
Banane🍌
Fampiasana azy : potserina le ankondro de asina ranonina citron🍋 alona 15min de kombanina am rano matimaty
Mazoto ary mikarakara fa tena tsara b mintsy io !! Mirary soa 🥰
19/01/2026
Creme manafotsy 3andro !!!
Iza daholo le maniry fotsy ato ? 😊 tena tsara io creme io efa olona maro nampiasa azy an
Manafotsy vatana ray mantolo sady manala tâche amin'ny tarehy
Mp avy atrany ary
038 20 227 34
19/01/2026
tena maro nareo te anala mainty am Elina ,lohalika,tanana,sns.. tena oe 3andro de efa maita fiovana nareo mampiasa ity crème ity !
manafotsy vatana rehetra, mp aingana fa omeko nareo ze mila
15/01/2026
Mamy bé refa le mahita client mandefa retour otrizao
misaotra natoky 🥰🥰🙏🏼
Click here to claim your Sponsored Listing.
Category
Telephone
Website
Address
Antananarivo