Lilami Tsena
LilaMi est un endroit où on peut tout se procurer, où chacun trouvera son bonheur
#Personalshoper
24/07/2026
Ndao hiantsena ato TaMatavy 501
Tohano ny asa tanana malagasy
Rahampitso sabotsy indray vao misokatra ny tsena ao TaMatavy 501 noho ny deuil national androany zoma 24 jolay.
23/07/2026
Tia mamaky boky ve ianareo?
ito misy marque page SMILEY
Disponible ao TaMatavy 501
20/07/2026
Kapa malagasy
Vita tanana
Matière : rofia sy potidamba
Tongava mitsidika anay ato amin' I TaMatavy 501 ary o
03/07/2026
Rehefa makato TaMatavy 501 ianao dia sady mahita mivantana ny mpanamboatra azy e.
03/07/2026
Baume à lèvres Serenaï
Ideal pour l'hiver
01/07/2026
Efa eto TaMatavy 501 isika. Tongava malaky fa misy promotion.
27/06/2026
Manomboka izao dia eto amin'ny TaMatavy 501 no ahitanareo anay.
Alarobia ka hatramin'ny sabotsy 10h - 17h
Ny alahady 14h - 17h
Ahitanareo ny vokatra Simply by Mi
Ary mpanao asa tanana maro hafa
26/06/2026
Tratran'ny Asaramanitra
Contact the business
Telephone
Website
Address
Antananarivo
Opening Hours
| Monday | 09:00 - 16:00 |
| Tuesday | 09:00 - 16:00 |
| Wednesday | 09:00 - 16:00 |
| Thursday | 09:00 - 16:00 |
| Friday | 09:00 - 16:00 |
| Saturday | 09:00 - 12:00 |