100% Naturel MDG
🌿 Produits naturels Malagasy
🥥 Huile coco – Miel – Hibiscus – Sésame _
📍 Antananarivo
📩 Commande en MP
22/08/2026
Ho tsapanao zany hoe tsy misy fofona manelingelina ianao, mahazo aina tsara mandritry ny tontolo andro 🥰🥰. Eny na mbola 2 andro tsy mahita rano aza, tsy misy fofona
Mampiasà DEO miracle 😍😍
10000ar
Efa maro no afa po !
Manao livraison na dispo en face Clinique Saint Jude Ivandry !
18/08/2026
🌺 DÉCOUVREZ L’HIBISCUS ROUGE SÉCHÉ 🌺
Vous aimez les boissons naturelles, colorées et rafraîchissantes ? 😍
Découvrez notre hibiscus rouge séché, idéal pour préparer une délicieuse infusion à déguster chaude ou froide. ❤️
🌿 Pourquoi l’adopter ?
L’hibiscus est naturellement riche en antioxydants et contient notamment de la vitamine C. Il est apprécié pour :
✨ accompagner une alimentation équilibrée
✨ apporter une boisson naturellement parfumée et acidulée
✨ se déguster chaud ou froid
✨ préparer une délicieuse boisson maison sans colorant artificiel
🥤 COMMENT PRÉPARER UNE BOISSON À L’HIBISCUS ?
👉 Pour environ 1 litre :
🌺 2 à 3 cuillères à soupe d’hibiscus séché
💧 1 litre d’eau
1️⃣ Faites bouillir l’eau.
2️⃣ Ajoutez l’hibiscus séché.
3️⃣ Laissez infuser environ 10 à 15 minutes.
4️⃣ Filtrez.
5️⃣ Ajoutez selon votre goût un peu de sucre ou de miel. 🍯
6️⃣ Servez chaud ou laissez refroidir pour une boisson bien fraîche. 🧊
💡 Astuce : Vous pouvez ajouter du gingembre, de la menthe, du citron ou quelques morceaux d’ananas pour varier les saveurs. 🍋🌿🍍
❤️ Simple, naturel et délicieux !
📩 Vous souhaitez découvrir notre hibiscus rouge séché ?
Écrivez-nous en message privé pour connaître le prix et la disponibilité.
17/08/2026
Ianareo ao Antsirabe koa ve mila ilay DEO MIRACLE ? Tena efficace be fa manantona ao amin'ny Lalôkalshop Antsirabe.
Tsy hisy fofona mihintsy ny helika anao raha mampiasa io baume io 😍😍
Tsy izay ihany fa mbola Mia fotsy madio 😍😍
Andramo anie fa hiverina foana ianao 😍
Afa po daholo zay mampiasa ilay DEO MIRACLE
04/08/2026
Tsy ny teny ihany no ilazana ny kalitaony… fa ny fiverenan'ny mpanjifa no porofo. ❤️
Ireo efa nampiasa DEO MIRACLE dia maro no miverina mividy indray rehefa lany. 😍🌿
Raha mbola tsy nanandrana ianao, izao angamba no fotoana! ✨
🌿 100% naturel
💚 Sans alcool
💚 Sans paraben
💰 10 000 Ar ihany
DEO MIRACLE — Voajanahary. Tsotra. Ankafizin'ny mpanjifa. 🌱✨
👉 Andramo, ary mety ho isan'ireo hiverina haka azy indray ianao! 😉
02/07/2026
Miarahaba e, marobe ianareo no mila amin'ny tavoahangy plastique kely, tonga izy ity 😍😍
250 ml seulement a 20 000 Ar 🎉🎉
Marobe n'y soa azo àvy aminy ho an'ny ankohonanao 😍😍
24/06/2026
Ankoatran'ny Hemorroide, marobe no azo ampiasàna ny huile de Foraha 🎉🎉 :
- manasitrana fery
- manala mangidihidy
- manala angadrano, mampaniry volo
-mampadio tarehy
100%Natoraly
Tout Madagascar : Manao livraison
Antananarivo: Épicerie en face Clinique Saint Jude Ivandry
Antsirabe: Lalôkalshop Antsirabe
Mirary soa hatrany tompoko !
19/06/2026
🥶🤧 Mikohaka? Mangatsiaka? Marary tenda? Reraka sy mora tratran'ny aretina amin'izao andro mangatsiaka izao?
Aza miandry ny aretina hihamafy vao mikarakara tena! 🌿💪
🍯 Miel Pur Niaouli na Litchi ✅ Manalefaka ny kohaka ✅ Manampy amin'ny fanalefahana ny fanaintainan'ny tenda ✅ Manamafy ny hery fiarovana ✅ Mamy voajanahary, tsy misy fangaro
🥥 Huile de Coco Extra Vierge Pressée à Froid ✅ Manampy amin'ny fikolokoloana ny vatana sy ny hoditra maina ateraky ny hatsiaka ✅ Tsara ho an'ny volo simba sy maina ✅ Vokatra voajanahary 100%
✨ Ny natiora no mpiaro voalohany ny fahasalamanao!
📩 Alefaso hafatra dieny izao!
🍯🥥 Mitsinjo fahasalamana, misafidiana vokatra voajanahary!
🇲🇬
18/06/2026
Mankasitraka Lalôkalshop Antsirabe manome lanja ny Vita Malagasy, vokatra natoraly 😍🙏🙏
13/06/2026
🌺 Veloma ry Cholestérol! 🌺
Tsy izay ihany anefa... 👇
❤️ Ho anareo be tension koa! Manampy amin'ny fampilaminana ny tosidra ny infusion Hibiscus rehefa ampiasaina miaraka amin'ny fomba fiaina ara-pahasalamana.
🫀 Kolokoloy ny fahasalaman'ny fonao! 💓 Ampio hihatsara ny fikorianan'ny ra. 💓 Tohano ny fahasalaman'ny lalan-drà sy ny fo. 💓 Ankafizo isan'andro ny zava-pisotro voajanahary sady mamelombelona.
☕ Azo sotroina mafana na mangatsiaka. 🌿 100% naturel MDG. 💰 Doypack: 6 000 Ar
📩 Commande en MP 📞 038 68 254 59
Hibiscus Rouge : Tsiro mahafinaritra, tombontsoa maro ho an'ny vatana! 🌺✨
Category
Website
Address
101
Alerts
Be the first to know and let us send you an email when 100% Naturel MDG posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.