Mini Miracle

Mini Miracle

Share

🤩✨ Parce que les petits details font les plus beaux miracles ✨🤩
🛍 Boutique en ligne
🪄 Accessoire & style au quotidien
🚚 Livraison Antananarivo et province

Photos from Mini Miracle's post 22/05/2026

Iza no tia an'ilay discret nefa mandona be ireny?🫶🏻🤩
Collier croix minimaliste tena wow🥺😍💫
Mp direct pour commander🐥

19/05/2026

❓Ary ianao, inona amin’ireo loko ireo no tena manakaiky ny toetranao ? 👀

💥personalité, leadership et communication💥

Samy manana ny fomba fisainany sy ny fomba ifandraisany amin’ny olona ny tsirairay.
Misy ireo tia mitarika sy mandray fanapahan-kevitra haingana, misy kosa tia fihavanana sy filaminana.
Ny fahafantarana izany dia manampy betsaka amin’ny :
✔ fitarihana olona,
✔ fifandraisana amin’ny mpiara-miasa,
✔ fifampiresahana ao an-trano sy eo amin’ny fiainana andavanandro.

🔴🟡🔵🟢 Ireto avy ireo karazana toetra 4 hita matetika :
━━━━━━━━━━━━━━━
🔴 MENA — Mpitarika sy tia fanamby
Olona :
✔ sahy mandray fanapahan-kevitra,
✔ tia vokatra sy fahombiazana,
✔ mivantana amin’ny resaka,
✔ tsy tia miandry ela.
➡ Fomba firesahana aminy :
Mitenena mazava sy mivantana.
Asehoy ny tanjona sy ny vokatra andrasana.
⚠ Tsy tiany :
— fisalasalana,
— fahatarana,
— olona tsy mazoto.
━━━━━━━━━━━━━━━
🟡 MAVO — Mpampirisika sy tia fiaraha-monina
Olona :
✔ falifaly sy mora mifandray,
✔ tia mamorona sy manome hevitra,
✔ mahay mampientanentana ny hafa.
➡ Fomba firesahana aminy :
Miresaha amin-kafaliana sy amin’ny fomba sariaka.
Avelao izy haneho hevitra sy hamorona.
⚠ Tsy tiany :
— tontolo henjana loatra,
— fitsipika be tafahoatra,
— fahazarana miverimberina.
━━━━━━━━━━━━━━━
🔵 MANGA — Olona voalamina sy mandinika
Olona :
✔ tia filaminana sy fandaminana,
✔ mandinika tsara alohan’ny hanao zavatra,
✔ tia fahitsiana sy kalitao.
➡ Fomba firesahana aminy :
Hazavao tsara ny antsipiriany.
Mampiasà porofo sy fanazavana mazava.
⚠ Tsy tiany :
— korontana,
— tsy fahatomombanana,
— fanerena tampoka.
━━━━━━━━━━━━━━━
🟢 MAITSO — Olona milamina sy be fiahiana
Olona :
✔ tia fihavanana sy fiaraha-miasa,
✔ mahay mihaino,
✔ manampy sy mampahery ny hafa.
➡ Fomba firesahana aminy :
Mitenena am-pahatoniana sy am-panajana.
Omeo fotoana izy handinihana.
⚠ Tsy tiany :
— ady sy fifandirana,
— tsindry mafy,
— fifaninanana tafahoatra.
━━━━━━━━━━━━━━━
💡 Samy manana ny heriny sy ny fahalemeny ny tsirairay.
Ny tena zava-dehibe dia : 👉 mahafantatra ny tenantsika,
👉 mahafantatra ny fomba hifandraisana amin’ny hafa.
Satria rehefa hainao ny mifandray amin’ny olona araka ny toetrany, dia mora kokoa ny : ✔ mitarika,
✔ miara-miasa,
✔ mampandroso fifandraisana tsara.
Araho hatrany ny pejy ho an'ny zavabaovao🌹

17/05/2026

Ecouteur sans fil mignon kely🥹🥰✨
+ housse sy porte clé😍❤🤩
Mp pour commander✨🫶🏻

Photos from Mini Miracle's post 15/05/2026

Ecouteur sans fil mignon kely🥹🥰✨
+ housse sy porte clé😍❤🤩
Mp pour commander✨🫶🏻

13/05/2026

✨ Torohevitra fandaminana akanjo (simple & efficace) ✨
Reraka amin’ny fitadiavana akanjo isan’andro? 😩
Ireto tips tsotra hanampy anao 👇
✔ **Zaraina par catégorie**
👉 haut, pantalon, robe…
➡️ mora tadiavina😍
✔ **Mifidy izay tena ampiasaina**
👉 esory izay tsy ampiasaina intsony
➡️ tsy mikorontana ny toerana
✔ **Apetraho eo akaiky ireo “favoris”**
👉 ilay tena ampiasainao matetika
➡️ gain de temps 😏
✔ **Aza fenona be loatra**
👉 avelao hisy espace
➡️ madio + aesthetic ✨
✔ **Manao rangement kely isan-kerinandro**
👉 tsy miandry ho mikorontana😅
💛 Tsarovy:
**Ny filaminana ivelany = filaminana anaty koa** 😌✨
💬 Ary ianao?
Milamina ve ny armoire-nao sa mbola “mission impossible”? 😭👇

10/05/2026

RETOUR CLIENTE mamikely🥹❤🤩
Tena mampahery anay ny mahazo retour toy izao 🥹✨
Rehefa mahita mpanjifa faly sy afa-po dia vao mainka mahazo motivation hanatsara hatrany izahay 💪📦
👉 Ny Mini Miracle dia tsy vokatra fotsiny, fa **cadeau kely mitondra tsiky sy fahafaham-po** 💖
🌟 Merci pour la confiance

08/05/2026

Montre silicone✨🥹❤
Couleur: blanc💫
Misy boite tsara kely miaraka aminy✔
Vitsy tena vitsy fa MP malaky🤩

05/05/2026

🏡 AMBANIVOHITRA? 😄

Ilay toerana mbola:
🐓 akoho no alarm,
🌿 rivotra no climatiseur,
👀 ary ny fokontany no Facebook 😂

Fa na tsotra aza ny fiainana any,
💚 feno fihavanana,
💚 feno hanitra nahandro kitay,
💚 ary feno fahatsiarovana mamy.

😆 Ary ianao, aiza ny AMBANIVOHITRAreo ary inona ilay fahatsiarovana tsy ho adinonao tany?

Photos from Mini Miracle's post 30/04/2026

Sandale style Birkenstock😍💫✨
Couleur: Noir, blanc🥹🤗
Pt: 36/37

27/04/2026

Inona no fialambolinao tamin'ny mbola tsy nisy facebook?🤗🥹

Want your business to be the top-listed Beauty Salon in Antananarivo?
Click here to claim your Sponsored Listing.

Address

Antananarivo 101
Antananarivo